EMISSION SPECIALE DU 12 DECEMBRE 2018 Gothlieb Olom pirenena Miroboka BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 215

  • @dood587
    @dood587 6 ปีที่แล้ว +26

    NY MATOTRA IHANY TOKOA RY GOTH a ! Mbola betsaka mantsy ny maivamaivana sy taitaitra ary manofy ! be ny voafitaka sy voambaka any amin'ny faritana an ! dieny mbola tsy tara sy hanenenana dia 25 no MATOTRA !!

  • @manjakamiadana5554
    @manjakamiadana5554 6 ปีที่แล้ว +4

    Misaotra Goth. C'est valable aussi ho an'ny mpanohana 13 ny conseils. Mahaiza mifanaja na tsy mitovy fijery sy safidy aza.

  • @reyph742
    @reyph742 6 ปีที่แล้ว +12

    MANKASITRAKA ANAO GOTH À! MARINA FA I RAVALO IHANY NO HANAVOTRA AN I MADAGASCAR ! !!! MASINA NY TANINDRAZANA ! !!! N 25 IHANY NO SOLUTION !

  • @harterherve667
    @harterherve667 6 ปีที่แล้ว +12

    Tena marina daholo reo voalazanao ra Gothlieb,ny toetsaina sasany mila hovaina ra te androso marina ny firenena.Ny mpanao politika dia olona voafidy mbaoka ka tsy tokony anararaotra ny fahefany ary ampiaro ny lalana ho any rehetra tsy akanavaka.

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว +6

    MANKASITRAKA Goth a!mazava tsara,fa de samy mandray ny andrakitra tandry azy avy isika mpomba ny 25,fa efa manao izay ho avant ny sasany mividy olona tsy menatra akory,ny tanjontsika de pandresy Dada

  • @miary2475
    @miary2475 6 ปีที่แล้ว +8

    Yes Goth 👏🏼👏🏼👏🏼

  • @oulienandrianina8985
    @oulienandrianina8985 5 ปีที่แล้ว +6

    IZANY NY OLONA TENA MAHAY MAMANKAFAKA SY MANDINIKA LALINA MANKASITRAKA GOTHLIB

  • @rosegeorgianah624
    @rosegeorgianah624 5 ปีที่แล้ว

    Sur Goth a!!!👏👏👏👏tsika tsy miala @Dada e❤❤❤

  • @marinathiana7042
    @marinathiana7042 6 ปีที่แล้ว +3

    Fonds des campagnes électorales
    -Ravalomanana: niainga tsipaipaika avy @ny Malagasy
    -Rajoelina: vola tsy fantampiaviana
    Politika ny sécurité
    - Ravalomanana: miainga @ny fifampiresahana @ny fomba malagasy; samy Malagasy ny resaka
    -Rajoelina: famonoana ny dahalo (izay olombelona) @ny drones, puces @ny omby; hiarahana @ny vazaha
    Politika ny éducation
    -Ravalomanana: tohin'ny MAP
    -Rajoelina: tsisy resaka momba an'izany
    Politika ny territoire
    -Ravalomanana: politique décentralisée manana forme fédéralisme (hita mazava tsara @ny resaka tvm fa misy influence-n' i Serge Zafimahova)
    -Rajoelina: décentralisation fa somary tsy mazava ny fanazavany azy
    Politika monétaire
    -Ravalomanana: tsisy resaka
    -Rajoelina: tsisy resaka
    Politika politisianina
    -Ravalomanana: lasa mirona be @ny politika n'i Zafy Albert ( réconciliation nationale), fanovana lalam-panorenana
    -Rajoelina: tsy mazava
    Miandry ny débat manaraka @ny tvm indray mahita azy

    • @ambinintsoaramelson6943
      @ambinintsoaramelson6943 5 ปีที่แล้ว

      Aza mampiomehy wa...

    • @marinathiana7042
      @marinathiana7042 5 ปีที่แล้ว +1

      @@ambinintsoaramelson6943 Mahazo miomehy ianao ka ! Fa rehefa diso safidy ianao ka milonano anaty maloto dia tohizo foana ny fiomehezana!

  • @minella63
    @minella63 6 ปีที่แล้ว +8

    Marina mihintsy zany Gothlieb a / any @ faritra sarodalana toa ny any @ sud , sy antsinanana iny de tena mila fanarahamaso be mihintsy fa any reo 13 reo no tena nanao zay tiany natao t@ le 1er tour

  • @jackelsonandrianirina7447
    @jackelsonandrianirina7447 6 ปีที่แล้ว +6

    na mpanao hatsikana, mpivarotra sarbo, na mpanao gardien dia mananjo hifidy sy hiresaka politika satria olom-pirenena.ianao io koa mba miakara dia tohany izay tohananao fa adidinao izay.

  • @hantasoafaustine9242
    @hantasoafaustine9242 6 ปีที่แล้ว +12

    Marina mintsy zany, tsy tokony atao ohatran Andriamanitra ireo candidat ireo, za tsy manohana 25 fa le fanatisme trop loatra tsy tsara, misarabazana am resaka politique tsy mety.

    • @mitantsoatsyory7470
      @mitantsoatsyory7470 5 ปีที่แล้ว

      Tsara ny fanehoan_kevitra nentinao Gothi ! Mankasitraka

  • @finoanaandriafenohasy5473
    @finoanaandriafenohasy5473 5 ปีที่แล้ว +2

    hafa mihitsy ny fandalinan'ny olona misaina mahay mandanjalanja toa anao ry Goth a, tena mandresy lahatra, tapakevitra aho hifidy an'i dada

  • @tiavinaandria8677
    @tiavinaandria8677 6 ปีที่แล้ว +9

    siora Goth anh 👍☝ tena mety be zavatra teneninao... miaiky n'y fanazavanao

  • @modesterobert7646
    @modesterobert7646 6 ปีที่แล้ว +1

    zahay tsy mila any ravalomanana f mangalatra tani fotsiny io eo

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      rajoel nivarotra tany 100.00à hectares t@ vahiny. dia ahoana ny ilazàna izany?

