"Diavolana Fenomanana" MANANKASINTSARA

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • Taombaovao Malagasy nokarakarain'ny MANANKASINTSARA, taona 2010.
    Mankasitraka anareo Mpanakanto miisa 30 mahery nandray anjara sy niara nifanotrona ho fanandratana ny Hasin'ny Soatoavina. Mirosoa Hasina.
    Rado Dadhy(Velkira Asampinga)

ความคิดเห็น • 6

  • @mawcuss67
    @mawcuss67 5 ปีที่แล้ว +1

    Tsara sy makasitraka tompokolahy sy tompokovavy,
    Tiatsika rehetra ny
    Hira sy dihy :
    Madihiza Rahitsikitsika
    Sy
    Isabolana fenomanana....
    Mba fantatrareo moa ny olona nanao ireo ???
    Lasa nody madry izy nadao atsika efa heritaona sy 1 volana zao.
    Misaotra betsaka an'Andriamanitra isika fa nomeny azy nanao izao hira malaza izao manakoako netiny nohirainy teny @ radio malagasy teny Anosy fahizay. Tsy iza fa R aibeako izy....
    Misaotra betsaka anareo tompoko.... ny taranany rehetra sy ny fianakavina rehetra miredona sy makafy .

  • @veroniquerakotonirinadomoi212
    @veroniquerakotonirinadomoi212 8 ปีที่แล้ว +1

    tapeno tanana o! tapeno tanana o! fa' saode miv✴lana
    vazivazy ihany ny ah a! fa mankasitraka e ! ahatsiarovako ny any Antanana ✴✴✴✴

  • @rkt_m
    @rkt_m 6 ปีที่แล้ว +1

    Tena stara be mintsy ❤️😀😄😉

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka e 🤣🎤

  • @julranai9942
    @julranai9942 4 หลายเดือนก่อน

    Nga tsy MBA afaka asina tonony fa diso miverimberina bé lotra

  • @mimiseemonnot5425
    @mimiseemonnot5425 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra e