F S C Mafana ny anilanao Pike & Mek's & Izzlli & Rimjah X Monica 2018 3

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ต.ค. 2018
  • Lyrics Mafana ny Anilanao
    Fsc mother Fuck ah
    Monica: Mafana zah misy anao
    tiko enao fa aza avela irery
    Fitiavako anao babe mihoatra
    Tsy anilanao zah marary eh
    Tiko enao , zah milanao
    Tiko lotra ny anilanao satriiia
    Ref(Izzliv): Hafana ny anilanao
    Hafanana tsy aiko Halana ny eo anilanao
    Tsika Roa hiaraka ilalao
    Satria Hafanana ny anilanao
    zah milanao Zah milanao zah milanao eia
    La la la....
    Pike: Efa ela nendrasako fa ianao iany ianao no safidy eh
    Anjely latsaka tany volamena ianao vatosoa sarobidy eh
    Anilanao zah mafana,tsisy anao tsy tamana
    neny ah
    anilanao no ilaiko, ilay makarary ny aiko eh
    Mek's: Hafana , adalana
    eo akaikinao iany no misy anzany ah
    Tsisy anao zah kara tsisy masoandro
    Fa toa maloka ny andro , zay matonga anah
    I found youuu
    Tropikaly,mamy enao tsisy kozy zany
    Foko efa lasanao (yeah)
    nefa na koa miakina aminao
    Tsy mila dope tsony ah
    Fa efa manana anao kiala ah
    Monica: Mafana zah misy anao
    tiko enao fa aza avela irery
    Fitiavako anao babe mihoatra
    Tsy anilanao zah marary eh
    Tiko enao , zah milanao
    Tiko lotra ny anilanao satriiia
    Ref(Izzliv): Hafana ny anilanao
    Hafanana tsy aiko Halana ny eo anilanao
    Tsika Roa hiaraka ilalao
    Satria Hafanana ny anilanao
    zah milanao Zah milanao zah milanao eia
    La la la....
    Rimjah: zah aloha tianao
    Enao koa tia anah (babeee)
    Tsika tsy iala fa aii
    Fitia mandra maty
    Ninoninona itranga
    anilanao zah mangamanga
    Molamola zah misy anao
    Nonanona zah tsisy anao eh
    Ref(Izzliv): Hafana ny anilanao
    Hafanana tsy aiko Halana ny eo anilanao
    Tsika Roa hiaraka ilalao
    Satria Hafanana ny anilanao
    zah milanao Zah milanao zah milanao eia
    La la la....

ความคิดเห็น •