NY ATY AMINAY 29 OCTOBRE 2016 AMBATONDRALAMBO BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 9 ก.พ. 2025
  • NY ATY AMINAY 29 OCTOBRE 2016 AMBATONDRALAMBO BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 4

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 7 ปีที่แล้ว

    Tsara be ny eny ambany vohitrareo tena mahafinaritra misaotra tompoko

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 8 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka

  • @omaroman3121
    @omaroman3121 8 ปีที่แล้ว

    MAHAFINARITRA O !MANKASITRAKA E

  • @tolotsoarandriamadiarisoa4920
    @tolotsoarandriamadiarisoa4920 6 ปีที่แล้ว

    Mankasitra anareo nizara fa misy fanamariana kely tompoko , tsy fantatro na araka ny maha Histoir azy ka tsy voatery ho marina zay voalazam , araka ny voalaza eto dia hoe teto @ty toerana ty i Ralambo zanak'i Rabiby no teraka ,Zao kosa nefa, nisy fandaharana hafa nefa fa toerankafa le izy zay ( aty amnay) ihany , de nilaza fa I Ralambo koa dia teraka tamnio toerana io , araka ny voalaza t@zay dia hoe avy any Alasora ny mpilanja an Vadin Rabiby no nandalo t@ toerana iray (ahitsio zako ra diso )fa Tanana iray eny @ Faritra Ambomalaza eny le izy ,no sendra niala sasatra kely ny mpilanja ny vadin Rabiby zay direction handea any Ambohitrabiby no teraka tampoka i Ralambo , ary aveo vao naniraka miaramila i Ravevavy vadin Rabiby haka andRabiby hijery azy , ary voalaza ko t@zay fa nisy io lambo nandalo io ka nosamborina , tiko lazaina dia izao , toerana 2 samy hafa le voalaza fa nahateran Ralambo ra zohina ny tantara eto , satria zako mba mpanaraka anty andaharana ty ihany fa tiko loatra, ary aiza @reo toerana z samy hafa reo le tena Nahaterany marina ??? Farany , tsy fanakianana ho anareo Mpitantara na ny mpikarakara ny fandaharana akory fa mba juste remarque kely tsapako fotsiny le hoe fandaharana 2 samy hafa de toerana 2 sahy hafa nefa Nahaterahana olona iray.