Ela e, Ho lava andro iaignana e! Ahatsiarovako antsika niaraka nagnafana propagande Présidentielle 1994 ou 1995, banlieue de Tanà, vers route de Majunga. Niarahako tamin'ny groupe Ejema, sy ireo mpiasan'ny ministère de la santé.... souvenirs be
raha mba fantatrao mantsy malala tebiteby isan'andro mahazo ny akama e e raha oviana ihany, eny sa tsia ? raha ny fitiavako anao no aposako indray mbola tsisy fiovany vao maika mitombo ô ô ô mila handrotra a a sahirantsaina aho ô ô ô cheri e, aza ela fiavy sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana ô ô ô malala e, fodipodiana mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty Mahita anao fôna, isan'andro isan'andro ô Mahatsiaro anao, ka lasa adala aho Mihevera ra, fa samy mpandalo ô ô ô ô ambor'ategna rô ô ô ô cheri e, aza ela fiavy sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana ô ô ô malala e, fodipodiana mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty ô ô ô cheri e, aza ela fiavy sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana ô ô ô malala e, fodipodiana mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty
Ndri nahatsiarovako ny fahazazako izany hira izany a tena tiko a, merci Ejema
Ela e, Ho lava andro iaignana e!
Ahatsiarovako antsika niaraka nagnafana propagande Présidentielle 1994 ou 1995, banlieue de Tanà, vers route de Majunga. Niarahako tamin'ny groupe Ejema, sy ireo mpiasan'ny ministère de la santé.... souvenirs be
Hainy mamako magnaraka hira Ty ay 😁 ,
Ndryyyyy ! Fahatsiarovana n'y fahatanorana ! Mankasitraka EJEMA
Da tiako 💖
Ny ela tana tsara
Sasa miandry avaokoa zaho sy ny fiainakavianaaaaa
Sublime!!! Tiako 😘
Tres belle chanson merci ranadahy
Tsy lefy ny kanto gasy. Matoky anao zahay. Ok fa tsara
merci tsar b hafa ihany ny tompony hira
Vodivodiagna malala ai! 😓
Tiahita anao
Merci Ejema
Mon dieu ç juste magnifique 🥰❤❤💖
Ny fahazazako
zay raha tiako ie
Ndriii😢
Meilleure slow malgache
Rah. MB fantatrao mantsy. Malala...
Tena tsara
Magnifique
Ra mba fantatrao marina mantsy!
fantatro ka !
raha mba fantatrao mantsy malala
tebiteby isan'andro mahazo ny akama e e
raha oviana ihany, eny sa tsia ?
raha ny fitiavako anao no aposako indray
mbola tsisy fiovany vao maika mitombo ô ô ô
mila handrotra a a
sahirantsaina aho
ô ô ô cheri e, aza ela fiavy
sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana
ô ô ô malala e, fodipodiana
mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty
Mahita anao fôna, isan'andro isan'andro ô
Mahatsiaro anao, ka lasa adala aho
Mihevera ra, fa samy mpandalo ô
ô ô ô ambor'ategna rô
ô ô ô cheri e, aza ela fiavy
sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana
ô ô ô malala e, fodipodiana
mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty
ô ô ô cheri e, aza ela fiavy
sasa-miandry avokoa izaho sy ny fianakaviana
ô ô ô malala e, fodipodiana
mitoe-drery mangina, agnaty ao rô mila ho tsy tanty
misaotra betsaka merci a vous
raha mba fantatrao mantsy
Ndry
rah mba fantatrao
tsara
Mlay rangah an
❤️
Merci beaucoup eh
Tsara loatra
😂🤓😻😹🤩🤪😋
😊😊😊😊🤗
😘😘😘😪😪😪😪😥😥
Nostalgie 😭
sailanediovada
Je reviens au fondamentaux ah!! Le bonheur
😂😂😂
🥺😥😢
😭😱😭