mampahatsiahy ny fahazazana,any Alaotra, ny fahatanorana tao Andoharanofotsy , na kely na lehibe dia mahay ny tonokira daholo.miarka aminy gitara, eny ambanivohitra miaraka aminy cousin cousine , tonton tantine, .masaka e!!!
Je cherche une malgache ou l'histoire c'est que le mec raccompagné une femme chez elle (elle aussi chante) en chantant et il joue de la guitare en même temps merci a tous...
Efa ela bé fa mbola manohina n'y fo. Ravahana Tsiky ihany. Tiako 😃. Mankasitraka 😘
tsara rangah inty hira inty Mankasitraka
Tena tsara,Mbola mpilahabary teny am fokontany aho tamin'izany❤❤❤❤
mampahatsiahy ny fahazazana,any Alaotra, ny fahatanorana tao Andoharanofotsy , na kely na lehibe dia mahay ny tonokira daholo.miarka aminy gitara, eny ambanivohitra miaraka aminy cousin cousine , tonton tantine, .masaka e!!!
Tsy mahafaka alahelo n'y ranomaso. Mitraka . :-)
Mon dieu ! ça nous rajeuni pas ça ! Mais c'est un bon souvenir
Mbol miheno foana 2023...❤
Bein sur ts mais miona fona😂
Tena ny fahazazana no mitambolona
Tsy Hay adinoina e!
Respect légende 🫡
Tsy ny ranomaso no hanafaka ny fahoriana ao anatinao.........TIAKO TY HIRA TY
Ndriii lasa ny lavitra ny saina matsiro ny fahazazana hiranay mianadahy envie de pleurer merci lesy TB
Tanora amzao ah miheno anzany fa tena touché be tiko lo eh mercii eh
I wannna cry out!!!
Mahatsiaro ny lasa e... snííf sniiif...
Misaotra Thiera Bruno de tous ces ambiance du lycéens....
Belle chanson ❤️😘..
Toy ny tsipolitra 🤔😭
tiko be mampahatsiaro ahy ny fahazazana e tam bola mpianatra tamin'ny college merci c' est beau
Legend ❤ mankasitraka 🙏❤️👍
J'aime toujours toujours cette chanson ❤
❤ j'adore cette chanson
Mankasitraka ❤❤
Tena mampahatsiaro ny tany fiaviagna éééé , mafy ny fitadiavagna aty an tany lavitra
Marigna izany la vitra zalahy i Madagascar 😭😭
sniff! mampalahelo be fa tsara be koa!
Merci, thank you, gracia! Misaotra e!!
Désolé
Tiako be ity hira ity😍
Mahereza daholo e !
❤❤
Marina zany zoky lahy eh !!
eee izany fiainana atao ahoana moa
misaotra be lesy marina fatena vrias izany hira izany
Tsat rah samy vazo sad manaing n aingam panahy mb ho lasa lavitr.samia mahereza aby e.
Arnold Gasy
❤❤❤❤❤
Mai 2022
tena tsara iseha
tsar fon na de ef tal ary e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Milay e!
ten tiako b afa ian ny kalo ny fahiny
Je cherche une malgache ou l'histoire c'est que le mec raccompagné une femme chez elle (elle aussi chante) en chantant et il joue de la guitare en même temps merci a tous...
th-cam.com/video/vXM19vusEe8/w-d-xo.html
Tsare
mafinaritra e