Amboarampeo Faravohitra Ampiraiso izahay

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024
  • Ny Amboarampeo Faravohitra midera an'Andriamanitra

ความคิดเห็น • 11

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona6107 ปีที่แล้ว

    Hatramin'izay nihiràko ity hira ity dia efa ho folo ( 10) ny fiangonana hafa finoana niforona. Fiangonana zandriny ho isika, nefa tsy "iray" miaraka tamin-tsika akory.. Aiza re izy ry Malagasy o! Toa zary lasa hiran'izao tontonlo izao ny hiran'ny chorale !! Aleo mitory fisarahana angamba na samy kristiana manompo an'i Jeso aza!!

  • @harinambininaprincyalexand2463
    @harinambininaprincyalexand2463 8 ปีที่แล้ว

    Tsara be ♥

  • @fikalahy4176
    @fikalahy4176 11 หลายเดือนก่อน

    Nohirain’ny AMAM FJKM Andrainarivo Fahasoavana matetika izy ity nandritra ny taona 2002.
    Mahagaga fa dia tena hira vavaka nifandraika tamin’ny zavanisy teto Madagasikara tamin’izany fotoana izany mihintsy ity hira ity.

  • @tojomariusraharimanantsoa7653
    @tojomariusraharimanantsoa7653 7 ปีที่แล้ว

    j' aime

  • @ramilisonmanoa
    @ramilisonmanoa 9 ปีที่แล้ว

    merci Mialy, :)

  • @tsuhary
    @tsuhary 7 ปีที่แล้ว

    ndriii, ela b tsy naheno an ty hira ty, tsara ery!

  • @henintsoambolatianarazafin8733
    @henintsoambolatianarazafin8733 6 ปีที่แล้ว

    raitra

  • @manouhrakotoarison5207
    @manouhrakotoarison5207 8 ปีที่แล้ว

    tena tsara e!

  • @germaineramanitra7558
    @germaineramanitra7558 3 ปีที่แล้ว

    Messenger la gare se

  • @harinomemiaina7558
    @harinomemiaina7558 8 ปีที่แล้ว

    tena tsara,FJKM Ankadikely t@1998

  • @haryandriantavy2905
    @haryandriantavy2905 8 ปีที่แล้ว

    AMAFI, 1986