Tena mifona tompoko ary tena mifona indrindra an'ireo razambe. Na dia tsy velona ta@ i Jhonny aza dia tana velona an'i Antsaly ary tena velona aminy. Mba tena tiako hoy aho ilay afindrafindrao e. Mba maty hoy aho ilay platine nefa mba manana an'ilay 33T aho. Veloma.
kkkkkaaa mampime fa zao ee! sigara tsy izy a tena mandoto voararani Jehovah.ny alcool atao @atonony dia mety rah be lotr lozandray..lesona be io an.mrci bc.
Bonjour, La façon de fumer une cigarette n'est jamais le même. Oui ou non ? Pourquoi ? Chacun sa culture. Qui sait ? Demain, français que je suis, je vais devenir apatride tel "Alfred". Ne serait-ce pas génial ? Que tous les français d'origine étrangère deviennent apatrides et n'ont plus le droit de voter car étrangers ! Bye
Trop belle la musique malgache. C'est vraiment de la traditionnelle. Les malagasy sont de vrais poetes. Merci de tout coeur à ce peuple accueillant.
Zany ka hira . ❤❤❤ . 2024 mbola tena makafy
Hafa ihany ny hiragasy!mbola mpakafy aty amin'ny 2020
Tsara beeee ! Misaotra am fizarana fa souvenirs be dia be !
BISOUS A TOUTE MA FAMILLE ANTANANARIVO-ANTSIRABE-
👏👏👏🕺🥁💃🎺 mahavariana mihintsy ny tantara tena izy an sady arahana dihy sy feon-kira👍
maman aime les musique traditionnelle malgache merci ANITA
Ndriii matsiaro ny any Madagasikara❤️❤️
Michaufe ny radiateuraaa kkkkkaa
Lova Lova 😂😂😂😂
Weee! Ho ela velona ange mpisotro toaka
any lavits any Madagascar-ko zay!
Reveko an!! Merci!!!
Sarobidy ny fahasalamana Misaotra e
hatsiarovako an Dada ♥️♥️
❤❤❤ tsara n'y taoka e
Tena oka fotsiny re olona aa. Tsara aah.
Mankasitraka e , kanto tokoa ny zava-kantotsika
Tena mifona tompoko ary tena mifona indrindra an'ireo razambe. Na dia tsy velona ta@ i Jhonny aza dia tana velona an'i Antsaly ary tena velona aminy.
Mba tena tiako hoy aho ilay afindrafindrao e.
Mba maty hoy aho ilay platine nefa mba manana an'ilay 33T aho.
Veloma.
Super! Merci beaucoup, tena milay be!
Mankasitraka eee...soa tena soa
asakasatsika izany io koa! misaotra ô!
Apina lasary be sakay kkkkkaaa
sambatra izay any MADAGASIKARA ANY hoelavelona ny vahoaka MALAGASY
ao tsara mihitsy!!
ho Ela velona any ny Hira Gasy
hafa mhtsy lay vita Gasy
😍😍😍😍😍
malagasy ka tsara e
kkkkkaaa mampime fa zao ee! sigara tsy izy a tena mandoto voararani Jehovah.ny alcool atao @atonony dia mety rah be lotr lozandray..lesona be io an.mrci bc.
Aiza ahitany tonokira reto
karima bakare io ny num 033 14 722 69 misoratra am farany hira ty jereo ao.
Ahahahahahaha ho ela velona zany ny mpisotr toka ko
Hafa iany ny hira gasy
Samy ho ela velona doly eh! Ref avec moderation d ok.
❤❤❤
Ts hita tsony zay lavatrano.zavona antanety maraina rano kkkaa tapatsonay aho moyen anit
👏👏👏
mlay eh! HO ELA VELONA ANIE NY MPISOTRO TAOKA EEEEEEEEE
Kkkkkkkkk
Bonjour,
La façon de fumer une cigarette n'est jamais le même. Oui ou non ?
Pourquoi ?
Chacun sa culture. Qui sait ? Demain, français que je suis, je vais devenir apatride tel "Alfred". Ne serait-ce pas génial ? Que tous les français d'origine étrangère deviennent apatrides et n'ont plus le droit de voter car étrangers !
Bye
eric R >> toi apparemment tu fumes autre chose que les cigarettes... 😂
Ho ela veloma ny mpisotro taoka e😂
Mais avec modération
Ho ela velona ny mpisotro taoka e
Tchin2
Mais avec modération