Raha te hiaotra ny Senegal zany de Mila mahatratra GDP +9 any ho any isan-taona de tratra ao anatin'ny efa taona zany Senegal izany. Mila fihezahana lehibe izany indrindra ny ara economika sy Mila industrialisation ho an'ny firenena .
Andry Rajoelina filoham-pirenena ankehitriny no nanomboka ny fotondrafitrasa amin'ny fanamboarana ny lalana mampitohy an'ny Vohemara sy Ambilobe,de misy misadoka indray hoe Rajaonarimampianina, efa tena diso
porofoin ny malagasy am fandatsaham bato am 2023 hoe ..iza tokoa nanamboatra io lalana io fa i rajaon ndozan drizareo izany???prezident stagiaire..be vinavina ..fa fanatanteraha zero!!!bay bay godra ozy tany avaratra..nefa izy ilay godran tay sy rajaoarimampiamany natao baybay ..farany tsy tiako sy maharikoriko aho tam le bandy iny fanilikilihîna nataony tam equipan drajoelina izay naha filoha azy...natao ny fifidianana ...8 0/0..zany hoe 92 0/0 mbahoaka tsy mila azy..betsaka izany an!!!92 0/0?...au premier tour??? na filoham pokontany tsy mba mahazo vato toy io raha misy fifidianana filohal pokontany..nanan kambo i rajao nipetraka andafy nahatsapa ny haratsiany..am zao ny mpanohitra sasny mbola manao calcul ny halavan ny kilometrage ndalana vitan dravalon doza ny jadony sy halavan ny lalana vitan drajoelina..mampalahelo..ny tena hita mahay mampiseho zavatra tsara eto aloha dia rajoelina.
A country success depends on the hardwork of each patriot , project of good road network and volunteer of the Government . This Government is very active since the beginning of its regime.
Mirary soa atrany Msier le President
Raha te hiaotra ny Senegal zany de Mila mahatratra GDP +9 any ho any isan-taona de tratra ao anatin'ny efa taona zany Senegal izany. Mila fihezahana lehibe izany indrindra ny ara economika sy Mila industrialisation ho an'ny firenena .
Très très beau, c’est magnifique.
Misaotra président hoela velona hianao tahin'Andriamanitra aminy soa rehetra ataonao eto antanindrazana misaotra
Bravo pr senegal
Andry Rajoelina filoham-pirenena ankehitriny no nanomboka ny fotondrafitrasa amin'ny fanamboarana ny lalana mampitohy an'ny Vohemara sy Ambilobe,de misy misadoka indray hoe Rajaonarimampianina, efa tena diso
porofoin ny malagasy am fandatsaham bato am 2023 hoe ..iza tokoa nanamboatra io lalana io fa i rajaon ndozan drizareo izany???prezident stagiaire..be vinavina ..fa fanatanteraha zero!!!bay bay godra ozy tany avaratra..nefa izy ilay godran tay sy rajaoarimampiamany natao baybay ..farany tsy tiako sy maharikoriko aho tam le bandy iny fanilikilihîna nataony tam equipan drajoelina izay naha filoha azy...natao ny fifidianana ...8 0/0..zany hoe 92 0/0 mbahoaka tsy mila azy..betsaka izany an!!!92 0/0?...au premier tour??? na filoham pokontany tsy mba mahazo vato toy io raha misy fifidianana filohal pokontany..nanan kambo i rajao nipetraka andafy nahatsapa ny haratsiany..am zao ny mpanohitra sasny mbola manao calcul ny halavan ny kilometrage ndalana vitan dravalon doza ny jadony sy halavan ny lalana vitan drajoelina..mampalahelo..ny tena hita mahay mampiseho zavatra tsara eto aloha dia rajoelina.
A country success depends on the hardwork of each patriot , project of good road network and volunteer of the Government . This Government is very active since the beginning of its regime.
Vola avy aiza izao anaovana ny lalana eto Madagascar en 2019 izao ?