Journal VM │ Viva Tv Madagascar │11 Mai 2024

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 พ.ค. 2024

ความคิดเห็น • 4

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 17 วันที่ผ่านมา

    Betsaka ny vahoaka manaraka ny fampielezan kevitra ny IRMAR fa ny Tena zava dehibe sy ny tanjona hotratarina dia ny @fandresena makany @maro anisa Bonnie chance

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 17 วันที่ผ่านมา

    Tsy maints mandresy orange ...lay 12% tsy ahasarika vahoaka manerana an i dago..midekadeka mandeha ega reraka mi balade eto andrenivohitra ihany no vitany fa tsy vitany ary tsy ahoan ny any am faritra io ravalo

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 17 วันที่ผ่านมา

      Ka ireto laisoa zay milatsaka eto Antananarivo ireto anie no Tena mpitarika ny korotana eeh

    • @zafinjanadambo
      @zafinjanadambo 17 วันที่ผ่านมา

      Efa hita toy vay an kandrina fa na haneho fanakorontanana toy iiiinona i ravalo laisoa sy ny forongon????? I ravalomanana Marc 12% efa tsy ilaim ba ho a kaaa....eto antanariarivo ihany io hitsangatsanganany io fa tsy raharahim bahoaka any am faritra io...azo averina jerena pourcentage m bato azon dravalo isaka faritany 6 eto madagascar. Mba aiza no faritany mba nandresen i tim an i tgv???..teto antananarivo ihany 22 % vahoaka nankasitraka fandatsahan draa natao ndravalo vahoaka tam 7 février .22 % nifidy az..teto antananarivo. I rajoelina 52 % .tsy ilaim bahoaka intsony i ravalo..nahatonga azy tafiditra nitondra tam 2e mandat dia fanodinana résultat ...tsy lany iz ..fa nivonoina ny jiro. Ninian iz ireo novonoina ny jiro tam famoahana valim pifidianana ofisialy...nivonoina ny jiro. De navadika ilay vato tao anaty aizina..efa bien préparé..bien organisé...vao nivelomina ny jiro dia lany iz...lany tao am.aizina...fitondrana azo tam aizina...jadona sns...nafototra taminy tam 2009 valin n'y fazahoana fahefana tam.aizina...lavo.....isaka mis fifidianana eto tompoko !!!ankabeazan ny ekipan.ny tim resin tgv lava...tsy mety maharesy andrajoelina i ravalo na hanao filaharana manariva andro n'a mampikiak andro eto antananarivo....efa soara...zara i rajoelina nahavita zavatra betsaka kokoa teto am firenena toy izay i ravalo.....eny fa lafo by vidim.piainana...zay no tokony iadivan drajoelina...tokony ampiakarina ambony ny karama. Nefa na ampiakarina karama!!! Hampiakatra vidin entana koa ireo mpivarotra...dia ady lava tsy his fiafarany fi acuser na hoe lafo ny fiainana am fitondran drajoelina nefa dia samy isika madinika ihany no tsy mifampitsinjo...vao ratsy kely ny lalana dia ampiakarina ny sarandalana...vidin entana..satria ratsy ny lalana..tsy namboarin izay teo aloha dia arihitran ireo am rajoelina ny tsy fahaizan iz ireo mba nanorina fa volam bahoaka no haniny...vohemar ambilobe baybay godra hoy i rajao !na goudron 1m monja akory tsy voahoriny...