    • @victorinerakotomalala2382
      @victorinerakotomalala2382 5 ปีที่แล้ว

      Oh ry havako é de hamono tena zany nareo ratoa ka r8 no lany eo, niahy aloa na r8 na Andry de zay no filoha fa za? Leo krizy ok

  • @janogemayel64
    @janogemayel64 6 ปีที่แล้ว

    Tena marina be zany teny nao zany got👍👍👍makasitraka 100% marinabe daholo io lazainao io! Ravalomanana hiany no mahatafaverina izao forenena izao amin laony!!!!!!

  • @vonjyrakotondrazafy1671
    @vonjyrakotondrazafy1671 6 ปีที่แล้ว +6

    Ilaina be mihitsy ny fanazavana Goth aa, 25 no matotra ary mendrika be ho filoha eee

  • @projetmiharycbmmadagascar
    @projetmiharycbmmadagascar 6 ปีที่แล้ว +5

    Mankasitraka Goth

  • @niainarakotoson8558
    @niainarakotoson8558 6 ปีที่แล้ว

    Mba matotra amzay ry Gothlieb a! tsy zazakely ny vahoaka Malagasy ka azonao rebirebena am resaka momota sy Syril

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Momota sy Syril dia mampiala voly ary manampy @ fitaizan ny olom-pirenena, sao tsy takatrao izany. Fa kosa ny Miami sy coton de tuléar mifono hevi-dravina a.

  • @heriramani3841
    @heriramani3841 6 ปีที่แล้ว +4

    Mahaliana b ilay vaovao tao amin'ny MBS ny 10 sy ny 12 décembre alina. . . KIZO NO miandry antsika raha tsy mandeha mifidy ary INDRINDRA RAHA TSY MAHAY MISAFIDY.

  • @misiarayo
    @misiarayo 6 ปีที่แล้ว +8

    Tiako ny adinao ry Gothlieb Olom pirenana ary ho ataoko fitaratra

    • @herytiananirina2003
      @herytiananirina2003 6 ปีที่แล้ว

      Tsr le fanazavana fa zahay ts miala am candidat num 13

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      @@herytiananirina2003 Aza miala aminy ary dia ento miala lavitra be any izy dia aza averina eto Madagasikara intsony fa mandrava efa fotsiny.

  • @hajaalainratsimbazafy9478
    @hajaalainratsimbazafy9478 6 ปีที่แล้ว +1

    Merci goth

  • @sebastienrasendrarivo3386
    @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

    Hanampiako ny fanazavan'i Goth dia ito misy hafatra kely ho an'ireo mpankahala an-jambany tafiditra marobe eto: L’ignorance mène à la peur, la peur mène à la haine
    et la haine conduit à la violence. Et la violence est la racine du fandravàna.

    • @tahinaandriamiarana1349
      @tahinaandriamiarana1349 5 ปีที่แล้ว

      tsy fampiomehezana ny mitondra fanjakana e! de hita mazava hoazy koa nge fa tsy misy tanora mintsy ny ankabiazan'ireo mpanara dihy e! de ireo olona ireo nefa tsy maintsy haka anjara plasiny daholo, de aninona eo amin'ny fitondra aza ny fikambanam-be ny be antitra e, anangona retraite ve?

  • @priscasanz4565
    @priscasanz4565 5 ปีที่แล้ว

    👍👍👍👍👍 ok merci e 25 any

  • @heriniainarakotonomenjanah3256
    @heriniainarakotonomenjanah3256 6 ปีที่แล้ว +9

    25 hatramin farany

  • @didierrakotoanosy3775
    @didierrakotoanosy3775 5 ปีที่แล้ว

    averina foana ity.Ary tsy hatsahatra mihitsy..Inona no antony tsy nanefana ny hetra.Tadidio tsara fa ny fandio iray siny tsy mahaleo fandoto iray tandroka.Ka lazain'ingahy mampihomehy (ho an'izay mihomehy) dia valio aloha io fa amiko ny fanefana ny hetra ihany aloha no maha olom-pirenena malagasy.

  • @annadada100fanjasoa2
    @annadada100fanjasoa2 6 ปีที่แล้ว +10

    makasitraka e

  • @ericrasolonaivo2394
    @ericrasolonaivo2394 6 ปีที่แล้ว +1

    Zahay aloha raha mijery dia tsy misy programa ny K25 hafa tsy resaka fanaratsiana sy izao resaka mpanongampanjakana 2009 zao foana,, ary rehefa tsy mahita lazaina dia mahavita mamorondainga mitsy

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว

      IZA NO TENA MPANDAINGA?RAJOELINA MPANONGAM-PANJAKANA TENA MPANDAINGA MARIVO TOTOTRA, TSY MENATRA AKORY ERY IMASOM-BAHOAKA TVM MANDAINGA!ZANY CE NO HITONDRA FIENENA??DE TENA RO MENATSA

  • @aldira2012
    @aldira2012 5 ปีที่แล้ว

    Rajoelina am maha rajoelina azy tsy misy olana amiko fa ilay esprit napetraka tao am malagasy tam 2009 miitsy no tsy hitiavako ny fototra ijoroan ny TGV! nampianarina nangalatra, nandroba, nanapotika ny malagasy mitovy am tena, marina ny tenin i Goth, nanomboka niarina ny resaka civisme teto 2002-2009 fa zao tena lasa nitotongana tanteraka, jereo amin ny andavanandron olona eny rehetra eny raha mandainga aho!

  • @valisoaandrias6270
    @valisoaandrias6270 6 ปีที่แล้ว

    Mahay manao hatsikana sy mampiresaka be i Cyril, fa saingy tsy nahazaka an'i Melky!! zany hoe: tsy maharesy lahatra ny vahoaka Malagasy

  • @gghgxgjg3672
    @gghgxgjg3672 6 ปีที่แล้ว

    MIA kARA EO FONA NAREO REHETRA RY TIM FA NY MAHA FALY DIA PRESIDENT ANDRY RAJOELINA MAMI-BAHOAKA. ZAHAY TSY MIALA @ NUm 13 OK OK✌️✌✌✌✌✌✌👏👏👏👏👏👏❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @rakotonirinarolland4532
    @rakotonirinarolland4532 6 ปีที่แล้ว

    Makasitraka ny Goth!

