Misaotra nizara fa anatra hoany zay manao tsinontsinona ny hafa ary tena zava-misy eo fiainana zn ary zay koa mahasarotra mipetraka,tahak'azareo @tantara zao mbl zareo velomina indray no misary adala,tiako be ty tantara ty mankasitraka nizara ôo ❤❤❤🙏🙏
Tena trangampiainana misy eto @ty tontolo ity mintsy e tantara saingy ny indro kely tokony mbola hitohy hamantarana by fihetsepon ny renin I Simon refa tonga taty mada sy ny fifanetrehany t@ty zaobavy tsy vanona
Aleo manao ny tsara ihany @ fihainana ka,sady arahiny vavaka koa Misaotra nizara e❤❤❤❤
Misaotra nizara fa anatra hoany zay manao tsinontsinona ny hafa ary tena zava-misy eo fiainana zn ary zay koa mahasarotra mipetraka,tahak'azareo @tantara zao mbl zareo velomina indray no misary adala,tiako be ty tantara ty mankasitraka nizara ôo ❤❤❤🙏🙏
misaotra nizara e ❤
Tsara bé ny tantara. Misaotra gasy Rakoto
Tsara be, tiako be! 💙
Mankasitraka tompoko ❤
tsara oh
Misaotra nizara oo😍👋👍🙏🇲🇬
Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️🙏
Mankasitra ❤️
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 ❤❤
Misaotra betsaka
🥰🥰
Makasitraka hatrany tompoko
Mba tandremo ihany ny fitiavan - karena diso tafahoatra fa mapanaonao foana symampidi-doza.EMankasitraka o!
Misaotra nizara!!
Merci viva radio tiko be❤
Tsara eh .kitapo latsaka zany 😂
Zany ka tantara ,mba mahay ny mpilalao fa tsy otrany ilay tantara ato sasany .
Makasitraka indrindra tompoko❤