Tantara gasy --- Dinampitiavako 1 👉🏻👉🏻 Tantara Malagasy RFM.
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 1 ก.พ. 2025
- Tantara gasy: Tantara Malagasy
Radio Feon’i Mania.
Fizarana 1/7 afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy
Afaka mahazo le tantara volatantelinay RFM ve le jusqu'à farany
Coucou Lu voaray o
Misaotra indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️♥️♥️
misaotra..betsaka topoko 😍😍
mankasitra @fahaizanareo mamelon n tantara. misaotra manokan ho an'ny mpamorona f ten mahehy tanteraka👏👏👏
Mamankasitraka indrindra tompoko ô 🥰🥰🥰🥰🥰 haino finaritra
Misaotra betsaka indray tompoko 🙏🙏🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞
Tegn misaotr anao @ Gasy Rakoto fa hela niandrasak tantar ty ✌✌👏👏👏❤❤😘😘😘😘🤜🤛
Msaotra anareo atrani 🎧🙋♀️❤
Tsika eto foana e!
Misaotra sy mankasitraka anaro tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tohiny indray ❤❤❤❤
Misaotra nizara 👍👍👍🇲🇬🇲🇬🇲🇬!!! Mahafinaritra ee!!
👍 Johan
❤❤❤🎉🎉🎉
Mankasitraka indrindra Tompoko o! 💕💝🤍💚💜💙🧡💞❣💘💖♥️💗💓👍🇲🇬🇲🇬🇲🇬🤍🤍🤍🇰🇼🇰🇼🇰🇼💚💚💚❣❣❣
👍Sidonie! Tena otran aty Mada mitss v am le mihaino Tantara?😄
toa i Kolonely Solofo ndray no nandray ny anarana BELLADENINA GASYYY hihiiiii
Enga anie mba tsy hamadika lery @ ity😂😂
@@GasyRAKOTO 🤣🤣🤣
Vo maika mitombo ny fankahalako an'i Kôlônely 😂😂🙈🙈
Makasitraka bedabe o tiko be lay tatara
👍 Miangaly. Mazotoa mihaino o!
Misaotra detsaka afafaka asa loha nay miasa @ tan'nolo aty
Misaotra indrindra tompoko 💞💞💞😘
Misaotra betsaka ô 💖👌🔥
Mankasitraka tompoko
miandry izahay😘🥰
manaonn Jocelyne, kely sisa o!
Misaotr Nizara ❤️
👍 Lamina!
Woe mandrava manana
👍
Misaotra betsaka tompoko ooo, miandry tohiny ooo
Misaotsa betsaka
MANKASITRAKA
👍
Mankasitraka sahady miandry sisa 🥰🥰
👍
Misaotra betsaka indrindra oo
Tsara v ny Tantara o?
Ye tsara be sad mahay nareo mpilalao ka ts mety Leo miheno tantara alefa nareo ato nah de fa nandeh tato azy tantara alefa ts mba Leo zh zany aho ko 💞💞💞💞🇲🇬🇲🇬🇰🇼
Misaotra tompoko nizara
Ary MBA aiza hony kotity otrany belinadelle fona no henoko ato de mankasitraka tompoko oo sady mirary alina mafinaritra daholo
Merci ooooo
miandry ny Tohiny eee
👏👏👏👏👏
Oeh Misaotra betsaka tompoko ô
👍 yess!
Mankasitraka tompoko ô
👍
Misaotra indrindra eh, miandry indray izahay zani
Rdv ref' av' eo e!
Miarahb tompoko o d mankasitraka erampo erantsaina hatran ré tompoko f efa tong l'ay nandrasn k vo manombok hiaino f efa tsindriandaona niandry azy Ty d mankasitraka anao mpanortr s'y ianareo mpilalao rhtr koa d THT daolo tompoko
Bonsoir . Mety afaka mahazo an le tantara am fm 104 radio l ambassadeur ve azafady akotran ireo efa ato anaty youtube ? Misaotra mialoha .
Manaon tompoko! Afaka manome lohateny v enao azfd!?
Ze misy fotsiny akotran reo efa ato ireo svp
Faly b ery Aho vo nahita an le izy oe tantaran RFM sad le titre tsara b nefa non hiaino d ts mandeha
@ 2 ora ( Madakasikara) no mandeh n tantarr o
Bonsoir tompoko fa mann tompoko no ts mety musoktr Ty tantara nozarainw Ty oe dinampitiavako 1, Ty azfd Ndrindra mb azonw azavain ve ?
Tantara voalahatra handeha rahampitso ireo ka. Jereo fa misy ora voamarika andehanany ao tompoko!
Melissa ideally @2ora tolakandro vo mandeha io
Mankasitraka Ndrindra Gasy Rakoto d mankasitraka anao koa Marie Charlotte f Zay vo mazava @ ko
Mankasitraka sahad tompok
mihomana f tara b io andina-tantara iray io an! d az adino n mi like ny video ntsika e
Mankasitraka tompoko ô
Eny tompoko! ☺️