Be ankitiny - hira fisaorana - Hira katolika - Catholic song from Madagascar

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ธ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 28

  • @samantaworiya936
    @samantaworiya936 7 ปีที่แล้ว +2

    Eny misotra anw zahay ry baba fa be ny asa soa vitanao taminay# misotra anareo nizara hira fa mafinaritra be le izy fiadaniny tompo hirotraka amintsika rehetra ary hampitombo finoana amen

  • @managnilantany
    @managnilantany 13 ปีที่แล้ว +2

    J'aime bien,mahafinaritra ny mahita sy maheno antsika rehefa mahay misaotra,na dia mbola ao amin'ny fahoriana ara-politika sy ekonomika aza dia tsy manadino misaotra izy , koa tohizo ny ezaka efa natomboka, fa demain ce sera le beaux jours pour nous les malgaches.
    Vintsy managnilantany!

  • @margueritetsaravahizo848
    @margueritetsaravahizo848 12 ปีที่แล้ว +3

    Tsara be ny mira-mivavaka.Zagnahary babanay anao zahay.

  • @hasinapageaud5911
    @hasinapageaud5911 3 ปีที่แล้ว

    Mahangoma zah ambanivolo Nay e .
    Misaotra papa lai nahary, nitantana anay.

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao zahay eh 🙏🙏🙏

  • @RANDRIAMANARIVO
    @RANDRIAMANARIVO 13 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra anareo e! mahafinaritra mandefasa foana ho an'ny rehetra a! mampitombo ny finoana ny mahita toy ireny. Velona tokoa ny fiangonana katolika eto Madagasikara

  • @somamyaugestine8982
    @somamyaugestine8982 6 ปีที่แล้ว +2

    misaotra nw iya baba

  • @fymampiononafymampionona6336
    @fymampiononafymampionona6336 6 ปีที่แล้ว +2

    misaotra baba😍😍😍

  • @meldamarie1253
    @meldamarie1253 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra zahay baba ,

  • @magali9015
    @magali9015 8 ปีที่แล้ว

    Hira fivavahana dia vakondrazana tsy misy intsony maha fivavzhana efa niova tokoa ilay toe -tsaina ,mivavaka amin'ny fahanginana

    • @hericalicious319
      @hericalicious319 7 ปีที่แล้ว +2

      Franchesca Sam dia gaga antegna. Hira fisaorana atao ankafaliana fa tsy hirampaty tsino izy ty. Mety tsy katolika marina ngamba io olo io.

    • @rafaralahyjeanyves7483
      @rafaralahyjeanyves7483 7 ปีที่แล้ว

      az fal nianakiana zn zouk a! nekiz anie manao fet e! nenaz ar mb hir mpivavahan f ts hotran nen afa oe hira ts foton rehetr zao sa aon oz #Franchesca sam

    • @shddhdhddhdhfhfhfh7698
      @shddhdhddhdhfhfhfh7698 3 ปีที่แล้ว

      Odrrrriii
      Deraina amin'ny hira, amin'ny dihy, amin'ny loka GA, ny arpa sy ny Valihy.
      Hafaliambe any andanitra mahita anzao.
      Sa mba hilazao toko sy andininy Milaza fa tsy azo atao ny mandihy amin'ny hirampivavahana.
      Hisaotra an' Andriamanitra ve dia Tokony hanjoretra toy ny akoho Voan barika?
      Mirary soa sy fanambinana ho anao

  • @tonics1993
    @tonics1993 13 ปีที่แล้ว +2

    @eve2090je pense que c'est une fête au niveau de l'église mais je ne peux pas de dire dans quel contexte c'est...il s'agit d'une chanson qui remercie le seigneur de nous avoir donné toutes ces bonnes choses ...j'espère que je t'es éclairé(e)
    :)

  • @annickranaivosoa2353
    @annickranaivosoa2353 12 ปีที่แล้ว +2

    eny ka misaotra anao izahay Baba @ asa soa vitanao t@nay

  • @vololorivo1339
    @vololorivo1339 7 ปีที่แล้ว +1

    misaotra Anao zahay Baba

  • @MyCoeurdelion
    @MyCoeurdelion 13 ปีที่แล้ว

    Emouvant!!!

  • @mariejosia3472
    @mariejosia3472 6 ปีที่แล้ว +1

    misaotra anao baba

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 2 ปีที่แล้ว

    👏👏🙏🙏🙏

  • @dsssgfsa7773
    @dsssgfsa7773 7 ปีที่แล้ว +1

    mangoma zah ay

  • @fabiolafernaline8888
    @fabiolafernaline8888 5 ปีที่แล้ว

    Ts hainay ny ts hisaotr ana baba

  • @rajaoferaradox8338
    @rajaoferaradox8338 12 ปีที่แล้ว

    mahafinaritra be l izy rakizy a! fa ny paka sary tokony mbola mianatra B mints. toizo e!

  • @ghislainecellio6442
    @ghislainecellio6442 5 ปีที่แล้ว

    😘👏👏👏👏

  • @margueritetsaravahizo848
    @margueritetsaravahizo848 12 ปีที่แล้ว

    Misaotra anao zahay

  • @mariecynthiaalfred8708
    @mariecynthiaalfred8708 7 ปีที่แล้ว

    Misotre eee

  • @nadiaravelo476
    @nadiaravelo476 9 ปีที่แล้ว

    misaotr baba

  • @chakalrvtr1380
    @chakalrvtr1380 ปีที่แล้ว

    Voahagifiainana