io mipararetra io Ireo Nanongam-panjakana taloha vao Nahazo Toerana, ka matahotra ny Haongan'ny vahoaka Malagasy, Tahakan'ny Nataoniz'ireo ihany Tompoko ô ! Satria Leo az'ireo ny vahoaka, Satria herim-pamoretana sy Didijadona sy Fahan-trana Lalina no Natolotriz'ireo ny vahoaka sy ny Firenena Malagasy Tompoko ô ! Fitondrana tsimisy Fahamarinana tsimisy Rariny Tsimisy Hitsiny ka tena Leo be ny vahoaka Tompoko ô !
Miarahaba Heninkaja sy Harifidy ! Salama jiaby! Il est dans le déni total de la réalité ! Asa inona ny critères nilazany fa tena mandroso tokoa i Madagascar ? Mendrika izany "menace" izany ve ny Malagasy de la part d'un doit disant " dignitaire " de ce pays , du sénat ??? Fandemen-tsaina anie izany eh! L'histoire se répète !! Soyons vigilents!Ils sont prêts à tout pour garder le pouvoir coûte que coûte ! Ils sont trop sûrs de leur force! Qui est derrière tout ça ? Te-hitsakitsaky zato, harivo tokoa ry zareo!!!@😅😅😅😅 Iza ary izany no mamatsy ilay" vola" izay izahozahondreo fa hananandreo ka hilazany fa rehefa tsy manam-bola dia tsy hafaka manongam-panjakana! Dido hevitra ry zareo FA NY FIRAISANKINA NO HERY MIHOATRA NOHON'NY BASY!😅
Ô Leretsy ah I Kay Toko Moa izany iz'ity ko , Kay Toko Moa Nanongam-Panjakana ireto Pitondra ny Firenen-Tsika vao Nahazo Anio Toerana io ko ! itako no Manao vorona Azon'ny Adala ko ! Fitondrana Tsimisy ny Fahamarinana Tsimisy Rariny sy ny hitsiny , Fa Herim-pamoretana sy didijadona no Atao A@n'ny Vahoka Malagasy Maro Anisa , Natao Ao Anatin'ny Lavak'i ny Fahantrana Mangitsokitsoka , Ny Firenen-Tsika Natao Ary A@n'ny Fahan-trana fara-vodiny Indrindra Eran-tany Ary ! Tsy...... Tsy aleo Tsy Nanongam-Panjakana ihany, Rahahotran'izao no mba nentina Tany ! Ny Tena Mijery no Menatra Marinamafy é !
🎉🎉🎉
io mipararetra io Ireo Nanongam-panjakana taloha vao Nahazo Toerana,
ka matahotra ny Haongan'ny vahoaka Malagasy, Tahakan'ny Nataoniz'ireo ihany Tompoko ô !
Satria Leo az'ireo ny vahoaka,
Satria herim-pamoretana sy Didijadona sy Fahan-trana Lalina no Natolotriz'ireo ny vahoaka sy ny Firenena Malagasy Tompoko ô !
Fitondrana tsimisy Fahamarinana tsimisy Rariny Tsimisy Hitsiny ka tena Leo be ny vahoaka Tompoko ô !
Miarahaba Heninkaja sy Harifidy ! Salama jiaby! Il est dans le déni total de la réalité ! Asa inona ny critères nilazany fa tena mandroso tokoa i Madagascar ?
Mendrika izany "menace" izany ve ny Malagasy de la part d'un doit disant " dignitaire " de ce pays , du sénat ??? Fandemen-tsaina anie izany eh!
L'histoire se répète !! Soyons vigilents!Ils sont prêts à tout pour garder le pouvoir coûte que coûte !
Ils sont trop sûrs de leur force!
Qui est derrière tout ça ?
Te-hitsakitsaky zato, harivo tokoa ry zareo!!!@😅😅😅😅
Iza ary izany no mamatsy ilay" vola" izay izahozahondreo fa hananandreo ka hilazany fa rehefa tsy manam-bola dia tsy hafaka manongam-panjakana! Dido hevitra ry zareo FA NY FIRAISANKINA NO HERY MIHOATRA NOHON'NY BASY!😅
Ô Leretsy ah I
Kay Toko Moa izany iz'ity ko ,
Kay Toko Moa Nanongam-Panjakana ireto Pitondra ny Firenen-Tsika vao Nahazo Anio Toerana io ko !
itako no Manao vorona Azon'ny Adala ko !
Fitondrana Tsimisy ny Fahamarinana Tsimisy Rariny sy ny hitsiny ,
Fa Herim-pamoretana sy didijadona no Atao A@n'ny Vahoka Malagasy Maro Anisa ,
Natao Ao Anatin'ny Lavak'i ny Fahantrana Mangitsokitsoka ,
Ny Firenen-Tsika Natao Ary A@n'ny Fahan-trana fara-vodiny Indrindra Eran-tany Ary !
Tsy......
Tsy aleo Tsy Nanongam-Panjakana ihany,
Rahahotran'izao no mba nentina Tany !
Ny Tena Mijery no Menatra Marinamafy é !
8. Nn. 😅