  • @rajosoafrancky3824
    @rajosoafrancky3824 6 ปีที่แล้ว +1

    Tena misaotra GOTH a! Matotra, sy marina zany teny zany

  • @gghgxgjg3672
    @gghgxgjg3672 5 ปีที่แล้ว

    Bye bye bye Dadaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa

  • @raharijaoandrianirina9639
    @raharijaoandrianirina9639 6 ปีที่แล้ว

    Noho ny fahaizanao mandresy lahatra ve dia ho hadino daholo ny hoe "tsapao aloha ny herinareo va mankanty amiko"

  • @brunoratah5660
    @brunoratah5660 6 ปีที่แล้ว +1

    na hanao roulade eran'i Madagasikara ary nareo fanatikan'i Ravalomanana dia ny vahoaka Malagasy tsy mila franc macon sy mpamono olona ary mpivarotra tanindrazana am vazaha tahak an ra8 tsony, ny amboa no miverina am naloany

  • @tafikaharimboangy7380
    @tafikaharimboangy7380 5 ปีที่แล้ว

    salama e! Aza manahy Gothy fa maro mpanakanto mahasahy maneho ny safidiny ara-politika fa maro anisa zahay ny manan-tsaina fa safidy ny anao ka tsy hanenjika anao ny @izany! Fotsiny , generalisé'nao be ilay hoe hifidy an'i zatsy izaho fa tsy tiako izy , fa tsy tarehy anie ilay tsy hitiavana fa @ entsoinao adikako hoe na ny farany tsy ampy fahaizana aza mahay mandinika ny fiainam-pirenena nihatra taminy satria izy olombelona e! De izay no anton'ny safidy fa tsy olona efa farafaharatsiny efa 25taona mihoatra kosa no hoarinao toan'ny zaza ka hoe tsy tiako de tsy fidiko na iry no fidiko mba ho tezitra ilay iray ! Manambany indray enao raha izay fa tano ny safidinao de aza manao jeu de phrases sy mots izany fa arao ny lohateny nataonao t@ ilay fandaharana ka mba tompon'andraikitra ny safidinao hianao! Assume à 100/100 monsieur ! Manjary samy manana ny fandikany ny hoe MIROBOKA mantsy io ka lasa hanontany zahay hoe hatreny @ ranjo fotsiny anie Gothy izany miroboka rehefa hiatrika vahoaka satria tsy clip intsony ity izy eeee

  • @donamams
    @donamams 5 ปีที่แล้ว +1

    Izaho koa olom-pirenena miroboka #K25

  • @rasandysophie9083
    @rasandysophie9083 5 ปีที่แล้ว

    Amiko dia tsy maintsy ary tsy maintsy hiena ny mpifidy @ ity 2eme tour ity ! Ny an'i Goth indray dia toy ny resaka fiharovan-tena sahady ny anton'ny safidiny fa tsy araka ny lohatenin'ny fisehoany toy izao noho ny ahiahiny kely sahady fa tsy ho lany ny Num 25 ! Aza manahy hianao Goth fa mijanona ho ilay mpanao antsikana isany ankafizina hianao fa logique be isika rehetra tsy niara niaina sy niara nahita izay tsy hitan'ny sasany ka tsy hitovy safidy mihintsy! Mankasitraka Gothy

  • @Rariny25
    @Rariny25 6 ปีที่แล้ว

    Kiondalàna goavana ho an'y malagasy any antanindrazana io é. FIDIO NY LAHARANA FAHA-25.
    Jereo anié ny olona miaraka sy manoana an'i Rajoelina é :
    1- Ireo mpanakarem-be toy ny Karana, Ravatomanga, sy ireo mpiara manao RAID miarak@ tale jeneralin'ny TVPLUS. Mba jereo anié le fandaharana FAN2MOTO é.
    2- Ireo olona tena sahirana ihany koa tafaroboka. Manonofy saingy indrisy, ho very ianareo, tonga dia lazaiko mivantana izany.
    Zay fa mahereza daholo é

  • @ravoralaimino7976
    @ravoralaimino7976 6 ปีที่แล้ว

    13 ihany no safidin'ny vahoaka maro an'isa ka!! reraka eo enao fa tsy mila lahiantitra efa naloambahoaka sady mpandripa-bahoaka ary rain'ny lainga ny gasy

  • @alertogasy8526
    @alertogasy8526 5 ปีที่แล้ว

    SADY ARTISTE TSY MAHAVELONA HONO . AZA ADINO NY TARY REFA AO @ KOLONTSAINA E. OK GOTH

  • @alertogasy8526
    @alertogasy8526 5 ปีที่แล้ว

    Mijanona Ragoth artiste ihany fa aza manao politika a. Koboko e. Te ho lasa Minisitry ny kolontsaina an. Aleo marina mitsapatsapa e . Sao MBA tafa ohatry ry Onitiana realy

  • @gghgxgjg3672
    @gghgxgjg3672 6 ปีที่แล้ว +1

    NA HITETY ZAO TOTOLO ZAO AZA NAREO RY GOTHLIEB DE RERAKA FOTSINY EO FA ZAHAY TOKANA NY SAFIDY SOLUTION NUM 13 ✌️✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌✌

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 ปีที่แล้ว +1

      Zay tiany Goth hany io .alefa Dada a .misaotra ireo artiste mpanohana an'Dada

    • @dorenzalissa2937
      @dorenzalissa2937 5 ปีที่แล้ว

      13 fidiana dia miandrasa parking @ EPP sy puce omby ary building ho an'ny karana silamo sy ny vondrona MAPAR

    • @gghgxgjg3672
      @gghgxgjg3672 5 ปีที่แล้ว

      Dorenz Alissa 13 JUSQU @ FARANY NY ATY MAZAVA ? ✌️✌✌✌✌✌✌❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️👏👏👏👏👏👏👏

    • @valeriejulie4658
      @valeriejulie4658 5 ปีที่แล้ว

      Ggh Gxgjg kkkk ka fanatique b loatra koa hiova anina ko nf

  • @nalisoarajerison2172
    @nalisoarajerison2172 6 ปีที่แล้ว +1

    Marina ny teninao oe nisy tsy nety nataon ireo mpitondra nifandimby fa ny an i Marc Ravalomanana trop!fanagejana ny tontolon ny fampiasam bola teto. Hany ka nanjaka ny concurrence déloyale

  • @juliazanarisoa6683
    @juliazanarisoa6683 5 ปีที่แล้ว

    anisan'ny mpandrehitra afokasoka ianareo haino amanjery.Raisinareo ny volan'ny mpanao politika avy eo alainareo sary ny mpomba ny atsy sy ny aro mifamono sy mifanenjika mba hijerenay maso ny tele-nareo.

