Soul'Dera - TSY HANARY AHY

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 14

  • @ronarambling7708
    @ronarambling7708 ปีที่แล้ว +2

    ❤ tiko loatra

  • @landymohajy7586
    @landymohajy7586 ปีที่แล้ว +1

    Nankahery ahy manokana @ fotoana tena ilako azy, Tahiny Tompo 🙏🙏

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +4

    Tsy manary s'y miahy anay Ianao, ry Tompo bé fitia. Misaotra Anao manohana s'y Tsy manary. Amen

  • @LalaMartheRAHELIMALALA
    @LalaMartheRAHELIMALALA ปีที่แล้ว

    Misaotra Soul'Dera. Tena tsara le Hiranao ary Tena Mitondra Hery Manala fahakivina s Mamelona Fanahy. Tahin ATRA araPanahy s ara phasalamana sy Fihariana enao. AMEN

  • @giovanni6270
    @giovanni6270 ปีที่แล้ว

    Mahery loatra Jesosy io ❤

  • @giovanni6270
    @giovanni6270 ปีที่แล้ว

    TOMPO ô. Reveko ianao. Anao aho. Amen

  • @princiannafahasoavana9383
    @princiannafahasoavana9383 5 ปีที่แล้ว +3

    TSY HANARY AHY
    Atolotro ny fiainako rehetra Tompo ô
    Hanompoana Anao tanteraka
    Ny molotro sy ny amiko rehetra hanjakao
    ho fitaovana hanao ny sitrakao
    Sambatra aho manana Anao ho Mpiaro, Ry Tompo be fitia
    Hamakivaky ny onjam-piainana aho
    F’ianao no mialoha ny dia
    Na tsy ho fantatro aza
    Ireo 'zay mbola miandry ahy
    Tsy hatahotra aho f’Ianao mihazona
    Na ho kivy aza na ho tafitohina
    Tompo ô, mino aho fa Ianao manohana
    Na ho lavitra aza, na ho tapi-dalana
    Feno toky aho fa Ianao
    Tsy hanary ahy
    Apetrako an-tongotrao zay momba ahy
    dia hiandry izay tianao atao
    Hanaradia Anao, n’aiza n’aiza hitondranao ahy e
    Hifamatotra Aminao aho
    Sambatra aho manana Anao ho Mpiaro, Ry Tompo be fitia
    Hamakivaky ny onjam-piainana aho
    F’ianao no mialoha ny dia
    Na tsy ho fantatro aza
    Tsy hatahotra aho
    Tompo ô, mino aho fa Ianao manohana
    Na ho lavitra aza
    Tsy hatahotra aho
    Feno toky aho fa Ianao
    Tsy hanary ahy

  • @LRsueanamjoontrav
    @LRsueanamjoontrav 2 ปีที่แล้ว

    Isaorako Anao niTahiry tokoa! Kanto lotra :)

  • @tolotsoamamy1046
    @tolotsoamamy1046 5 ปีที่แล้ว +2

    mahafinaritra, Tohizo ry Rahalahy; (namana tsy manadino)

  • @dominiqueraherinjatovo3468
    @dominiqueraherinjatovo3468 5 ปีที่แล้ว +3

    Tsara Loatra

  • @radomichelherimbolarandria5532
    @radomichelherimbolarandria5532 3 ปีที่แล้ว

    tsara be mankasitraka

  • @andriantsoaonja9474
    @andriantsoaonja9474 4 ปีที่แล้ว +2

    Enao ko ve no mihira an'ilay : Saika rava aho raha tsy teo ianao?

    • @rahajanisainanatsioritafit762
      @rahajanisainanatsioritafit762 2 ปีที่แล้ว

      ie toa izy ihany iny fa miaraka @Past Jocelyn fa ity ko mitovy2 tonony @le saika rava : "tsy misy ho raisina" th-cam.com/video/S5YuPgigIzc/w-d-xo.html

  • @sitrakahenintsoaramanamahe7130
    @sitrakahenintsoaramanamahe7130 5 ปีที่แล้ว

    tena tiako