asa ndray ty ra nalaina tahaka ohatran'ny lé hira oe : "Za leo" nalaina tahaka t@ Nalé de Orlane, sy ny walawala nalaina tahaka bEgomBeko de iRyN NamubiRU
Tsy haiko aloha fa tonga teto ampelatanako ny hira hatao clip de nataoko izay hitako fa hahatsara azy. Fa raha misy kiana mikasika clip de Alefaso fa miandry an'izay JOS TECH mba hanatsarana ny amin'ny manaraka.
tsara be JOS fa tohizo eh!
merci jose a! asaivo mamorina izy raha mahay tsara le vazo e!
asa ndray ty ra nalaina tahaka ohatran'ny lé hira oe : "Za leo" nalaina tahaka t@ Nalé de Orlane, sy ny walawala nalaina tahaka bEgomBeko de iRyN NamubiRU
Tsy haiko aloha fa tonga teto ampelatanako ny hira hatao clip de nataoko izay hitako fa hahatsara azy. Fa raha misy kiana mikasika clip de Alefaso fa miandry an'izay JOS TECH mba hanatsarana ny amin'ny manaraka.
Lianah hiala zaho : Copie collé ty hira ty : Juliana Kanyomozi in Sanyu Lyange -
Lianah Drako : copie collé ty hira ty :
Mesach Semakula- Walumbe Mubbi
Antso avo ô!Mba mamorona @zay re ê!aza mandika hiran'olo foana!!!!
tsara b !indridra ny feon'i liana tena maneva zok mints
Woww verry nice song