Avoty ny tanintsika tompokolahy o! Mila olona ohatra anao Madagasikara tanindrazantsika. Ny feno tsy mba mikobana fa ny tapany sy ny faribodiny ihany eee Mankasitraka tompoko o!
@@fenomananamampitasoa2826 eny ary tompoko, fahalalampomba ny ah fa raha ohatra ka mila nareo de aza misalasala fa andriamatoa rado efa nahazo! Mankasitraka tompoko de mandrapihaona !
vonjeo Madagascar Mr ny RADO tena mila anao mangataka @ny TOMPO AMEN
Avoty ny tanintsika tompokolahy o!
Mila olona ohatra anao Madagasikara tanindrazantsika.
Ny feno tsy mba mikobana fa ny tapany sy ny faribodiny ihany eee
Mankasitraka tompoko o!
Soa ihany fa tsy lany t'y fa tena jiolahimbo mht n'a fiteny aza .tsy manjary .olona tsy adala hifidy anao SOA ihany tsy lany
By Rado is my role model
Miandry anao malagasy Rado Rafalimanana
IANAO NO OLONA MENDRIKA HITONDRA SY HANAVOTRA NY FIRENENA EO AMBANY VAHOHO NY FRANCE HATRAMIN IZAO.
Kkkkkkkkkkkkkk itako nw ratsy lany president, ts mamibaoka 0%
ty ndray kindin'havanty, ve resaka pory tsss
Ndana mitsabo saina refa lasa adala. Ino zao ty mapanjivanjiva anao fahatany eo. Nisy olola nanopa anao ve teo.
@@fenomananamampitasoa2826 mila ompa anga ianao?
@@kennymackenuser510 tsy mahafaty ny ompa tompoko ooo
@@fenomananamampitasoa2826 eny ary tompoko, fahalalampomba ny ah fa raha ohatra ka mila nareo de aza misalasala fa andriamatoa rado efa nahazo! Mankasitraka tompoko de mandrapihaona !