KAKAJOH Tsy Mila Ireo SINOA zahay Filoha Nouveauté 2022

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 14

  • @olinahitsyolinahitsy3646
    @olinahitsyolinahitsy3646 ปีที่แล้ว +1

    Marina iny zokibe,courage tsika lahy
    Tahinjanahary iha lahy kakajoh

  • @sainademadagascar6255
    @sainademadagascar6255 ปีที่แล้ว +1

    Merci kOAHY ZOKIBE @ le FITIAVA TANINDRAZAGNA, Madagascar hoan'ny MALAGASY + ( SAINA JB--ÎLES ÉPARSES)¨io no mba anjara birikiko koa, tolona iaraha manao

  • @fleurettekobel5797
    @fleurettekobel5797 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra ny@ tonon- kira , fa mitantara zavatra, na dia tsy haiko aby ny fiteny 🙏! Ny feo dia tiko be💓, saingy manome sentiment resy be ny fo ! Nefa tiko ihany , ka tohizo hatrany tompoko🙏👍🇲🇬🇨🇭 !

  • @faferanoarsonchristophe9403
    @faferanoarsonchristophe9403 ปีที่แล้ว +1

    Ndao hialy ze mahery...tsangana

  • @maeva4796
    @maeva4796 6 หลายเดือนก่อน

    Voampita ny hafatra,manaja🙏

  • @herychantal9535
    @herychantal9535 ปีที่แล้ว +1

    Bravo fa tena tsara 🎶

  • @anjalianjali2936
    @anjalianjali2936 ปีที่แล้ว

    Bravo lah mirci ❤️😘🙏😇🙏❤️

  • @edwigegremi9238
    @edwigegremi9238 9 หลายเดือนก่อน

    Marina le hira

  • @herizoandriamifidy7796
    @herizoandriamifidy7796 ปีที่แล้ว +1

    Aia zany ry depioté zaza hamba reo tsy mahare taraignim-bahoaky zao. Ambohibola, fanambosa , sns

  • @FR-no2os
    @FR-no2os ปีที่แล้ว +3

    Iereo tsy tompone kea ro manjakazaka, mangalatse harea sy mamitake vahoake, ka tsy azo ekena sady mivaza tompotane. Aia va ty solombava ty vahoake ty tane atimo toy tsy mitsanga hiaro vahoake ?
    Adriso agne toa fanjakana mavande pamerevere vahoake toa, tsy manday fandrosoa ho antika faritse Atimo Ahandrefa.

  • @rollandrandrianarisona2463
    @rollandrandrianarisona2463 ปีที่แล้ว

    mlay e
    mankasitraka

  • @hunotel
    @hunotel ปีที่แล้ว +1

    Kkkk maty tika raho

  • @rabiavenance652
    @rabiavenance652 ปีที่แล้ว +1

    Tohizo hatrany

  • @jacquelinebailly6910
    @jacquelinebailly6910 ปีที่แล้ว +1

    😍😍😍