  • @dood587
    @dood587 5 ปีที่แล้ว

    kkk! tsy afaka m"pine na mi-triche tsony i Lavasanga FA " débat à huis clos " hisy fiomehezana ndray zany fa toa ahazo "dam' ndray !! kkk

  • @falyrabetsitonta2
    @falyrabetsitonta2 5 ปีที่แล้ว

    Raha jerena ny tantara dia i "Hitler" anie no nanao ny 'Manifeste' ny parti socialisme tany Allemagne. Ka ratsy ny mampahatsiha ny ratsy ( tokony mba novainy izany ), mampalahelo no nitranga taloha, mamofona Dictature!!!

  • @noromamisoanicoleandriambe9070
    @noromamisoanicoleandriambe9070 6 ปีที่แล้ว

    izo zany ilay fomba fiteny hoe NY SARETY INDRAY NO MITARIKA NY OMBY?????? Nety t@ ingahy GOTH hono ny fitondran ingahy Ravalomanana TIA TENA SY PANAO DIDI-JADONA.

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Nety ho anay vahoaka miasa sy misaina tokoa ny fitondran'Atoa Ravalomanana ka.

    • @noromamisoanicoleandriambe9070
      @noromamisoanicoleandriambe9070 5 ปีที่แล้ว

      @@sebastienrasendrarivo3386 samy manana ny vahoakany ary samy manana ny asany ary mbola apiako hoe samy manana ny mety aminy ka aleo ny valim-pifidianana no hitsara.

  • @gasyihany
    @gasyihany 6 ปีที่แล้ว

    Eo anie ilay olana e; tena ilaina ve ny anindraindranareo hoe momba ny atsy na ny aroa aho. Maninona tsy manome ny hevitrareo mahakasika ny raharaham-pirenena fotsiny ianareo; manabe ny olona hanana fijery mitsikera ny zava-misy. Fa na inona na inona ataon'ingahy eo dia vao maika manome lanja ny fifidianana par defaut izao ataon'ingahy izao.

  • @swann6
    @swann6 6 ปีที่แล้ว

    otran manao MOMOTA iany razoky no tena mety aminao a fa otran tapaka b foana ah na miaino anao miresak tsotra aza ... le mapme mitsy zan no mety aminao e

  • @totojeanclaudio9039
    @totojeanclaudio9039 5 ปีที่แล้ว

    samia mba mihaino tsara an'ty aryeeeeee th-cam.com/video/UvAhtCEpyac/w-d-xo.html

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 6 ปีที่แล้ว +1

    Ny fitsarana aingana ho an ireo candidat ireo ra sahirana ianao ny hifidy ry vahoka dia ny olona manodidina azy ireo mba jereo sy fakafakao dia voavaly ny fanontanianao dia hitanao ary hainao ny mifidy fa ireo manodidina azy ireo dia vakina fotsiny ny dimy taona manaraka.fa samy babany ireto kandida ireto e,fa le poizina manodidina ireo no tena hanimba zavatra eo.tsy oe i goth no lazain oe poizina akory fa izy aza mazava fo tsara

  • @RAVELONRIAN
    @RAVELONRIAN 5 ปีที่แล้ว

    Misaotra Goth. Ravalomanana no hanavotra an'i Gasikara tsy ho viravirain'ny KFC. Mandroso milamina mitraka isika.

  • @zazamaditra0074
    @zazamaditra0074 5 ปีที่แล้ว

    fanentanana ho an'ny mpifidy
    th-cam.com/video/DSxZhWzCALE/w-d-xo.html

  • @lanissrakoto5435
    @lanissrakoto5435 6 ปีที่แล้ว

    enao aloh d diso hevitra fa ny Malagasy tsy hifidy devoly sy mpamono olona toa an ra8 hitondra eto intsony e! amboary dieny zao ny saina ry K25

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว

      😂😂😂LE TOETRAN'LE INONA TOHANANAO IZANY TENENINAO ZANY RY NAMANA AAH..

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Aza afindranareo @ olon-kafa ny fahotana sy ny haratsiana tafahoatra vitanareo. Tsy tahotra tsy henatra ianareo dia mamitaka sy mamafy lainga ato toy ny mahazatra anareo. Ambanianareo loatra ny Malagasy fa heverinareo ho mora fitahana @ izany. Tsia!

  • @sandyrajery4126
    @sandyrajery4126 6 ปีที่แล้ว +2

    Raha hampiresaka sy hanao hatsikana aloha dia hain'i Goth fa raha famakafakàna dia zero!! tsy maharesy lahatra mihitsy... ny olona tohananao efa nitondra teo (tsy tetezamita) fa ny fangoronankarena sy ny fampitomboana ny fanananay no prioritaire, tsy resahako intsony ny famonoan'olona nanomboka 2002, olona liandrà sady devoly. Tsy milaaaaaaa

    • @jackelsonandrianirina7447
      @jackelsonandrianirina7447 6 ปีที่แล้ว +1

      na mpanao hatsikana, mpivarotra sarbo, na mpanao gardien dia mananjo hifidy sy hiresaka politika satria olom-pirenena.ianao io koa mba miakara dia tohany izay tohananao fa adidinao izay.

