Tselatra - Fiderana

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 26

  • @vivianechristian9901
    @vivianechristian9901 6 ปีที่แล้ว +6

    Tompo ooo mino sy mananten"aho fa ts hanary ahy ianao amin'izao andro manjombona diaviko izao tompo ooo ! Maro dia maro ny fisedrana izay diaviko koa ampio aho f mila ho trotraka ray oooo enoy ty mpanompo nao amen!

  • @daulier4814
    @daulier4814 6 ปีที่แล้ว +3

    Merci Eric pour ce partage ! Il faut toujours y croire ! Dieu est grand !

  • @sidoniejuster6270
    @sidoniejuster6270 7 ปีที่แล้ว +3

    Amen!!! Mino aho fa ento ianao TOMPO O!

  • @clementineguichardan6688
    @clementineguichardan6688 3 ปีที่แล้ว +1

    Merci beaucoup Tselatra super musique

  • @fanjaly1239
    @fanjaly1239 5 ปีที่แล้ว +2

    Manainga ny fanahy ny hira rehefa tena avy am fo!! Misaotra o!

  • @jmandrianary
    @jmandrianary 10 ปีที่แล้ว +1

    misaotra foana letsy Eric siora letsy na aty antany lavitra hafa iany revy any antanana revy zamerla zany otrany tsy mahavoa ny any antanana vive dago et tselatra siora !!!!!!

  • @christianrazanajatovo8096
    @christianrazanajatovo8096 4 ปีที่แล้ว +2

    Dim 2 août 2020,mbol tena mankafy fon h@ zao🙏🙏

  • @vazodiamondramitia
    @vazodiamondramitia 15 ปีที่แล้ว +6

    tene mahay zvt ny Tompo ah , raha ny fijery ety ivelany tsy mino hoe Eric no hira ny federana an'Andriamianatra , misaotra e , dia samy ho tahiny Tompo anie isika rehetra izay mihaino io hira io
    Rahoviana indray i Eric no hoaty Toulouse

  • @kanyeful
    @kanyeful 12 ปีที่แล้ว +2

    misôtra betsaka Tselatra,sur foana!! ^^

  • @vivianechristian9901
    @vivianechristian9901 6 ปีที่แล้ว

    Merci Eric aaa f mitondra hery lehibe ho ahy ity hiranao ity amin'izao fahorim poko aty antany lavitr"aty izao

  • @hermilienjoelsonrakotoarin1838
    @hermilienjoelsonrakotoarin1838 6 ปีที่แล้ว +1

    Ho ela velona les ry eric de asandrato foana ny rock fa mlay ah.mankasitrak feno eh

  • @LorenaLorena-i4r
    @LorenaLorena-i4r 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka t@ fizarana fa tena latsaka ato ampoko le hira krh efa renko misy fanahy masina niditry tamiko🙏🙏

  • @heryhmanantena897
    @heryhmanantena897 6 ปีที่แล้ว

    Mino aho fa mitovy @tonokira ny safiditsika eto .Ny Tompo mampahery hatrany ,makasitraka e!

  • @aliceravoahangy8008
    @aliceravoahangy8008 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko !

  • @anirayrafanomezantsoa2176
    @anirayrafanomezantsoa2176 8 ปีที่แล้ว

    zah ko makasitraka fonee tsara ny tompo medrika ho deraina amen

  • @tsantarazafimahazo8677
    @tsantarazafimahazo8677 12 ปีที่แล้ว

    ...voalohany aloha d misaotra an-dRaeric nanao ny vazo,faharoa mankasitraka an-dRaandobe niazara izany tato, ary fahatelo sady farany d ..................................................................
    toy ny mahita an'ialahy aho letsy Ramirana le......tiako b ny nanaovan'ialahy an'izany vazo izany d ts mety ho adinoko, ka isaky ny maheno azy aho d mahatsiaro sy malahelo an lah!
    merci é!!!!!!!!

  • @falyrakotoniaina732
    @falyrakotoniaina732 7 ปีที่แล้ว +3

    tena tsara ilay hira.

  • @lolanagel6103
    @lolanagel6103 4 ปีที่แล้ว

    Mino tokoa aho ,fa miarak' @ ko sy @ nao ,sy @ tsika rehetra ny Tompo.
    Misaotra an'i Tselatra Fa tena manohina ny foko tokoa ity hir'ity

  • @andryandrianjatoniaina3244
    @andryandrianjatoniaina3244 11 ปีที่แล้ว +1

    Amen

  • @zahogasy7878
    @zahogasy7878 7 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizaree samy hotahiny tompo zaho sy anao arimino koa zaho fa eo fona tompo

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 2 ปีที่แล้ว

    merci

  • @odettemalala5564
    @odettemalala5564 6 ปีที่แล้ว

    nomen"Andriamanitra talenta hidera azy ireto panakanto reto

  • @dms111ify
    @dms111ify 12 ปีที่แล้ว

    m'lay eeee!

  • @dupontsylvia666
    @dupontsylvia666 9 ปีที่แล้ว

    mlay siora fona !

  • @raherisonvonjy2717
    @raherisonvonjy2717 5 ปีที่แล้ว

    Milay ee !!

  • @lisacornelisa7980
    @lisacornelisa7980 6 หลายเดือนก่อน

    2024 mbola mankafy foana Mino izahay Tompo oo