SAMBATRA (Aimé Raoeliarijaona) - Chorale Fiderana - Fpma Paris.

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 พ.ค. 2020
  • Concert Live Recording du 3 Octobre 2015 à l'Opéra de Massy
    Orchestration : Mathieu R.

ความคิดเห็น • 14

  • @arilalanantenaina1782
    @arilalanantenaina1782 3 ปีที่แล้ว +2

    Ny ilaiko rehetra dia anananao
    Nomenao ahy ny fahasoavanao
    Ny fiadananao iainako tokoa Jesosy o
    Tsy manan-javamahory izay eo aminao
    AMEN ,tsara JESOSY

  • @haingovoniniainaramaroson4691
    @haingovoniniainaramaroson4691 ปีที่แล้ว +1

    Tsy manan-javamaha-ory izay eo aminao 💗

  • @annierazafimahatratra727
    @annierazafimahatratra727 11 หลายเดือนก่อน +2

    Hira tiako indrindra ao amin'ny fihirana Advantista (lah 621) , mamy loatra ilay tononkira vavaka!

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 3 ปีที่แล้ว +2

    Great song!!!Tsy haiko izy ty raha ilay Famille Raoeliarijaona haiko akaiky dia akaiky; izay any aminareo any, fa ny hirany tsara daholo.Toa mbola betsaka ny hira tsy navoaka, raha ny fahafantarako azy./ Simply legendary. Hangatahantsika mba hanaovana concert manokana amin'ny anarany raha mety ny zanany sy ny zafiny. Amiko izy Bach na Handel n'ny Allemegne; reny ny andron'ny luther reny.

    • @Magnelatra
      @Magnelatra 3 ปีที่แล้ว

      So true! Great song from a great Composer, performed by a great Choir! Glory to God!

  • @minouchepotsy3762
    @minouchepotsy3762 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra sady tena tiko be ilay hira sady nareo koa tena mihira amin'ny fo daholo. Manaka-danitra e

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 3 ปีที่แล้ว +1

    Ny privilege tamin'izy ty dia fantatro ny zanany; dia misy fotoana ampianariny ny hiran'ny Dadany. Mbola betsaka ny hirany tsy fantan-tsika....Tadidiko ny nampianarany voalohany" Fa sambatr'izay mitoetra", tao amin'ny fiangonanay Mahazo Soamanandrariny./ Ny Allemand nanana an'i Bach sy ny ambiny Madagascar kosa nanana an'i "Aime Raoeliarijaona"

  • @rafamandriamparamboahangyj5775
    @rafamandriamparamboahangyj5775 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara!

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    💓

  • @rakotondranorofaliniaina3876
    @rakotondranorofaliniaina3876 3 ปีที่แล้ว +1

    Tena kanto loatra e!

  • @dadignovanille6987
    @dadignovanille6987 3 ปีที่แล้ว +1

    Tonga lafatra

  • @rahmaatik607
    @rahmaatik607 3 ปีที่แล้ว +1

    Symphonie franco-malgache

  • @jeanramambason9588
    @jeanramambason9588 3 ปีที่แล้ว +1

    tsara

  • @Arison14
    @Arison14 3 ปีที่แล้ว +3

    Mba te-hahazo partition (Solfa) an'ity hira ity hampianarina ny Chorale-nay aty Montreal (Canada) Afaka mahazo lien hahazoana azy ve ? Mankasitraka ny fizaranareo ny talenta hiderana ny Tompo