Merci Bodo car gràce à cette chanson, j'ai pu écrire ces quelques mots "Pour toi papa que j'aime de tout mon coeur, jamais je ne t'oublierai tu es dans mes pensées a chaque instant de la journée, sache que tu m'as donné de très belles années auprès de toi." MERCI POUR TOUT!!!
Juste que Dieu en soit témoin mais je t'aime de tout mon coeur papa ....... ❤❤❤❤❤❤ je pense que c'est la seule personne qui m'a vraiment aimé et qui a toujours cru en moi .....
Dada Olon-tokana marina❤️🙏🍀ato ampoko mandrakizay ny papako sy ny mamako ❤️❤️🙏🙏handry ampiadanana anie ianareo mivady , sans oublier mon frère Mamy🙏🍀❤️
Pour moi, mon "Dada" était comme un petit dieu: il m'a crée, il m'a donné le paradis (mon doux berceau) et tout ce dont j'avais besoin (le jardin d'Eden).
tsy toy izaho aho raha tsy teo ianao Dada tiako. Tsy de haiko loatra ny nilaza ny fitiavako anao, soa fa teo ity hira ity hilazako izany anao. Tiako i dada.
Ianao indrindra no nampianatra ahy, hiatrika ny fiainako any aorina.. niaritra ny mafy ianao, tsy hisy ahasolo ny anaranao, mitoetra ao am-poko ny fitiavanao.. Fitia tsy mana-petra ny fiainanao rehetra, ô ry Dada ô, tena TIAKO IANAO......
Joyeux anniversaire dada malalako!Andronao anio,misaotra Tompo am tombonandro omeny anao
Merci Bodo car gràce à cette chanson, j'ai pu écrire ces quelques mots
"Pour toi papa que j'aime de tout mon coeur,
jamais je ne t'oublierai
tu es dans mes pensées a chaque instant de la journée,
sache que tu m'as donné de très belles années auprès de toi."
MERCI POUR TOUT!!!
Hajao sy karakarao tsara Dada rehefa mbola velona fa tena marina le hiran'i Bodo . Merci pour cette chanson.
Je confirme! Tsy misy azo atao intsony rehefa tsy eo intsony izy. Na dia te mba hikasika ny tanany fotsiny aza ianao indraindray
Atolotro ho anao hira ity papako❤❤, longue vie 🙏
Merci merci et encore..
La vraie réalité..
Mandatsaka ny ranomasoko fona ity hita ity . Eny fa na Dia t@ Mbola Teo aza i Papa ❤
Misaotra BODO❤❤❤❤
Une chanson qu on n oubliera jamais, on l a chanté nous 4 pendant le famonosana an i papa,à jamais dans nos coeurs
Paix a ton ame Mon papa je n' oublirais Jamais les moments que nous Avon passer ensemble je taime papa 💖
😢 tiako ianao Papa 💔 mandria ampiadanana 🕊️
Ilay hira tena tiako indrindra fa indrisy mantsy fa reny no toizany t@ fiainako❤
😢..WE like Mundial forever.....❤
Que la terre te soit légère papa😭😭😭
Love you dadà💝
Miss you😢😥❤
Nous nous reverrons un jour. Je t'aime 💟
Paix à ton âme même tu n'es plus là tu reste tjr dans mon cœur
Dada be fitiavana, jiro nanazava ny fiainako. Je t'aime ndry
Paix à ton âme mon pauvre papa, io le hira fanaoko rehefa tonga ny fetin'ny Ray otrizao, tsy ho adinoko ny anatrao ireny ry dada, indrisy !!!!
J écoute toujours cette chanson même si nous sommes en 2021😍😍😍😍💗💗
Tiako loatra ianao dada malalako ❤
C'est une diva de la chanson malgache .
Merveilleuse avec un super voix !!!
à mon père qui nous a quitté un 23 octobre pour un monde meilleur. je t'aime papa.
marina zany BODO!merci beaucouqo💋makasitraka!!hafatra hoany rehetra lay tonokira nao mafinaritra be❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Juste que Dieu en soit témoin mais je t'aime de tout mon coeur papa ....... ❤❤❤❤❤❤ je pense que c'est la seule personne qui m'a vraiment aimé et qui a toujours cru en moi .....