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 ปีที่แล้ว +2

      Ianao io no devoly lava rambo .misy tandroka .tohano zay 13 nao de ampy anao .tsisy saina fa vendrana
      Valiko mihitsy fa kely fisainana

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Ny olom-pirenena miroboka dia mitondra anjara biriky @ fananganana fa tsy toa an'i Sandy Rajery sy rajoel tohanany izay tsy mahay afa-tsy mandrava. Izahay 25 dia mpanangana fa tsy mpandrava e

    • @dorenzalissa2937
      @dorenzalissa2937 5 ปีที่แล้ว +1

      Raha hampandihy sy hanao fety dia ilaina rajoelina fa raha hitondra firenena dia STOP fa tena manompo karana silamo sy frantsay ka tena tsy mba mitsinjo ny vahoaka malagasy. Tsy ho voafitakao ntsony rajoelina ny katolika a. Ampiasainao fotsiny ny olona dia aveo anao tia tena sady mpandainga tena tsy mendrika.

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 5 ปีที่แล้ว

    k25 hatrany

  • @raharisontsirylalaina9621
    @raharisontsirylalaina9621 6 ปีที่แล้ว +1

    enjana zany étude ni goth zany

  • @rabengodona9852
    @rabengodona9852 6 ปีที่แล้ว

    Ahoana ary ireto sarim-behivavy be fanaovana resaka politika ireto? Tiako ifanatrehana ahitana ny tena farehiny fa sao dia fitaka fotsiny

  • @tantelyandrianjazalahatra4623
    @tantelyandrianjazalahatra4623 5 ปีที่แล้ว

    Tsara fa saika tsy ampy le details an'le passif sy actif.

  • @AnouAzad
    @AnouAzad 5 หลายเดือนก่อน

    14:44

  • @mamyzarasolo1359
    @mamyzarasolo1359 6 ปีที่แล้ว +2

    dia ny tena no menatra aminao ry Gothlieb, sao everinao fa paiso ary ny malagasy? tsy comedie ny rahrahampirenena

    • @jaonaranaivosoa4904
      @jaonaranaivosoa4904 6 ปีที่แล้ว +2

      Ity koa le maimbo vavan-drajoelina devoly tranon-dainga

    • @jackelsonandrianirina7447
      @jackelsonandrianirina7447 6 ปีที่แล้ว +1

      na mpanao hatsikana, mpivarotra sarbo, na mpanao gardien dia mananjo hifidy sy hiresaka politika satria olom-pirenena.ianao io koa mba miakara dia tohany izay tohananao fa adidinao izay.

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 ปีที่แล้ว +1

      Ianao no paiso fa aza zahay vahoaka aza ampidirina @ zany fa 25 le numero

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว +1

      Ianao ihany ange Mamy Zarasolo no miteny ny tenanao hoe paiso ianao e! tsy misy hainareo sy rajoel afa-tsy ny mandrava. Mampalahelo loatra ilay toetranareo.

    • @valeriejulie4658
      @valeriejulie4658 5 ปีที่แล้ว

      Mamy Zarasolo fa raha 13 ve no fidiana d tsy menatra ianao

  • @taratraandriama5550
    @taratraandriama5550 6 ปีที่แล้ว +3

    zahay tsy mila devoly irak'i Losifera mpamono olona e!! resaho zay resakareo sy famitahanareo fa ny fantatray efa namono ny havanay io ary efa nanakatona ny fiangonanay!!

    • @lemiratianarivo1663
      @lemiratianarivo1663 6 ปีที่แล้ว

      Maninona tsy mba nolazain-drajoelina oa le 7fev 2009 e! Mba ahalalana ny marina tokoa sa matahotra ve izy?

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว +2

      IO OLONA TOHANANAO IO NO NAMONO NY HAVANAO,NANAKARAMA,COLONEL IRAY MBA HITIFITRA TENY AMBOHITSIROHITRA,AOKA HAZAVA

    • @TheAnalamanga
      @TheAnalamanga 6 ปีที่แล้ว +1

      hay ty kay FPVM ko. mazava be ilay hevitrao ko. aza mifidy azy fa tsy mainona izany fa atsaharo ilay fanendrikendrehana olona be fahatany ohatra io e.

    • @minella63
      @minella63 6 ปีที่แล้ว

      Ary naninona no tsy naveriny Andry sy Hery taminareo ny fanokafana azy sy ny fitsarana izay namono azy nefa dia ny olona tohananao no tena tompony lalana ao @ fitondrana

    • @zavaandriamamanga853
      @zavaandriamamanga853 6 ปีที่แล้ว +1

      @@TheAnalamanga raha nanararaka n'y tantara n'y Fpvm Aho Dia izao n'y fandehana:tsy RA8 no nanakatona Fa n'y synoda.tsy nanarataka lalana.ary Ilay OLona MPITONDRA Tao @fotoana izao Dia tena milalao vola bé.nanambaka n'y mpiani à tantara lava bé Ary miheritrereta Ary.

  • @tsimilatamby4
    @tsimilatamby4 5 ปีที่แล้ว

    Marina mihitsy zany Got ah

  • @rinaralevarisoa2220
    @rinaralevarisoa2220 6 ปีที่แล้ว

    Manaratsy sy manenjika no propagandinareo fa tsy misy programan'asa, tsy maharesy lahatra; zany hoe hanenjika sy hamerina ny fombany taloha indray ingahy Ravalomanana miaraka amin'ireo mafia be dia be lasa manohana azy ireo?!! loooozaaaaaa

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว

      ARY NY FANARATSIANA AN-DRAVALO AO @VIVA SY MIARA-MANONJA??SA MARENINA DU JAMBA TSY MAHENO DU MAHITA AN'IRENY?

  • @rovaniainavololonirina9512
    @rovaniainavololonirina9512 5 ปีที่แล้ว

    sur

  • @melyvolasoa808
    @melyvolasoa808 5 ปีที่แล้ว

    Miady atrano ny malagasy

  • @expressionliberte6853
    @expressionliberte6853 5 ปีที่แล้ว

    Ko raha kidaona maraina ty izy ko

  • @perlerasolonjatovo9657
    @perlerasolonjatovo9657 6 ปีที่แล้ว

    Salomon naly

  • @andriamanalinaralambo9770
    @andriamanalinaralambo9770 6 ปีที่แล้ว

    tanjona Ministra ny an'i Goth ra lany Ravalo.

