Tantara RNM: Fitiavam-bady 1

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ก.ย. 2022
  • Tantara Malagasy
    Fizarana 1
    ⛔️TSY AZO AMIDY
  • เพลง

ความคิดเห็น • 38

  • @haingorandriamanambelo4909
    @haingorandriamanambelo4909 ปีที่แล้ว +1

    Bonsoir '.merci an i Gasy Rakoto am partage an le 'tantara fa mba miangavy ra azo atao mba tsy asina an le melodie Gasy Rakoto eny antenatena le tantara ra azo atao fa manapaka an le inspiration an le tantara tompoko .merci.
    Cordialement

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf 23 วันที่ผ่านมา

    Mankasitrak tompoko merci nizara ❤

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @hobyrandriamizaka
    @hobyrandriamizaka ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka fa mahafinaritra ny tantara.sady mahay daholo ny mpilalao

  • @annahbrianda1033
    @annahbrianda1033 ปีที่แล้ว +1

    Miandry ny tohiny indray zany oo 😍

  • @charlotterasoamanampy2767
    @charlotterasoamanampy2767 6 หลายเดือนก่อน

    Ok tsars ihany

  • @carolerandria799
    @carolerandria799 ปีที่แล้ว +4

    Magnino loatra misy viavy maneky atao raha karan io azalahy ?

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 ปีที่แล้ว

    Misaotra mankasitraka e, Tena tsara ♥️

  • @kadijakadija7133
    @kadijakadija7133 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara ôo ❤💋👏🇲🇬🇲🇬🇰🇼

  • @ufhgvggfu1878
    @ufhgvggfu1878 ปีที่แล้ว

    Merci le nizara ò fa le tohin tsy hitako mintsy nefa tiko be le izy

  • @rovasoa
    @rovasoa ปีที่แล้ว +2

    Misaotra nizara oo🤩🙏🤝🙋‍♀️🇲🇬🇲🇬

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 ปีที่แล้ว

    Meric boucoup 🤗♥❤

  • @ravelonoro1064
    @ravelonoro1064 ปีที่แล้ว +2

    voady natao teny amin'ny alitara ah , voady ah ,,, tokony hitsangana ny vehivavy fa tsy mety intsony ny fijaliana an-tokan-trano , misaotra e

    • @pasteurrazakasoa2529
      @pasteurrazakasoa2529 ปีที่แล้ว

      Misaotra e! Miandry nu tohinÿ indray e! Tena mahay tantara ianareo e

  • @charlotterasoamanampy2767
    @charlotterasoamanampy2767 6 หลายเดือนก่อน

    Ok

  • @ntsoavina
    @ntsoavina ปีที่แล้ว +1

    Mba be ihany azo leferina fa ty hoe tsy mahazo mamangy ny reny sy miresaka am reny kosa aloha tena mba vehivavy inona loatra ny saina?

  • @arlettearlette91
    @arlettearlette91 ปีที่แล้ว

    Merci bcp

  • @aniza737
    @aniza737 ปีที่แล้ว +1

    Misaotr nao zah Andriamanitra f nomenao vady tsara s Hendry.f tsy Kara Toetsainy TEFY ty😃

  • @irenevololona2070
    @irenevololona2070 ปีที่แล้ว

    Tsy mety hitakou ny tohiny zfd

  • @rasoahanta5546
    @rasoahanta5546 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka oo tsara be

  • @user-hm1hd6gj5v
    @user-hm1hd6gj5v 10 หลายเดือนก่อน

    Tsara mintsy e

  • @gasykamanja6913
    @gasykamanja6913 ปีที่แล้ว +1

    Letieeeee , za kosa d mteny oe ilay vehivavy no tsy msaina , n'a voady natao teny @altara , n'a tina n'y tokatrano , misy fetrany n'y fifandeferana razavavy ô , ef reny v no mahazo mbola hiaritra trèfle ao za tssssss koratsy paiso rty KO ,

  • @wardaandapa8538
    @wardaandapa8538 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ee

  • @charlotterasoamanampy2767
    @charlotterasoamanampy2767 6 หลายเดือนก่อน

    Tokony samy misa ny mpivady fa Avy eo mora manome tsiny

  • @natachasolange5678
    @natachasolange5678 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka, mampalahelo be izy fa tena zava misy mitsy otran'io. Miandry ny tohiny

  • @verojois115
    @verojois115 ปีที่แล้ว

    Azafady fa rh zh mahazo lehilahy ts manaiky vady hiasa tena ts pare ai.

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka indrindra Tompoko 💗 aza atao elabe re tohiny o! 💓💓💓💓💓💓💔💔💔💔💔💔💔💓💓💓💓💓🇲🇬🇲🇬💞💞💞💞💞💞💞💞🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞💞💞💔💔

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 ปีที่แล้ว

    Makasitraka hatrany tompoko
    Miandry ny tohiny

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 ปีที่แล้ว +2

    Mba tsy azoko koa ilay lehilahy tsy manaiky ny vadiny hiasa ka

  • @avisoasabrina7555
    @avisoasabrina7555 ปีที่แล้ว

    Sintrany ts manambady raha otrizany daol ny lelahy

  • @mimalala03
    @mimalala03 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara fa amiko ny fanomezan-danja ny tantara toy izao no mahatonga ny vehivavy miaritra ny fijaliana ao antokatrano, hany ka tsy misy anjam-pahasambarana ho azy eo amin’ny fiainany

    • @rakotondrinasantatra3358
      @rakotondrinasantatra3358 ปีที่แล้ว

      fitiavambady tsy midika fijaliana izany kosa e . mety vehivavy naditra kiala taloha nefa mbola tiandrangahy ka mahasaropiaro azy

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 ปีที่แล้ว

    Tena mampalaelo ity tantara ity. Miandry ny ho tohiny

  • @gislainebachasse6482
    @gislainebachasse6482 8 หลายเดือนก่อน

    De tonga@ le fitenenana hoe" lasa leity!" Koa raha tsy gadra koa hiandry eo . Pervers narcissique no vadiana?

  • @princyhrandriamanantsoa6219
    @princyhrandriamanantsoa6219 ปีที่แล้ว

    Il faut arrêter avec vos tokatrano fiafiana, efa sady manitsakitsaka no mamono ve dia mbola ijanonana ihany .

  • @jimmyanjara7400
    @jimmyanjara7400 ปีที่แล้ว

    lєѕσnα в. mαnkαѕítrk