Salama Koto, Je compris tous les langues des gens dans le video tu as placé, parce que le conjuncture linguistique d'où je arrive. Je suis chrétien aussi, parce que il me semblait a toi arrive qu'ils sont plus limitées. Et cherche d'étudier malagasy aussi, en comprenent presque rien des tes videos, mais je lit les commentaires. Malagasy ont le même talent pour les choses, néanmoins pas des conditions. Tu sais très bien ça. Pas la faute de gens, absolument...
Tena marina. Io no tena erreur n ny RaR gasy any ivelany...Na eto koa aza dia misy izany. Ny tsy azon'ny RaR gasy mihintsy fa ny ankizy dia afaka miteny fiteny 3 hafa aradalana. Za mahay fianakaviana gasy any Frantsa izay fa tsy mahazo miteny afatsy teny gasy rehefa ao antrano fa any ivelany vao miteny frantsay ary mbola mianatra teny anglisy refa any ampianarana. Vokany trilingue couramment ireo zany. Tena nodaraiko ry zareo. Ka aoka re isika gasy any ivelany rehetra any mba hampita foana ny fitenindrazantsika @ ireo zanantsika fa na vahiny taratasy aza ireo zaza ireo dia gasy foana mandrakizay. Milevina aty Dago ny razambeny ndreo
3:21 Ny fitondrana nifandimby dia nampivoatra ireo sekolim-bahiny indrindra ny frantsay fa nanimba ny fampianarana fototra izay Malagasy. Dikany tsy mahagaga io, ts resaka RAD io fa ny fampianarana mihintsy ts miröna aminy maha Malagasy
Izahay tsy mividy foie gras vita malagasy, tsy matikambo fa mankaiza daholo ny vola @io, hividiananireo entana entiny mody any aminy ny aliaka jamban'ny taolana Aza mividy ry Malagasy tia Tanindrazana./.
Merci koto 👍👍
Je suis entièrement d'accord avec toi Mr koto
Marina zany❤❤
Merci Koto, Merci nefa zanak'i Koto ts miteny Malagasy akory. Ts ilana excuse io fa efa izay le izy.
Hono oa ,,,,mba te hanotany kely any koto zah ,,,raha tsy mahadiso ,,,,mahay miteny gasy ve zanaky koto ?? Sa mahazo fotsiny refa miresaka ,,fa tsy mahay mamaly?? Misaotra mamaly.
Marina loatra zainy 🥰🥰
Efa zava marina izao mbola misy midohika sy manadiso ihany. Ny fototry ny fandrosoana dia ny fanekena ny toerana misy anao.
i Koto ty zany nanenina tsy nampianatra nuzanany teny gasy dia @ ireto mbola manan-tsafidy no mamela hafatra
misy va tena viTSY
👍
Tena marina ary mahametra ny olona ny maha Gasy azy
Ity no anisany thème'nao anisany tena tiako zoky be koto. Ho ela velona ianao sy ny famille rehetra. Mirary soa ee
Sao dia ianao ihany koto no mitantara ny zanakao? Ny zanakao angamba no lazainao
Salama Koto,
Je compris tous les langues des gens dans le video tu as placé, parce que le conjuncture linguistique d'où je arrive. Je suis chrétien aussi, parce que il me semblait a toi arrive qu'ils sont plus limitées. Et cherche d'étudier malagasy aussi, en comprenent presque rien des tes videos, mais je lit les commentaires.
Malagasy ont le même talent pour les choses, néanmoins pas des conditions. Tu sais très bien ça. Pas la faute de gens, absolument...
Tena marina. Io no tena erreur n ny RaR gasy any ivelany...Na eto koa aza dia misy izany.
Ny tsy azon'ny RaR gasy mihintsy fa ny ankizy dia afaka miteny fiteny 3 hafa aradalana. Za mahay fianakaviana gasy any Frantsa izay fa tsy mahazo miteny afatsy teny gasy rehefa ao antrano fa any ivelany vao miteny frantsay ary mbola mianatra teny anglisy refa any ampianarana. Vokany trilingue couramment ireo zany. Tena nodaraiko ry zareo.
Ka aoka re isika gasy any ivelany rehetra any mba hampita foana ny fitenindrazantsika @ ireo zanantsika fa na vahiny taratasy aza ireo zaza ireo dia gasy foana mandrakizay. Milevina aty Dago ny razambeny ndreo
3:21 Ny fitondrana nifandimby dia nampivoatra ireo sekolim-bahiny indrindra ny frantsay fa nanimba ny fampianarana fototra izay Malagasy. Dikany tsy mahagaga io, ts resaka RAD io fa ny fampianarana mihintsy ts miröna aminy maha Malagasy
Marina resakanao
Ilay fanakianana fivavahana kristianina oa ajanony rehefa haneho hevitra. Tsy ny fivavahana kristianina no ratsy fa ilay fampiasana azy mandeha any@ tsy izy no tena ratsy satria aimpanahy ohatran'ny finoana rehetra io ka samy manaja ny tandrify azy. Ny fivavahana kristianina tsy atao fanaovana bizina, tsy natao hakana doka, tsy natao hitadiavan-karena,sns... Rehefa hanakiana deteneno fotsyoe ilay pasitera otrizao, ilay mpitondra otrizao, ilay mpivavaka otrizao lasa mialokaloloka @ ilay fivavahana fotsiny fa tsy tena mampihatra anle izy antsakany s'y andavany fa lasa mihatsaravelatsihy ivelany fotsiny.
Miarahaba anao ry Koto ! Tsy misy maha- ratsy ny fahaizana fitenin'ny manerantany rehetra ! Fa aza hadino ry Koto , isika olombelona dia samy @ safidy , sy samy @ Talent , ary samy @ tanjona sns...., koa ny tiako hambara eto dia aza dia manome tsiny ny hafa , fa samy @ izay fahalalahany avy isika rehetra , fa raha ilaina ilay fiteny samihafa , dia hianarana ! Miteraka probleme @ fiaraha- monina ilay fanomezan- tsiny , satria mitovy @ manery ny olona tsy maintsy mahay izay hainao , nefa tsy ho possible izany ? Firy ny olombelona eto ambonin'ny tany ? Aza hasarotina hoan' ny hafa ilay (tsy maintsy ,na hoe : tokony ) Samy @ izay fiainanana fanandrify azy avy isika zanak' olombelona tompoko !
Mirary ho tratran'ny taom- baovao ry Koto !
Izahay tsy mividy foie gras vita malagasy, tsy matikambo fa mankaiza daholo ny vola @io, hividiananireo entana entiny mody any aminy ny aliaka jamban'ny taolana Aza mividy ry Malagasy tia Tanindrazana./.