¤¤ NATE ** M'fly Away (Feat. FARAO) ¤¤ Lyrics video by Lyrics Luv Song Avril 2017

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 24 ธ.ค. 2024
  • ¤¤ NATE ** M'fly Away (Feat. FARAO) ¤¤ Ouhouhouhouhoouuuh! Ouhouhouhouhoouuuh! Ouhouhouhouhoouuuh! Ouhouhouhouhoouuuh! [NaTe] Kanto hoà Ny mahita an'ilay endrikao mamiratra maraina vaö mifoha Mampilantolanto ahy Mahatsiaro sambatra sy tretrika fa to ny antsika roa Feno aho Mamihina ny tananao nanaiky hiara-dalana amiko Fa mitondra hery ho ahy Tsapako dia tsapanao ny tsapantsika roa Ny tiako lasa tiany, ny tiany lasa tiako Mampitapy ahy föana hoà ilay feonao iny ("Eny hoà akia koa") Misinda ny ahiahy nahatsiaro zàzà Tsy handriko 'lay afaka roa taona ny zàzà (Piso ouh! Aleo tsy précipiter-na) Ekena, tianao aho fa io koa tsy terena Fa tiako ho fantrao hoe zah m'fly away Tsy mitsahatra m'fly away anilanao [ReFRaiN] (Ouhouhouhooouuuh!) Lasany any lasany any lasany any ahö Oohouhoh! Ny tiako lasa tiany, ny tiany lasa tiako e (Ouhouhouhooouuuh!) Ka hoento any ka hoento any ka hoento any ahö Oohouhoh! (Ouhouhouhooouuuh!) [NaTe] Maniry koa raha hiroso ny dia Faniriana ihany ity Tsy natao hampitahotra fa hiasarika an-dry (Izany ve tsy folie?) Aiza kosa akia, fa na dia izao dia izao ho hampakariko ity [FaRao] Mba asiavo sira ny ahy raha toy ianao ka mba "D'accord" Zah mantsy mba efa ela ihany te hitsapatsapa sort Ecoute-moi d'abord, tiako ndry vaö tamin'ny hitako 'Lay déclaration ny anahy töa mbola tsy vitako Androany tsy Rendez-vous fa zah no sendra mba nanenjika Lazaiko anao aloha fa ny ahy tsy bika aman'endrika Fa fitiavana vrai tsy hitondra any France Orizinaly be koa baby fa tsy sous-licence Zah tsy mila numéro fa aleoko ny anahy face à face Amin'izay koa haiko tsara hoe "ça passe ou ça casse" Si tu veux on s'attache et je t'appelle altesse Tonga dia köziko mihitsy fa j'aime bien tes fesses [ReFRaiN] (Ouhouhouhooouuuh!) Lasany any lasany any lasany any ahö Oohouhoh! Ny tiako lasa tiany, ny tiany lasa tiako e (Ouhouhouhooouuuh!) Ka hoento any ka hoento any ka hoento any ahö Oohouhoh! (Ouhouhouhooouuuh!) [ouTRo] Kanto hoà Ny mahita an'ilay endrikao mamiratra maraina vaö mifoha Mampilantolanto ahy Mahatsiaro sambatra aho sy tretrika fa to ny antsika roa Ouhouhouhouh! ©Lyrics Luv Song, Avril 2017

ความคิดเห็น •