Tantara Malagasy - TAMBODY FOHY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
- TAMBODY FOHY
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray miseho
Tantara Malagasy
Ramatoakely Niavo sy Lisy dia mpirahavavy. i Nantenaina mpiara-mianatra tamin'i Lisy. Tia an'i Nantenaina i Lisy, io kosa nefa vao nahita an'i Niavo dia latsa-pitiavana taminy. Nanao vacances tany Toamasina ry zareo indray taona ka nipetraka tao amin'ny hôtely an-dry Max. Tovolahy sady taviny no volony i Max sady zanaky ny mpanana...
Tia an'i Niavo koa i Max saingy tsy sahy namboraka ny fitiavany satria fantany fa miaraka i Niavo sy Nantenaina. Mbola mpianatra vao manomana Bacc i Niavo kanjo bevohokan'i Nantenaina. May ny ain'i Lisy ka niantso vonjy tany amin'i Max. Nataony izay fomba rehetra nahazoana an'i Nantenaina ka nasainy nentin'i Max nanaraka azy i Niavo. Tsy sahy i Max kanefa noresen'i Lisy lahatra dia nitondra an'i Niavo nanaraka azy ihany. Nanomboka teo ny tantaran'izy roa.
Mpanoratra : Harivololona
Mpilalao : Ony Mihaja, Niravo, Antsaravaka, Salohy, Faly, Synese, Rakoto
Nandray feo : Rolland Ramanantsoa
Nanatontosa : Bruno Rakotomalala
#tantara
#tompodyfohy
#sarymihetsika
Mankasitraka ❤❤❤
Misaotra betsaka nizara tompoko 👏👏👏👏💐💐💝💝
lasa tambody anie izy ity e hihihi
Tsisy mpirahavavy mifanao toetra ratsy otrizao.
De tsisy lehilahy hanao toetra otran Max, mitaty ny efa.......betsaka ny zavamisy tsy ara-dalana @ le tantara.
De Niavo mitokona antranon'olona......
Ratsy le tantara
Misaotra e