Meilleurs sons pour un père
Ndriiii 😢lay dadako 😢tahio zahay zanakao papa malalako💔💔💔 😢🙏ianao efa any andanitra
Paix a ton ame mon papa sache que tu reste toujour dans mon coeur et je t'aime 😢😭
RIP à mon papa.
Mon héro!🌺je t'aime mon Papa.paix à ton âme 😥
A mon père qui nous a quitté un 24 octobre 😢😢😢😢
Mon papa ,l'homme de ma vie...je t'aime papa
Hommage à notre père. RIP.
Merci Bodo mon papa me mank bcp sniffff ef maty iz indrisy
Le mien m'a laissé tomber, mais je l'aime toujours; c'était mon papa.
Plus tard, j'avais compris qu'il avait fait ça pour me mettre à l'épreuve. Sacré Dada!
Misaotra dada na tsy eo intsony aza ianao jtmm tjrs
Dada be fitiavana
Nanao izay azonao natao ianao
....
Tsisy ahasolo ny anaranao
Misaotra dada
Misaotra Jesosy nanome an'i dada
RIP ho an'i Papa sy ho an'ilay zokiko vao nandao anay tsy ela, tianay fona foana ianareo mianak e!!
Malahelo an i dadanay aho zany ❤️😘🙏🏽
Ndriii😢latsak nranomasoko,mandriampiadanana dada tiko 😭💖
ny ahy koa latsaka 😢😢😢 handry ampiadanana koa anie izay Dada tiako izay
❤
i love you dad and thanks for everything u done for me i will never forget that
n'inon'inona olana nosedraina niaraka tamin'i Dada dia tsy misy ahasolo ny anaran'i Dada. tsy isan'ireo nanana fifandraisana tonga lafatra tamin'i Dada aho satria maro ny olana niainana. Na izany na tsy tsy izany, tsy misy mahasolo ny anaran'i Dada. Mitomany aho androany mihaino ity hira ity sady mahatsiaro an'i Dada na dia tsy daty manokana misy inona ho tsaroana aza anio. Tsy misy ahasolo mandrakizay ny anaran'i Dada. Efa mandry am-piadanana izay Dada. O ry Dada oh, tena tiako ianao.
ry Dadako nitsinjo ny fianako manontolo,olona Tokana sy nalokolo ny lalàna nandehanako hatramin'izao!Paix à son âme!!!!
Hira mandatsa-dranomaso ahy fona. Dada ô, tena tiako ianao
Hafa ihany i dada.
Dada Olon-tokana marina❤️🙏🍀ato ampoko mandrakizay ny papako sy ny mamako ❤️❤️🙏🙏handry ampiadanana anie ianareo mivady , sans oublier mon frère Mamy🙏🍀❤️
Malaelo be any dada 😔🤤💔
Mahatsiaro sy malahelo an'i Dada aho izany 😢 ❤️
Dada tsy foiko indrindra eto antany❤
Ianao indrindra no nampianatra ahy hiatrika ny fiainako any aoriana...dada ooo, tena tiako loatra ianao 😘❤️
RIP (pour mon papa que j'aime de tout mon coeur)
Pour moi, mon "Dada" était comme un petit dieu: il m'a crée, il m'a donné le paradis (mon doux berceau) et tout ce dont j'avais besoin (le jardin d'Eden).
Isan'ny hira Tiako indrindra miresaka momba ny Ray ( Dada ) mahatsiaro an'i Dada Aho efa lasa ELA izy 15 taona fa mitoetra ato ampoko mandrakariva !!!!! Misaotra Bodo❤
Hafa ihany izany i DADA! Misaotra betsaka
Dada sy neny milay ééé!
Malahelo , indrisy ! Mandriam- pidanana dada
tsy toy izaho aho raha tsy teo ianao Dada tiako.
Tsy de haiko loatra ny nilaza ny fitiavako anao, soa fa teo ity hira ity hilazako izany anao. Tiako i dada.
Tiako loatra ity hira ity
Tiako ianao dada
Mandriampiadanana dada tiako tsy foiko🥰🥰🥰😓😓😓
Ianao indrindra no nampianatra ahy hiatrika n'y fiainana any aorina......😢😢😢😢
Handry ampiadanana anie izy
Fahatsiarovana be dia be !!! Misaotra Bodo a!
Ato am_poko mandrakizay Dada❤️
Tena tiako❤️
Misaotra dada na dia efa lavitra ary ianao tsy ho adinoko mandrakizay zavatra vitanao tamiko ❣️❣️❣️ 😭😭😭😭😭😭😭
DADA ❤❤❤
beautiful, it's just... beautiful
Thank you so much MrClipgasy, Bodo, and Dada. This is life changing
Ianao indrindra no nampianatra ahy,
hiatrika ny fiainako any aorina..
niaritra ny mafy ianao,
tsy hisy ahasolo ny anaranao,
mitoetra ao am-poko ny fitiavanao..
Fitia tsy mana-petra ny fiainanao rehetra, ô ry Dada ô, tena TIAKO IANAO......
Mba mangataka izay manana, AMBARAMBARAO an'i Bodo, misaotra mialoha
Ho ela velona anie i Dada. Misaotra Bodo.
Asehoy aminy fa tena tinao izy! Mafy rehefa tsy eo intsony izy 😢
Mahafinaritra ahy ity hira iray ity mankasitraka ee
Dada olona tena important be a! tsy nisy maman raha tsy nisy papa!!
Mitoetra ao am poko ny fitiavanao ,o ry dada ô!tena tiako anao ,jtm dadah
Mon super man !!🥰🥰🥰
Ahatsiarovako an dadanay zany hira zany..eee aty atany lavitra de mahatsiaro azy...ho ela velona ianao ry Dada.
Black nadia
Repose en paix dada
tsara e, mandria am-piadanana dada, tsy ho raraka an-tany ny zavatra vitanao taminay,
ndriiiiii atolotro manokana ho an'dada ity hira ty. ho ela velona anie dada
Indrisy mantsy😢
Tsara e,misoatra fa tsy maty akory DADA fa matory @ piadanana!
Veloma Dada !!!
Mahatsiaro dada zah jtm dada bisous be misaotra Bodo
misaotra bdb bodona!
Tiako be Dada ........
Tsara lotra❤
Veloma Dada
Tena tsy foiko mandrakzay ni tarika Poopy... Tiko lôtra enao mama
Ndri!!! Mandriampiadanana ry dada tsy foiko
Misaotra betsaka dada ❤️🌹
Je t'aime papa 😘😘
ndriiii tiko dada mandriam piadanana dada a
Je t'aime très très fort papa chérie 😚😚😚
papa, je t.aime
Hira tiko indrindra!
Ho ela velona daol n dada reetr e!!!!
tiko lotra ianao dadako na dia tsy nanabe ana aza
Tiko be ,❤️
Papa 😔💔
Ianao io indrindra no nampianatra ahy hiatrika ny fiainako any aoriana.....
Tsy ho hadino mandrakizay i dada.
Malaelo anao za ry Dada, misaotra Dada an, misaotra amin'ny zavatra rehetra, Tena tiako ianao Dada o
Mitoetra ao am-poko foana Ianao ry dada na tsy eo intsony aza! Tena tiako Ianao
Na de tsy itako itsony ary ianao ry dada, tsy adinoko na ovina na ovina ianao ; mandria am-piadanana
Dada no nahaolona ahy, Neny no nikolokolo ahy. Misaotra Dada sy Neny.
Tiko papa
Mandria am-piadanana Dadamalalanay
Tiako loatra ianao Dada a, tampoka loatra no nandaozanao anay, tsy ho hadinoko mandrakizay ianao, tsotra loatra sady be fitiavana anay vady aman-janakao ianao
Nitady hira momba an'i Dada aho ary tsy nahita tsara mihoatra ity anao ity ry Bodo; misaotra betsaka
Any zay Dadanay zay vao maty vao haingana, mandria am-piadanana Dada malala, arahinay ny hafatrao mba ho fameloma-maso anao