Voilà un monde de fou ce type là a fait tirer sur son propre peuple lors du coup d'état de 2009 et 10 ans après il est réélu président avec 20 millions de T-shirt cadeau Pauvre peuple qui a les yeux fermés par l'analphabétisme 😡
Niainga tamin'ny kely indrindra ny Filoha Andry Rajoelina, niaina ary mahatsapa ny maharary ny Malagasy; ao aminy ilay finiavana sy fitiavan-tanindrazana. Fony mbola velona ny Filoha Philibert Tsiranana dia niteny fa mbola tsy teraka ny ahatafarina ny hotel de ville, ary izay mahvita io hotel de ville io no hanavotra an'i Madagasikara. Dia io izy io... tonga ny fotoana
Ny fehezan-teny voalohany ihany no nolazaina t@ maso tsy miangatra! Ny ambiny dia fanasohasoana! Hatr@ hoviana? Raha azoko tsara dia: "c'est lui l'homme parfait"?
Tsy fantatrareo angaha fa ny ratsy atao loza miantona foana ary ny soa ihany no levenam-bola ? Na teny fotsiny aza dia ho sazin'Atra rehefa feno hafetsena sy fialonana. Mitandrema ihany mba tsy ho ratsy fiafara e !
inona no diplome-ny azafady? CV? ny fianarana nataony rehetra?
Ra tia tanindrazana ny Miaramila Malagasy tsy ohatran'izao i Madagascar.
Voilà un monde de fou ce type là a fait tirer sur son propre peuple lors du coup d'état de 2009 et 10 ans après il est réélu président avec 20 millions de T-shirt cadeau
Pauvre peuple qui a les yeux fermés par l'analphabétisme 😡
Niainga tamin'ny kely indrindra ny Filoha Andry Rajoelina, niaina ary mahatsapa ny maharary ny Malagasy; ao aminy ilay finiavana sy fitiavan-tanindrazana. Fony mbola velona ny Filoha Philibert Tsiranana dia niteny fa mbola tsy teraka ny ahatafarina ny hotel de ville, ary izay mahvita io hotel de ville io no hanavotra an'i Madagasikara. Dia io izy io... tonga ny fotoana
io ilay filoha safidin'ny Malagasy, ho avin'ny firenentsika. Mirary soa President Andry Rajoelina
Fitiavan tanindrazana sa fivarotan tanindrazana
Rariny , sahaza hoanao ny ho Filoha Andriamatoa Andry RAJOELINA
Tsy maintsy mandroso isika
Président Andry Rajoelina: tanora mavitrika mahavita azy
AHOANA IZAO I MADAGASIKARA @IZAO,,,??? SANGANY ETO AFRIKA VE?
Ka inona moa no tena diplomany toa mpandraharaha tsisy diploma e
DJ
MPANGALATRA NY HAREMPIRENENA NY MALAGASY POUFFFFFF MAHAMENATRA
Nini ratsimba mpangalatra ny reninao
@@harenaravelojaona1572 TSY MAHAZAKA NY MARINA MPANGALATRA MPANONDRANA HAREMPIRENENA MPIVAROTRA TANINDRAZANA 😈😈😈😈😈😈😈😠😠😠😠😠😠😠😠😠😠😠
@@niniratsimba7704 hoano ny tay fa tenisany mihitsy no MPANGALATRA tsy vanona lelikamaty rato
Ny fehezan-teny voalohany ihany no nolazaina t@ maso tsy miangatra! Ny ambiny dia fanasohasoana! Hatr@ hoviana?
Raha azoko tsara dia: "c'est lui l'homme parfait"?