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +2

    Lalao, tena Ray lainga ko ianao, ireo manohana Ra8 ireo dia vola daholy , mihevitra azy ireo hadala hangaha ianao, ka efa fantany toetran'i Ra8 dia hiasa maina @ Ra8 eo ry zareo hanohana réfléchir un peu 🤔🤔🤔🤔🤔🤔😣😣😣😣😣

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 6 ปีที่แล้ว +1

      Ny zanak'i Dada dia tsy mandray vola na @iza na @iza ! Mazava ?

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 ปีที่แล้ว +2

      Na miasa maina na miasa lena tsisy tokony hamparary aina anao.25 no izy eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee

  • @raharijaoandrianirina9639
    @raharijaoandrianirina9639 6 ปีที่แล้ว

    Mbola mila hanaovana propagande ve ny eto Tana !!!!!

  • @alexratsimbazafy3752
    @alexratsimbazafy3752 5 ปีที่แล้ว

    Inona @ zay voalazan'lah rehetra zay zany zao no antony tokony hifidianan'ny olona an'le 25 lesy ry Gôty.Nareo izay tokony hampakatra ny adi hevitra indray no lasa mampidina azy. Tetikasa sy programa no isafidianana "mpifaninana" fa tsy ny fanaratsiana.Samy tsy misy anadahindrenintsika izy mianaka ireo fa aoka mba ho ny programa mazava no isafidianana olona.Raha fintinina dia samy efa nanota sy nangalatra teto @ ty firenena ity izy ireo fa iza no manana programa mazava de izay no fidio? Samy malalaka hisafidy izay tiany ary halaviro ny fanaratsiana satria toetra hoanireo "minables" maro an'isa ao @ andaniny sy ny ankilany izany.

    • @lemiratianarivo1663
      @lemiratianarivo1663 5 ปีที่แล้ว

      Ny programme programme ihany frère, fa misy NY atao hoe réalisable. Hoy zay fomba fiteny izay hoe "valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza" tsy haiko na hainao ny dikany zany

  • @raissanandrianina9503
    @raissanandrianina9503 6 ปีที่แล้ว +1

    RESAK'OLONA MAMPIOMEHY VE NO HENOINA? RAHA TAFAVERINY NY AIN'IREO OLONA MATY NOVONOINY 2002-2009 DIA METY HIFIDY AZY IHANY AH,, NY HAMERINA NY FANANANANY NO MAHAMAIKA AN'IO DADABE EFA RETRAITE IO FA EFA TEO IO NO NALOAMBAHOAKA

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว

      IO OLONA TOHANANAO IO NO MPAMONO OLONA, FA AZA MANDAINGA

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Ianao ity izany ilay olona mpankahala olon-dehibe a! tsya mahagaga satria notaizain-drajoel hankahala olona ianareo; zatra mpandrava loatra mantsy ka feno fankahalàna fotsiny fa tsy mampiasa saina. Natao ampiasaina ange io saina io Raissa e!

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Noezahanareo novonoina sy nopotehina ary nolotoina ny Filoha Ravalomanana nefa mbola io mirijarija tsara io foana izy satria ny marina tsy mba maty. Tsy tantin'ny vavoninareo mihitsy hoe mbola mafy orina sy matanjaka tokoa ny Filoha Ravalomanana. Hany herinareo sisa rehefa tsy hitanareo intsony izay atao satria poak'aty ny hevitra atosakareo dia fanaratsiana no betsaka. Miesona loatra ianareo sa mitapina inona ny sofinareo sy ny masonareo?

    • @mahavatra
      @mahavatra 5 ปีที่แล้ว

      fa ts itanao ve ilay ampamoka an i charle? de ianao ts naita ny deba faharoa! ilay tenin i r8 oe efa hay amn alalan dihana bala ny nanao an io! ary misy ao ny vavolombelona!

  • @noromamisoanicoleandriambe9070
    @noromamisoanicoleandriambe9070 6 ปีที่แล้ว +1

    MAMONO ERITRERITRA FOTSINY VE ITY GOTH ITY E?65% POUR LE 13!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!GOOOOOOOOOOOOOOOOOO

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 ปีที่แล้ว +2

      Efa hitapy reto mpanohana 13 reto

    • @oulienandrianina8985
      @oulienandrianina8985 5 ปีที่แล้ว +1

      Zany ny olona tena misaina fa tsy mitovy anao

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว +1

      Dans tes rêves, oui!

    • @mendrikarazafi3063
      @mendrikarazafi3063 5 ปีที่แล้ว

      Sao enao no tokony hisotro mafana amonona heritreritra 😂😂😂

    • @noromamisoanicoleandriambe9070
      @noromamisoanicoleandriambe9070 5 ปีที่แล้ว

      @@mendrikarazafi3063 KKKKKKKKKKKK! IO ARY ILAY VOKA-PIFIDIANANA KA DIA MAHAIZA MAMONO ERITRERITRE DIA MISOTROA JUS PAPAY DIENY ZAO

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +1

    Jakalison andrianiaina, mba hoatrinona moa ny karaman'izany directeur izany any Madagascar mihoatra ny € azonay aty an-dafy, izay lazainao fa midrongy voahomana aho, ?????🤔🤔🤔🤔

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 6 ปีที่แล้ว +3

      Ary mba inona no asa ataonao any andafy no toa manindry be ianao @ € ?

