1 Ry Fanahy Masina ao ambony Irak'i Jesosy Tompo, Izahay aty dia mila vonjy, Hafanao, hatanjaho! 2 Ry Fanahy Masin-janahary, Hazavao re ny sainay, He! ny fonay osa, sy marary Mba sitrano handresenay. 3 O! ry afo Masin'i Jesosy 'Zay irin'ny firenena, lasanao koa re 'ty Nosy, Mba handray ny famonjena. Fiv Ry Fanahy Masina ô! midina Hanafana, hampahery Fa ny fo lazolazoam-pahotana O! vonjeo, sao very tononkira.serasera.org/hira/fifohazana/ry-fanahy-masina-ao-ambony
Fifohazana70, Ry Fanahy Masina ao ambony 1 Ry Fanahy Masina ao ambony Irak'i Jesosy Tompo, Izahay aty dia mila vonjy, Hafanao, hatanjaho! Fiv Ry Fanahy Masina ô! midina Hanafana, hampahery Fa ny fo lazolazoam-pahotana O! vonjeo, sao very 2 Ry Fanahy Masin-janahary, Hazavao re ny sainay, He! ny fonay osa, sy marary Mba sitrano handresenay. 3 O! ry afo Masin'i Jesosy 'Zay irin'ny firenena, lasanao koa re 'ty Nosy, Mba handray ny famonjena
RY FANAHY mpananatra o toroy n'y lalanao mandrak'ariva izahay AMEN AMEN AMEN
🙏RIFANAHIMASINA O MIDINA HANAFAN 🙏💕💖 HAMPAHEHERY 💕💖🙏 AMEN
Mankasitraka anareo mpitory fa nahazo Henry❤❤❤
Mankasidrak anareo nampaher amen
Ry fanahimasinao jesoa mba hafafazo ampahery anay amen
Amen !
Ry fanahy masina ao iraky Jesosy tompo Amen
Ry fanahimasino ò midina hanafahanay hampahery.
Amen
❤❤❤❤ makasitraka 😘😘😘😘
Amen🧡❤️❤️💞💞💞
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
🙏🙏Amen❤
Amen! 🙏🙏
Hazavao re ny Saina ry Fanahy Masina mba Hamonjy Ny Very
Ry Afomasin'i Jesosy Tahio ny Firenena
Ry Fanahy Masina o midina. Ampahery
Ry fanahy masina oooo, tarito ny lalako mb hafako ampifaly Iny reniko igny
Ny fanahy masina ao abony irak'i Jesosy Tompo Izahay aty dia mila vonjy Hafanao Hatanjao!!!
Amen🙏🙏💞💞
Amen🙏❤
1😂
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
❤❤❤❤❤❤❤❤
Amen 😍😍😍😍😍😍😍
Amen
Amen
Rovina ianao fanamasina midina @nay
Tsy resy laza mihintsy zany hira zany isaky ny misy fifohazampanahy.
Tena misaotranareo
💛👏👏
❤️
Midina ry fanahy masina o ary vonjeo mba ts ho very
1 Ry Fanahy Masina ao ambony Irak'i Jesosy Tompo, Izahay aty dia mila vonjy, Hafanao, hatanjaho!
2 Ry Fanahy Masin-janahary, Hazavao re ny sainay, He! ny fonay osa, sy marary Mba sitrano handresenay.
3 O! ry afo Masin'i Jesosy 'Zay irin'ny firenena, lasanao koa re 'ty Nosy, Mba handray ny famonjena.
Fiv Ry Fanahy Masina ô! midina Hanafana, hampahery Fa ny fo lazolazoam-pahotana O! vonjeo, sao very
tononkira.serasera.org/hira/fifohazana/ry-fanahy-masina-ao-ambony
Fifohazana70, Ry Fanahy Masina ao ambony
1 Ry Fanahy Masina ao ambony
Irak'i Jesosy Tompo,
Izahay aty dia mila vonjy,
Hafanao, hatanjaho!
Fiv Ry Fanahy Masina ô! midina
Hanafana, hampahery
Fa ny fo lazolazoam-pahotana
O! vonjeo, sao very
2 Ry Fanahy Masin-janahary,
Hazavao re ny sainay,
He! ny fonay osa, sy marary
Mba sitrano handresenay.
3 O! ry afo Masin'i Jesosy
'Zay irin'ny firenena,
lasanao koa re 'ty Nosy,
Mba handray ny famonjena
Ndri atsiarovako ny sonnerie ny tel Neny zay
Amen🙏🙏
Amen
❤❤❤❤❤❤❤❤
Amen
Amen🙏🙏
Amen 🙏
Amen
Amen
Amen 🙏🙏
Amen🙏🙏🙏
Amen
Amen❤
Amen 🙏🙏🙏
Amen
Amen 🙏
Amen 🙏🙏
Amen ❤🙏