H. Rajaonarimampianina "Le Rendez vous Fotoambita" 76

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024
  • Ny fandaharan'asa momba ny famokarana no atolotro anareo androany.
    Revolitiona ara-pambolena sy hametraka ny fambolena ho indostria matanjaka no tanjontsika.
    --
    Je tiens à vous partager aujourd'hui mon programme sur la production.
    Une révolution agricole et plaçant l’agriculture comme une puissante industrie est notre objectif.

ความคิดเห็น • 14

  • @baovolatahianjanahary3152
    @baovolatahianjanahary3152 5 ปีที่แล้ว

    Tsy very anjara ny tantsaha sy ny mpamboly fa mbola eo ianao Andriamatoa Rajaonarimampianina miahy ny fambolena, sambratra ny firenana manana Filoha hendry sy tia tanindrazana toa anao!

  • @njakarakoto883
    @njakarakoto883 5 ปีที่แล้ว

    #Famokarana, tsara kokoa raha toa ka hampiana ary asiana ny fampianarana ireo tantsaha amin'ny famokarana. Raha toa ka mahay mifanampy mantsy dia ho mora ny fanatanterahina izany.

  • @jaynass272
    @jaynass272 5 ปีที่แล้ว

    mahavelombolo hatrany raha ny ezaka sy ny zavatra katsahina raha ity filoha hery ity no resahana, ary mila tonga saina ny malagasy ka mahay mifidy ny soa sy ny tsara hoan'ny firenena ka mba hirosoana @ny fampivoharana sy ny fampandrosoana

  • @njakarakoto883
    @njakarakoto883 5 ปีที่แล้ว

    Na maro aza ny mpanakrontana dia mino aho fa tsy ataonao sakana amin'ny fampandrosoana ny tanàna izany. Aza mihemotra fa mbola maro ny malagasy izay miandry ny asa ho atomboka.

    • @baovolatahianjanahary3152
      @baovolatahianjanahary3152 5 ปีที่แล้ว

      Matoa ianao Rajaonarimampianina misy manenjika dia satria olona manana ny maha izy azy, be ny zavatra vitanao nefa tsy vitany, tsy misy mpanenjika aloha izany fa tsy maintsy afara foana!

  • @tsiryrandriavelo3987
    @tsiryrandriavelo3987 5 ปีที่แล้ว

    ry malagasy mpiray tanindrazana,miantso sy manentana anao ny mba hifidy ny kandidà hery rajaonarimampianina numero 12 fa izy ihany no vahaolana ho amin'ny fampandrosoana eto amin'ny firenena,jereo ny zava-bitany teto nandritran'ny fitondrany fa efa tena maro be ary tena mbola mila azy ity firenean ity

    • @ricorasolonandrasana5208
      @ricorasolonandrasana5208 5 ปีที่แล้ว

      Izy irery ihany mihitsy no afaka ampandroso ny firenena sy hanavotra antsika raha hikatsaka izany isika. Tsy mbola nisy filoha nahavita ny vitany sady izy tsy anisan'ireo midedaka sy manandra-tena fa manana fitondra-tena mendrika tsara amin'izany.

  • @tolotrarakoto8687
    @tolotrarakoto8687 6 ปีที่แล้ว

    Tsy naman'izay mihemotra isika ka tsy tokony atao mahakivy ireo mpanaratsy, olona tsy vonona handroso ireny ka tsy tokony atao ahasakana amin'ny fandrosoana,hitanay fa ianao ihany atreto ny kandida vonona hampandroso ka manohana anao hatrany izahay.

    • @andryrasoazananoro5759
      @andryrasoazananoro5759 5 ปีที่แล้ว

      Tena marina ny voalazanao fa isika mandroso hatrany amin'ny fampandrosoana miaraka ami'ny filoha Hery fa aleo ny mpanenjika hiteny fa natao hampivoatra antsika koa ireny. Efa hita ny fahavononanao andriamatoa filoha fa aza manaiky ho resin'ny ratsy isika fa mijoro hatrany.

  • @ricorasolonandrasana5208
    @ricorasolonandrasana5208 5 ปีที่แล้ว

    Na dia misy aza ireo tsy mahazaka demokrasy sy mpanakorontana dia mbola mitsangana foana ianao andriamatoa filoha vonona ny hijoro sy hikatsaka izay mahasoa ny firenena.

  • @andryrasoazananoro5759
    @andryrasoazananoro5759 6 ปีที่แล้ว

    Tsy mila miteny akory ianao président dia efa fantatray vahoaka ny fahavononanao hanarina sy hampandroso ity firenena malagasy ity a. Efa tsapanay tamin'ny asa napetrakao teto izany fa mbola manantena ny fanohizan'izany izahay ka manohana anao hatrany ary ao ambadikao foana ny vahoaka rehetra manohana.

  • @nenesyfianara6565
    @nenesyfianara6565 6 ปีที่แล้ว

    Bla bla bla

    • @tsiryrandriavelo3987
      @tsiryrandriavelo3987 5 ปีที่แล้ว

      Anisan'ny nanaraka foana ny dianao izaho tamin'iny fitetezam-paritra iny andriamatoa HERY ary hitako fa mamim-bahoaka tokoa ianao.Tsy maintsy misy foana nefa ny maningana andriamatoa RAJAONARIMAMPIANINA fa tsy ho ataontsika sakana izany.ISahy miteny aho ankehitriny fa maka anao foana ary vonona hanohana anao hatramin'ny farany ny vahoaka malagasy NUMERO 12

    • @jaynass272
      @jaynass272 5 ปีที่แล้ว

      satria ianao mahita fa raha samy mpitondra teto @firenena dia tsy mbola nisy nahitana kihana sy mihezaka ny mba hampandroso hatrany toa ny filoha hery dia tsy mahita tenenina ianao, izy hatrany no tena azo antoka fa ahatafavoaka ny firenena sy mahavita mamaha ny olana misy eto @ny firenena izao