Miarahaba Te hitondra fanazavana kely amny fanontanian'i Luc oe "Inona ny dikan'ilay oe mptsok'ovy aho". Any Vakinankaratra moa dia faritra mangatsiaka be, ny ovy no foto-tsakafon'ny olona indrindra ny any ambanivohitra. Miodina amin'io ovy io foana ny fiainana, sakafo tsy ho an' olona ihany izy io fa ny biby fiompy koa, kisoa ,akoho, na saka na alika...Tsy mijanona eo ihany fa eto no tena valiny fanontaniana. Ny ovy koa no natao entina miady amin'ny hatsiaka aminy alalan'ny fihinana azy. Noho izany, tonga dia harapaka ao ambava iny mafana be iny ny ovy iray. Msy fika ny amn'izany, potserina hisokatra aloha iny ovy mafana be avy ao anaty vilany iny hivoaka lay hafanana be volaohany, somary TSOFINA kely raha ilaina. Togna de any ambava faran'izay mafana, ao am-bava ao no hapangatsiahana avy amin'ny alalan'ny FOFONAINA. Kivy tanteraka ry zalahy avy any an-drenivohitra mahita an'ilay fomba fisakafoanana de nataony oe "tony koa tena mpitsok'ovy". Ny zavatra tsy takatry ry zalahy de tsembotsemboka mintsy rehefa avy eo, zay no tanjona. Io ovy io anie dia sakafo mandavanandro e! Rehefa eny an-tsaha eny ny olona dia misy fantana handrahoana ovy tsy hakijanona eo akaiky eo: hohanina eo foana ny ovy, ny afo mitondra hafanana sady mandroaka moka, ny zazakely eo ambody afo eo maka hafanana. Fanamarihana farany ny ovy de mora levonina ny fihinana azy "tsakitsaky tena milay", raha ovan'ny olona any an-dafy any ny anarany de ataon'ny kely saina fa zavatra hafa: chips, purée, farine, jus, fécule de pomme de terre...misy ovy foana manodidina ny sakafo. Hatreo aloha
Mpankafy Kamary e ! Tena nitaiza sy nandrotsirotsy ❤
Mankasitra sy mirary soa anareo 🙏
Mankalaza zoky Martin a! Ny mpanakanton'ny tanàna! reharehanay e
oay oa, malagasy mahay mifamelona oooo........Oay oa ankehitriny manjary domelina !!! misaotra eeeeeeee
Miarahaba
Te hitondra fanazavana kely amny fanontanian'i Luc oe "Inona ny dikan'ilay oe mptsok'ovy aho". Any Vakinankaratra moa dia faritra mangatsiaka be, ny ovy no foto-tsakafon'ny olona indrindra ny any ambanivohitra. Miodina amin'io ovy io foana ny fiainana, sakafo tsy ho an' olona ihany izy io fa ny biby fiompy koa, kisoa ,akoho, na saka na alika...Tsy mijanona eo ihany fa eto no tena valiny fanontaniana. Ny ovy koa no natao entina miady amin'ny hatsiaka aminy alalan'ny fihinana azy.
Noho izany, tonga dia harapaka ao ambava iny mafana be iny ny ovy iray. Msy fika ny amn'izany, potserina hisokatra aloha iny ovy mafana be avy ao anaty vilany iny hivoaka lay hafanana be volaohany, somary TSOFINA kely raha ilaina. Togna de any ambava faran'izay mafana, ao am-bava ao no hapangatsiahana avy amin'ny alalan'ny FOFONAINA. Kivy tanteraka ry zalahy avy any an-drenivohitra mahita an'ilay fomba fisakafoanana de nataony oe "tony koa tena mpitsok'ovy".
Ny zavatra tsy takatry ry zalahy de tsembotsemboka mintsy rehefa avy eo, zay no tanjona. Io ovy io anie dia sakafo mandavanandro e! Rehefa eny an-tsaha eny ny olona dia misy fantana handrahoana ovy tsy hakijanona eo akaiky eo: hohanina eo foana ny ovy, ny afo mitondra hafanana sady mandroaka moka, ny zazakely eo ambody afo eo maka hafanana.
Fanamarihana farany ny ovy de mora levonina ny fihinana azy "tsakitsaky tena milay", raha ovan'ny olona any an-dafy any ny anarany de ataon'ny kely saina fa zavatra hafa: chips, purée, farine, jus, fécule de pomme de terre...misy ovy foana manodidina ny sakafo.
Hatreo aloha
Mpankafy kamary hatrany mafinaritra 💗💗💗
Anisan'ny tena grand amin'ny resaka Famoronana
Mitady ilay hira "Oay" teto @ youtube za efa hatr@ ela fa tsy nahita mihitsy. Mba mangataka lien ho an`izay mahita rah azo atao e
Mb ataovy ranga le sylvie zoky b a
Mahafinaritra zoky be! Ravaky ny tananay a
mafinaritra e!!
Mankasitraka zoky a