Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra ary mankasitraka indrindra ny tarika Ny Fanilo fa tena nampiova ny fiainam panahiko ny hiranareo. Tena nahakasika ahy tokoana ary tena nampifoha ahy indrindra ilay hira Ambarako aminao iny... Haharitra hatramin ny farany mandrampiavin ny Tompo eny am rahon ny lanitra anie ny asa fitoriana ataonareo fa tena maro ireo fanahy voavonjy tamin ny fitoriana ataonareo🙏❤🙏
Mankasitraka indrindra Tompoko 💞💞💞💞💞💞💞💞💞💯💯💯💞💞💞🙏🙏🙏🙏🙏🙏💓
❤❤❤
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra ary mankasitraka indrindra ny tarika Ny Fanilo fa tena nampiova ny fiainam panahiko ny hiranareo. Tena nahakasika ahy tokoana ary tena nampifoha ahy indrindra ilay hira Ambarako aminao iny...
Haharitra hatramin ny farany mandrampiavin ny Tompo eny am rahon ny lanitra anie ny asa fitoriana ataonareo fa tena maro ireo fanahy voavonjy tamin ny fitoriana ataonareo🙏❤🙏
Azafady i Salohy ve tsy ato am tarika Ny Fanilo intsony? Ary misy mpihira vaovao hitako tam le coulisse....