TIA KA TSY MINO - Fanja Andriamanantena - officiel.wmv

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 13

  • @CorradoRacer
    @CorradoRacer 3 ปีที่แล้ว +1

    mahatsiaro mafy tokoa!!....tsy manadino...bavy sy mamy...;-)

  • @tokykell
    @tokykell 7 ปีที่แล้ว +9

    Fantatro ianao fa tsy te hanadino
    Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe
    Izy efa lasa
    Tsy tazana intsony fa mbola mamony,
    mbola mamelana
    Mbola mandefa hanitra miserana
    Fantatro ianao fa tsy te hanadino
    Tsapak ianao fa tia ka tsy mino hoe
    Izy dia mpandalo
    Tsy sahy mitoetra,
    tsy sahy manambara ny zava-drehetra
    Fa fo mistery, fo manirery
    Fantatro ianao fa tsy te hanadino
    Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe
    Izy tsy misy fa aloka ihany
    Rivo-miserana mpandrotsa-tomany,
    alina nofy nofikirinao
    Hanala ireo sento tsy mety mandao
    Fantatro ianao fa tsy te hanadino
    Tsapako ianao fa tia ka tsy mino.

  • @lovaranaivoarimanana9998
    @lovaranaivoarimanana9998 2 ปีที่แล้ว

    Kanto loatra. Tsara bé❤😭❤

  • @sueraz261
    @sueraz261 12 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara be,mankasitraka ny mpanoratra, ny nanao ny feony,ny mpihira,ny mpitendry,ny nanao ny horonantsary fa tena tsara!!!

  • @annitaramah2080
    @annitaramah2080 10 ปีที่แล้ว +2

    Mankasitraka. Kanto telo mifameno ho iray.

  • @nickcartman
    @nickcartman 6 ปีที่แล้ว +1

    Latsaka ny ranomasoko. Mampatsiaro ny andro taloha zany...

  • @tiavinaramaniraka7093
    @tiavinaramaniraka7093 11 ปีที่แล้ว +1

    Tena kanto!!!

  • @natasharabe3597
    @natasharabe3597 10 ปีที่แล้ว +1

    Mba mangataka parole eee ♡

    • @tokykell
      @tokykell 7 ปีที่แล้ว +1

      Fantatro ianao fa tsy te hanadino Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe Izy efa lasa Tsy tazana intsony fa mbola mamony, mbola mamelana Mbola mandefa hanitra miserana Fantatro ianao fa tsy te hanadino Tsapak ianao fa tia ka tsy mino hoe Izy dia mpandalo Tsy sahy mitoetra, tsy sahy manambara ny zava-drehetra Fa fo mistery, fo manirery Fantatro ianao fa tsy te hanadino Tsapako ianao fa tia ka tsy mino hoe Izy tsy misy fa aloka ihany Rivo-miserana mpandrotsa-tomany, alina nofy nofikirinao Hanala ireo sento tsy mety mandao Fantatro ianao fa tsy te hanadino Tsapako ianao fa tia ka tsy mino. tononkira.serasera.org/hira/fanja-andriamanantena/tia-ka-tsy-mino tononkira.serasera.org

  • @enzo-br7iu
    @enzo-br7iu 5 ปีที่แล้ว

    Jazz malagasy

  • @FelanaRajaonarivelo
    @FelanaRajaonarivelo 12 ปีที่แล้ว +1

    Tiako loatra

  • @hobysoamia8691
    @hobysoamia8691 9 ปีที่แล้ว +1

    tsara B

  • @SuperLadypooh
    @SuperLadypooh 11 ปีที่แล้ว +1