Ary aty ndraik, na baban-janako aty frantsa mbola za koa nikoty nohon'ny fitiavan-dalahy malemy toetra saro-kenatra. J'ai toujours eu un crush sur les timides. Je ne sais pas pourquoi ! 😅
Dia ahoana ary no atao raha misy bandy manaraka anao eny foana efa ho 10ans nefa tsy miteny mihitsy nefa mahagaga mahazaka sipa hafa any le bandy fa rehefa ianao dd tsy miteny izy fa manarakaraka fontsiny?
Hahahahahah 😆 tapaka ny tsinaiko amle sipa saro-kenatra trop 🤣
Ary aty ndraik, na baban-janako aty frantsa mbola za koa nikoty nohon'ny fitiavan-dalahy malemy toetra saro-kenatra. J'ai toujours eu un crush sur les timides. Je ne sais pas pourquoi ! 😅
Dia ahoana ary no atao raha misy bandy manaraka anao eny foana efa ho 10ans nefa tsy miteny mihitsy nefa mahagaga mahazaka sipa hafa any le bandy fa rehefa ianao dd tsy miteny izy fa manarakaraka fontsiny?
Fa aiza less misy anio savon io?
😂😂😂😂😂😂😂😍
👍👍👍👍👍👍👍👍👍
Hoooo zahay kony tsy amboa anaroo mangnatso zahay : "psssssss" na hoe "tssstssstsss"
Izio tsy ara voatery karanjany, sady juste fampisehoagna ananjy fogna koa io fa koa tsy zany tsy azonolo raha tiako volagnina
@@lionnelmyree8300 Ia eeee fa tsy tiako foagna
kozy v leekkkkkk
tu raconte n'importe quoi frère