Tantara Viva Radio: HANAMBADY @ IZAY AHO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025
  • Tantara Malagasy
    Indray mihaino
    ⛔️TSY AZO AMIDY

ความคิดเห็น • 32

  • @woiranar.-o.9459
    @woiranar.-o.9459 3 หลายเดือนก่อน

    😂😂mihomehy rery ato..😂😂misaotra eee

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 2 ปีที่แล้ว

    Tantara tiako

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka anaro tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰 🥰🥰🥰❤❤❤❤

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay de mirary soa indraindray bisous bn week 😍😍😍😍😘😘😘

  • @berthaline890
    @berthaline890 2 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra maheno nareo zany milalao tantara surtout misy faly 😍😍😍

  • @mimikwelly9148
    @mimikwelly9148 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤

  • @ravinala958
    @ravinala958 2 ปีที่แล้ว

    Mifanohitra be @ ilay Mamy nay .. fils unique 😉

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 2 ปีที่แล้ว

    Hihihi mahita atao

  • @arlettearlette91
    @arlettearlette91 2 ปีที่แล้ว

    Misaotsa betsaka

  • @jackieandriamalala7254
    @jackieandriamalala7254 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka be mizara fa tena Mihome be za tamny le patron nilaza fa mila bataina zao de zao ny carton misy any Fara ao anaty fiara ka nihana ana izy telo lahy kkkkk

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 2 ปีที่แล้ว

    Nalemy fihomezana aho marina

  • @ramanandraisoahantarakotom6388
    @ramanandraisoahantarakotom6388 2 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka fa mampiomehy be ity tantara 😂😂😂😂

  • @vatosoaonjaniainafitahiana4942
    @vatosoaonjaniainafitahiana4942 2 ปีที่แล้ว

    kkkkk misaotra e

  • @andrianasolomirana4243
    @andrianasolomirana4243 2 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra fa sady mampime no mifono anatra

  • @clararazakamanana3239
    @clararazakamanana3239 2 ปีที่แล้ว

    Le faranalika mihintsy no alika

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka makatelina e💯

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 2 ปีที่แล้ว

    😄😁😁 zany ka tantara mankasitraka tompoko

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ô

  • @ramanandraisoahantarakotom6388
    @ramanandraisoahantarakotom6388 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka fa tena mampiomehy😂😂😂

  • @patriciaposia
    @patriciaposia 2 ปีที่แล้ว

    Makasitraka tompoko ❤

  • @julianaroxa9043
    @julianaroxa9043 2 ปีที่แล้ว

    Titre ny le hira farany azafdy mba apetraho eto

  • @rovasoa
    @rovasoa 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara😍🙏🙋‍♀️🇲🇬🇲🇬

  • @annahbrianda1033
    @annahbrianda1033 2 ปีที่แล้ว

    Fantako am fitiavambevavy 😅😅 mampiomehy Koa izy ka 😅😅

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko!!

  • @mariesoandriana3130
    @mariesoandriana3130 2 ปีที่แล้ว

    Mafinaritra be sady mampimoeh😆

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 2 ปีที่แล้ว

    Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️

  • @annahbrianda1033
    @annahbrianda1033 2 ปีที่แล้ว

    ,🤣🤣 anaty boritra 🤣tsy natikou eee

  • @razafindrazolyzoly5342
    @razafindrazolyzoly5342 2 ปีที่แล้ว

    Makasitraka indrindra tompoko kkkkk

  • @leontinemalalawartina7638
    @leontinemalalawartina7638 2 ปีที่แล้ว

    Kkkkkkkkkkk Loza ko ty Faraha be ty

  • @roz1046
    @roz1046 2 ปีที่แล้ว

    Tena mba ataovy sary mihetsika ty tantara ty andro ray zfd ô! Tena mafinaritra ka!mankasitraka

  • @rasoalivelonjatonotefena1103
    @rasoalivelonjatonotefena1103 2 ปีที่แล้ว

    Tena mampiomehy ahy ty mamy ty mankasitraka oh

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 2 ปีที่แล้ว

    Tantara tiako