Voavonjy Tokoa ve Ianao? (Are you really Saved)?

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 17

  • @raivorazafinjato6723
    @raivorazafinjato6723 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tanteraka amin asan'ny Tompo hataonareo Amen gloire à Dieu

  • @isabelleholandeze4622
    @isabelleholandeze4622 3 ปีที่แล้ว +1

    Amen Mankasitraka indrindra tompoko

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko amin'ny fampianarana atolotrao , ho feno fitahian'i TOMPO hatrany fiainanao . AMEN

  • @claraanita6161
    @claraanita6161 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Amen

  • @vononaaho1883
    @vononaaho1883 3 ปีที่แล้ว

    Merci!

  • @richardangelosetovonandria3894
    @richardangelosetovonandria3894 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ny amin'ny fampianarana fa soa, maniry ny hitohizany hatrany

  • @Smile-kun
    @Smile-kun 3 ปีที่แล้ว

    mankasitraka fa mahafinaritra

  • @herilalarandriamasinony988
    @herilalarandriamasinony988 3 ปีที่แล้ว

    Ny Voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany. Ho tonga anie Ny Fanjakanao ety an-tany Jesosy Kristy Tompo.
    Mankahery sy manamafy hatrany ny finoako ny asa fitoriana ataonao Ry Mpanompon'Andriamanitra; Misaotra indrindra amin'ny famohazam-panahy ataonao. Hitahy anao sy ireo mpiara-miasa aminao anie Andriamanitra !

  • @ArthurRazafy
    @ArthurRazafy หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka

  • @fevrika1005
    @fevrika1005 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra ny amin'ny fizarana fampaherezana mafinaritra

  • @TheseLittleOnez
    @TheseLittleOnez 3 ปีที่แล้ว +1

    Ahman Glory to the Most High! We moved from America to Madagascar and have been looking for good videos and content to show the people here as we speak a little Malagasy. We would love to help further the ministry.

    • @NewLifeMadagascar
      @NewLifeMadagascar  3 ปีที่แล้ว

      Hey wow that is awesome. We would love to connect with you!

    • @NewLifeMadagascar
      @NewLifeMadagascar  3 ปีที่แล้ว

      Maybe you can send us an email at newlifemadagascar@gmail.com ?

  • @diallorajerison9140
    @diallorajerison9140 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka amin'ny fampianarana. Fa hono hoy aho, gasy ve ianao sa ?

  • @everaaldin5870
    @everaaldin5870 3 ปีที่แล้ว

    misaotra betsaka amin'ny fampianarana mirary fahazotoana sy faherezana ho anareo

  • @sandygoulammahamade3707
    @sandygoulammahamade3707 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra tompoko