FITIA TSIAMBARATELO - Miora sy Olive (cover)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 25

  • @oliverama1756
    @oliverama1756  3 ปีที่แล้ว +2

    Merci beaucoup pour votre écoute

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 5 หลายเดือนก่อน

    Waouh !!!...Ty kosa tena tsara mihintsy ❤️

  • @lilasarlette9663
    @lilasarlette9663 2 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @sylviarakotovao5937
    @sylviarakotovao5937 3 ปีที่แล้ว +1

    Raha toa fitia ambaratelo
    Ka tsy ho antsika samirery
    Raha toa zaraina amin’ny hafa ny alahelo
    Dia aoka hijanona hatreo
    Raha izao ny hafaliako tsy ho zaraiko
    Satria efa iraisako aminao
    Raha toa ny hafa no hibahana ato an-tsaiko
    Dia aoka hitoetra am’izao
    Raha toa ka mahalala izao tontolo izao
    Fa miombona fitia izaho sy ianao
    Ho foana tsisy intsony ny hasambarana
    Ka vetivety dia hifarana
    Fa raha fitia tsiambaratelo
    Ka ho antsika roa irery
    Antsika irery ny tsiky sy alahelo
    Etsy aho raiso aho fa tia ahy ianao
    Raha izao ny hafaliako tsy ho zaraiko
    Satria efa iarahako aminao
    Ianao no mahalala ny ato an-tsaiko
    Ka raiso ary fa tia ahy ianao

  • @RAMAHERYVOLOLONIAINA
    @RAMAHERYVOLOLONIAINA 5 หลายเดือนก่อน

    J'adore cette chanson

  • @evahoaro1609
    @evahoaro1609 3 ปีที่แล้ว +2

    Oulala quelles voix ensorcelantes! J'ADORE.🤩

  • @sakakely6583
    @sakakely6583 10 หลายเดือนก่อน

    💖💖❤❤💓💓🌹🌹 tiako BEEE

  • @jonathangobaly6377
    @jonathangobaly6377 3 ปีที่แล้ว +1

    Bravoooo 👍🏼👍🏼👍🏼

  • @RABOANAMDG
    @RABOANAMDG 3 ปีที่แล้ว +1

    🎶👍👌

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka 😘

  • @sylviarakotovao5937
    @sylviarakotovao5937 3 ปีที่แล้ว

    Enfin, mba nisy nahatafavoka ilay hira.
    Bravo 👏👏👏👏
    Mahafinaritra be mihaino anareo ❤

  • @laolp2542
    @laolp2542 ปีที่แล้ว

    🎵🎶🌺🌻🍀💐💐💐

  • @evahoaro1609
    @evahoaro1609 3 ปีที่แล้ว

    C'est un régal pour les oreilles!

  • @estelleaimee7250
    @estelleaimee7250 3 ปีที่แล้ว

    mankasitraka, tsara eriii

  • @menran1959
    @menran1959 3 ปีที่แล้ว

    tsarabe , misaotra ny mpandefa

  • @andriamasinorofitahiantsoa7021
    @andriamasinorofitahiantsoa7021 ปีที่แล้ว

    Otran’ny hoe any La reunion ve Ilay clip?

  • @rabarimalalarabari56
    @rabarimalalarabari56 3 ปีที่แล้ว

    👍👍👍..

  • @andriamasinorofitahiantsoa7021
    @andriamasinorofitahiantsoa7021 2 ปีที่แล้ว

    Waouh, tena tsara feo , sady mahay mihira 👍

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 3 ปีที่แล้ว

    Tsara ô, misaotra nizara

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 2 ปีที่แล้ว +1

    Tsara an

  • @dimbinialarakotomalala210
    @dimbinialarakotomalala210 2 ปีที่แล้ว

    Aleo mitsy par silaka eh

  • @holisoa5906
    @holisoa5906 3 ปีที่แล้ว

    Tena tsara