TGC - Ny Fanatrehanao

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 21

  • @rasjulie2849
    @rasjulie2849 ปีที่แล้ว +7

    Ty aho tompo oh mitady anao
    Maniry anao ny fo sy Fanahy
    Ny akaikinao irery ihany mahatsara ahy
    Fa ao aminao no tena fiainana
    Mamiko loatra
    Tsy maha te hiala.. Ny anilanao tompo oh
    Satriko foana.... hitoetra eooo.. akaikinao tompo oh
    Tsara e kanto oh ny fanatrehanao
    Tiako e Mamiko e.. ny fanatrehanao.
    Fialofako ambany elatrao
    Tsisy arombakayeee
    Tsisy maharombakay antananaaao
    Eny sambatra aho e
    Tena hasambarako fihininao
    Mahery aho eo aminao
    Mampahery ahy ny fiadananao
    Mamiko loatra
    Tsy maha te hiala anilanao tompo oh
    Satriko foana.... hitoetra eooo.. akaikinao tompo oh
    Tsara e.. kanto oh.. ny fanatrehanao
    Tiako e Mamiko ny fanatrehanao ray
    Tsara e.. kanto oh.. ny fanatrehanao
    Tiako e Mamiko ny fanatrehanao ray

  • @kolorandrianera7533
    @kolorandrianera7533 ปีที่แล้ว +2

    Tena araka ny tonony mihitsy🥰tsara e, kanto o ny fanatrehanao
    Voninahitra ho an'Andrianamitra irery ihany noho ny amin'ny mpamorona ny hira, ianareo miventy azy❤❤❤
    Tsara TGC

  • @Ujinh345
    @Ujinh345 3 หลายเดือนก่อน +2

    this song is so beautiful!! malagasy is the language of my mom but she didn't learned it to me so i can't understand the lyrics but i still love this song!! may God bless everyone who see this comment🤍

  • @nantenainaEliRAFENOARILALA
    @nantenainaEliRAFENOARILALA ปีที่แล้ว +1

    Voninahitra hoan'Andriamanitra tsara loatra ilay hira tena mitondra amin'ny fibebahana, tahian'i Jesosy ianareo TGC

  • @BebiarisoaRakotomanana-zj7zz
    @BebiarisoaRakotomanana-zj7zz ปีที่แล้ว +1

    Tena tikobe mihintsy ilay hira misahotrabetsaka amen !

    ..

  • @ismenenirinaramanantoandro7300
    @ismenenirinaramanantoandro7300 ปีที่แล้ว +1

    Fialofako eo ambany elatrao... Tena tsara e👌. Ho tahiana hatrany ny TGC!

  • @ericrajoelison6510
    @ericrajoelison6510 ปีที่แล้ว +1

    Tsara loatra ity hira ity 🥹❤️
    Ho an’i Jesosy ny voninahitra.
    Mahombiaza be ny ekipa TGC . Tahian’ny Tompo . ❤

  • @rakitrarasolofomandimby9612
    @rakitrarasolofomandimby9612 ปีที่แล้ว +2

    Soa eeeee!!

  • @domoinajudiahVolaherimirantsoa
    @domoinajudiahVolaherimirantsoa 7 หลายเดือนก่อน +1

    Tiko ❤❤❤❤💐💐💐💐

  • @andrianantenainakevinderia2419
    @andrianantenainakevinderia2419 ปีที่แล้ว +1

    Mamy eeee, Kanto eeee, misaotra @ arrangements rehetra, vous êtes des "pros" les TGC
    Soli Deo Gloria

  • @hafatrarakotoniaina-oe2wg
    @hafatrarakotoniaina-oe2wg ปีที่แล้ว +2

    Tena tsara loatra ♥️

  • @mickayavalisoa6214
    @mickayavalisoa6214 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara 👏 Bravo TGC

  • @Vicky-Toria8
    @Vicky-Toria8 ปีที่แล้ว +1

    Mamiko loatra, mankasitraka anareo 🥰

  • @robisoanindrianamamyniri-vi9hm
    @robisoanindrianamamyniri-vi9hm ปีที่แล้ว +1

    Tsara❤

  • @DjaosoaIsmael
    @DjaosoaIsmael 2 หลายเดือนก่อน

    ❤❤❤

  • @joelpatricksolofoniaina6488
    @joelpatricksolofoniaina6488 5 หลายเดือนก่อน

    Ity Hira ity no namoha ahy vao androany maraina. Tsy fihainoako ilay Hira nefa niredona tao amin'ny fanahiko ny tonony, tsy nahita tory intsony fa nanana fifaliana sy fiadanana tsy hay tononina izany tao anatiko.
    Niavaka mihintsy ny fiarahako tamin'ny Tompo androany maraina. Tena tsara ny fanatrehaNy 😊

  • @sarikadalleau661
    @sarikadalleau661 ปีที่แล้ว +1

    Mamy eeh 🙏❤

  • @HasinaANDRIAMIARINA
    @HasinaANDRIAMIARINA ปีที่แล้ว +1

    Tena mamy loatra 🥰

  • @nasandratrarandrianantoand8535
    @nasandratrarandrianantoand8535 ปีที่แล้ว

    Tsara be

  • @rafanomezantsoakoly8421
    @rafanomezantsoakoly8421 ปีที่แล้ว

    kanto foana

  • @moossajottoune6576
    @moossajottoune6576 9 หลายเดือนก่อน

    tsara.