  • @fleuretterafaliaritiana7618
    @fleuretterafaliaritiana7618 5 ปีที่แล้ว

    OLO-TSOTRA MIJOBOKA GOANA ANAO FA TSY MIROBOKA AVY KA

  • @malalaralambomanana1235
    @malalaralambomanana1235 6 ปีที่แล้ว

    ny fanaratsina sy fananganan ady ataonareo amin' ireo tsy mpomba anareo ve dia ho sûr ve ianao fa hanaraka anareo ireo olona tsy nifidy tamin ny 1er tour. Aza dia manofy

    • @minella63
      @minella63 6 ปีที่แล้ว +1

      betsaka ny sary mirakitra ny feony ANR any nampiseho fa izy dia tsy mitazona ny teniny ka efa betsaka ny mahita izany ary hisaorana manokana ireo Radio sy TV nandefa ary nanaparitaka azy ireny ka mba nahafahany any ambanivohitra sy any @ faritra lavitra nahatsapa fa tsy azo itokisana ny 13. ka noho izany dia ie tena azo atokisana ny hifidianan'ireo olona sasany ao @ karampifidianana izay tsinisy naka

    • @oulienandrianina8985
      @oulienandrianina8985 5 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fanaratsina fa toro hevitra zany rehefa tsy mahay mandalina f vendrana

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Zava-nisy ary zava-misy ramatoa no lazainay a: ianareo sy rajoel ary ny forongonareo dia mpandrava ary namotika ity firenena ity. Sanatria ny hiverenan-drajoel indray hangalatra sy handripaka ny malagasy. Sanatria.

  • @randrianatrehanarado960
    @randrianatrehanarado960 6 ปีที่แล้ว

    Mety hoe marina ny fomba fijerinao Goth fa amiko manokana dia ny fanohanana ity candidanareo ity mintsy no hitako fa tsy mety raha resaka fanarenam-pirenena satria dia tsy hahavita ny vitany ny taona 2002 intsony izy. Sady maro ny zavatra hironana refa tonga eo amin'ny fitondrana fa ny N°13 kosa dia tonga dia vonona!

  • @maitremakarof9961
    @maitremakarof9961 6 ปีที่แล้ว

    Horeseonao lahatra ho en'ny kandy ny olona ve de mba rarina tsy aleo anao irery no makany

  • @jproservice3345
    @jproservice3345 6 ปีที่แล้ว

    samy manana ny par defaut-ny isika fa zahay ts hidify an-dra8, n° 13 ihany

  • @sitrakaranoavison1670
    @sitrakaranoavison1670 6 ปีที่แล้ว

    Raha olona efa lany daty sy namono olona ary nampitondra mangidy, nivavaka mba hanasaziana ny vahoaka Malagasy ary namono sy nandatsaka aina malagasy noho ny fitiavantenany aloha no handresenao lahatra anay dia ho reraka eo ianao e! Olona franc macon sy devoly ve no tadiavinao hitondra an'i Madagasikara???

    • @odettelisinirina2458
      @odettelisinirina2458 6 ปีที่แล้ว +3

      😂😂😂😂LE TOETRAN'LE OLONA TOHANANAO ZANY TENENINAO ZANY,RY NAMANA AAH..

    • @guyroux7785
      @guyroux7785 5 ปีที่แล้ว

      Koa maninona tsy mba Tsaraina Ratsiraka mba hohitako eto nefa namono olona firy t@ 1991, tiako hita mitsy ny fiainanareo maka 13 ireo ra sanatria ka lany eo Rajoelina

  • @juliemaillot6491
    @juliemaillot6491 6 ปีที่แล้ว +5

    Ka, hitety tanana izay Ciril sy Rajao nao zany, efa 13 zao no tian'ny vahoaka. Ianao be resaka fa vola daholy, raha tsy misy vola io tsy nanohana Ra8 Ianao 🤔🤔🤔🤔

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 6 ปีที่แล้ว +3

      Julie, efa nasian'ny sasany t@ vola mihintsy ny sainao. Ny zanak'i Dada dia tsy voavidy vola.

    • @jackelsonandrianirina7447
      @jackelsonandrianirina7447 6 ปีที่แล้ว +1

      olona directeur reny fa ts mitrongy vao homana otrnao ka mila vola fona

    • @minella63
      @minella63 6 ปีที่แล้ว

      ndao ary ko

    • @oulienandrianina8985
      @oulienandrianina8985 5 ปีที่แล้ว +3

      Vahoaka kely saina tsy mijery alavitra no mila 13 misaina vary 1 vilia sy ny anio ihany tsu misy fitsinjovana ny ho taranaka

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 ปีที่แล้ว +1

      Zay toetsain'ny olona zay mihitsy no toetran'i rajoelina

  • @expressionliberte6853
    @expressionliberte6853 5 ปีที่แล้ว

    Diso kajy ianao Goth a

  • @christianrija7800
    @christianrija7800 6 ปีที่แล้ว

    13 fona

  • @nyavotrarandriamalala4642
    @nyavotrarandriamalala4642 6 ปีที่แล้ว +3

    manao hatsikana ihany no mety @ gothlieb, be resaka fa tsy maharesy lahatra olona dia lasa manambany sisa!!

    • @jackelsonandrianirina7447
      @jackelsonandrianirina7447 6 ปีที่แล้ว +1

      na mpanao hatsikana, mpivarotra sarbo, na mpanao gardien dia mananjo hifidy sy hiresaka politika satria olom-pirenena.ianao io koa mba miakara dia tohany izay tohananao fa adidinao izay.

    • @oulienandrianina8985
      @oulienandrianina8985 5 ปีที่แล้ว +1

      Ny anao vola ny Andry ny any aposinao ka tsy maha taitra sa vary iray vilia no noleny anao 😁😁😁 ny olona misaina vao.miteny mandinika ny ho avy fa tsy entanim- po fotsiny

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 ปีที่แล้ว +1

      Avelao ny olona hiteny zay heviny fa tsy tsaraina @ zay mety aminao

    • @JairusNOUVEL1
      @JairusNOUVEL1 5 ปีที่แล้ว +1

      Ny Avotra Randriamalala Ela zany dia troll foana

    • @valeriejulie4658
      @valeriejulie4658 5 ปีที่แล้ว +1

      Ny Avotra Randriamalala ny anao indray efa hita f mpiloloha an Andry kkkk

  • @haingorak88
    @haingorak88 6 ปีที่แล้ว +4

    Ho porofoina aminareo mpisolelaka @ Ravalomanana rehetra ireo @fifidianana fa ny vahoaka Malagasy tsy mila mpamono olona sy mpangalatra ary mpambotry vahoaka tahaka an'i Ravalomanana hitondra intsony, olona 69 taona znay efa misotro ronono

    • @TheAnalamanga
      @TheAnalamanga 6 ปีที่แล้ว +5

      fa rajoelina moa nanangana tamin ny maty o.

    • @heriramani3841
      @heriramani3841 5 ปีที่แล้ว +2

      Soa ihany fa misy ny oronan-tsary lundi noir 26 janvier 2009 sy ny 7 février 2009 ahitana mazava ny marina. Olon'iza ilay rangahy nanao complet gris nitarika ny olona hioatra ny atao hoe zone rouge ka nanao sorona olona maro , ahazoana fahefana ?
      Ny nandorana ny RNM sns. ..
      JEREO fa feno oronan-tsary eny amin'ny internet. ho an'ireo tanora tsy mahalala izany sy ireo very tadidy.

    • @rajpaula2123
      @rajpaula2123 5 ปีที่แล้ว +1

      Diniho sy alalino tsara : Iza no diso sy mpamono olona: ny mpitarika hanafika sa ny mpiaro ny tanana???

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Noheveriko fa misaina ianao @ ilay anarana sy sary entinao kay mitovy tanteraka amin'ny olona tompoinao ihany ianao. Tsy misy hevitra afa-tsy fanaratsiana. Inty misy hafatra ho anao sy ny mitovyaminao mbahaahtonga saina anao: "On ne peut battre son adversaire que par l'amour et non la haine. La haine est la forme la plus subtile de la violence. La haine blesse celui qui hait, et non le haï."

    • @dorenzalissa2937
      @dorenzalissa2937 5 ปีที่แล้ว

      Ny tanora mbola tsy matotra fa manangokarena no nataony teo. 280 million $ na ny provinces aby tsy nisy nahazo benefice tazany volabe zany. Mpamono olona Andry Rajoelina nandefa ny vahoaka teny Ambohitsirohitra. Ary hivadika ny tantara

  • @andorasamison4210
    @andorasamison4210 6 ปีที่แล้ว +5

    HATSIKANA IHANY NO KAPOAKANAO, KA TSY VITAN'NY MPANAO HATSIKANA NY RESAKA FIRENENA KA HITANTARANAO ANGANO NY OLONA DIA HINO ANAO,, OLONA MPAMONO OLONA SY DEVOLY VE NO TADIAVINAO HITONDRA NY FIRENENA MALAGASY? SANATRIA

    • @jaonaranaivosoa4904
      @jaonaranaivosoa4904 6 ปีที่แล้ว +9

      Io indray le vehivavy tsy manankatao ka maimbo vava @fanaratsiana foana

    • @solofor.2718
      @solofor.2718 6 ปีที่แล้ว

      th-cam.com/video/yw4ZxGgc6lo/w-d-xo.html

    • @bodovero7302
      @bodovero7302 6 ปีที่แล้ว +8

      Ianao mihitsy no efa fanatique ry Ando Rasamison ANR nao no nampamono olona. Samy ho tsarainy tantara eto ary olona manana taranaka ianao mbola ho lasa makorelina sy mpanendaka daholo ny taranakao raha iobANR tohananao io ny lany

    • @herizoandrinirina5822
      @herizoandrinirina5822 6 ปีที่แล้ว +4

      fa angaha ianao anjely! ny tiako lazaina aminao dia tsotra ihany mahaiza mandinika fa azaa dia hoe entina am fanatisme ny ho avin'ny taranakao jerena fa ny anao efa vita aza mihinana amam bolony fa jereo ny lafitsara sy lafiratsiny

    • @minella63
      @minella63 6 ปีที่แล้ว +4

      izy ty hotrany Lehilahy fa sary fotsiny io vehivavy io fa any @ parametre any any ahitana azy

  • @ylangmessenguiral1406
    @ylangmessenguiral1406 6 ปีที่แล้ว

    Mandteraka b ni.vavanao merci

  • @lanissrakoto5435
    @lanissrakoto5435 6 ปีที่แล้ว +1

    Tsisy azo raisina mihts n hevitrao,, fanatisma fotsiny io fa mody miatsaravelatsihy fotsiny

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Marivo saina loatra ianao izany. Ny fomba fanehonao hevitra toy izao no tena fanaon'ny fanatiques. Tanjemo an!

  • @soafararaveloson7405
    @soafararaveloson7405 5 ปีที่แล้ว

    13 fona. 13 ts maints mandresy. za ts resy lahatra. 13 fona fona

  • @hniaina3455
    @hniaina3455 6 ปีที่แล้ว

    Ty akory tsy fampihomehezana vahoaka ka hahaizanao miteny.na hitety eraky ny Madagascar aza ianareo de fa ny numéro 13 no lany eeee ianareo ve no handresy lahatra ny vahoaka fa nanao ny safidiny depuis première tour .mirediredy fona

  • @ylangmessenguiral1406
    @ylangmessenguiral1406 6 ปีที่แล้ว

    Leo zay tsy mila Ra8 zay

    • @tsantaandriamanohisoa9693
      @tsantaandriamanohisoa9693 5 ปีที่แล้ว

      TPE TPE de mijanona fotsiny ry se fa aleo ny olona aneo n heviny a

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      dia fidio 13-nareo e! dia ento lavitra be any aminareo any dia aza averina eto Madagasikara intsony!

  • @dinarabezarason7906
    @dinarabezarason7906 6 ปีที่แล้ว

    tsy mila Ra8 zay raGoth a! 13 no solution

  • @marinahrakotoasimbola6078
    @marinahrakotoasimbola6078 6 ปีที่แล้ว

    n'importe quoi

    • @zavaandriamamanga853
      @zavaandriamamanga853 6 ปีที่แล้ว +3

      C est en que citoyen qu il parle il a le droit de s exprimer mais pas n importe quoi.voila votre réponse quand vous ne voulez pas écouter les autres .quelle nullete d esprit comme votre leader.Dommage..

    • @sebastienrasendrarivo3386
      @sebastienrasendrarivo3386 5 ปีที่แล้ว

      Vous ne savez pas quoi répondre à ses explications rationnelles tellement vos idées sont cantonnées à des conneries rajoelinistes