DONDRESAKA 12 MAI 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 11 พ.ค. 2024
  • DONDRESAKA 12 MAI 2024 BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 32

  • @tysynday
    @tysynday 15 วันที่ผ่านมา +4

    Kôndrana b ty bandy ty , tanisaina dôly oe nahavita an zao n fitondrana, ary ts mb tanisaina oe fahafiry am mahantra iska talohan 2009, d zao aiza s aiza ..

  • @christianandrianarivo4234
    @christianandrianarivo4234 15 วันที่ผ่านมา +3

    Makasitraka feno anao Ramatoa Filoha Lefitra fa mazava, madio ary tena matotra ny hevitra entinao.

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 14 วันที่ผ่านมา +1

    Mahagaga mintsy ireto mpanohana fitondrana ireto ! Te iseho foana hoe anazy ny vava sy ny fahefana ! Dinihina @ fomba fanehoany hevitra nefa fa maivana loatra ilay saina entina miady hevitra sady tsy hita loatra hoe tsy afaka mintsy amilay fahaizana

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 15 วันที่ผ่านมา +3

    ....😮toa propagandes ve no fandaharana androany e? Tena lafatra marina ny lainga tsara lahatra ataon 'ity LAFATRA ity. Hors sujets ary mandoto rano sady ry betaitsofina no mba hindrahindrainy..efan nilaozan'ny toetrandro . Gaga @ reto mpisehatra mpanao gazety koa tsy manahitra hoe mivilana be😅

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 15 วันที่ผ่านมา +1

    Mankasitraka ny APM fa mazava sady mipetraka tsara ny famakafakana ❤💪🏾🇲🇬⚘️

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +2

    Rehefa mivory ianareo DÉPUTÉS , TSY MAHAZO MI TELEFONY , migeste eo foana fa tsy mandinika LALÀNA , dia efa miteny izahay vahoaka : rehefa mbola mahita @ telé , fa mitefôny ao ampivoriana , dia JEREVO TSARA RY VAHOAKA,
    ny GASY SASANY KOA
    DIA BE GESTE @ FB mba Gialappa’s ny geste @ FB ry MALAGASY FA HAMPISEHOA NY ASA MBA NATAONAO , na FANAMPIANANA T@ vahoaka fa tsy geste @ SAKAFONA , Avion taingenao , vacances nao , sns….. efa mijaly ny vahoaka maro an’isa ka mba hialaonareo mba nahita kely ny mi geste be ao FO ao azafady

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 14 วันที่ผ่านมา

    Ilay manao solomaso aloha dia ny vody no misaina fa tsy ny loha !

  • @kristakristiaoe2354
    @kristakristiaoe2354 15 วันที่ผ่านมา +5

    Tena jamba ianareo mpanohana ny fitondrana ireto. Tsy misy fampandrosoana entin-dRajoelina izany ao Madagasikara, fa ny teleferika, ny autoroute, Miami dradradradrainareo dia ny karana, ny sinoa, sy ny vahiny ihany no mahazo tombontsoa amin' izany fa tsy ny Malagasy mahantra mitady ny hohanina.

  • @aloaloromeo3564
    @aloaloromeo3564 14 วันที่ผ่านมา

    Misaotra sy Mankasitraka an’i Michaella sy Rado amin’ny fiarovana ny maha-olombelona sy ny fanazavana maro mikasika ny solombava-mbahoka. Ilay Rangahy anikiroa tena tsy mamely mihitsy(Comédiens izy roalahy fa tsy Politiciens). Tsy hita fa samy manakatra izay takany,

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 11 วันที่ผ่านมา

    Tena resim bavy rzalah amnle adihevitra natao. Misongadina be sy voatohany mazava ny fotokeviny.

  • @johnrakotovao6012
    @johnrakotovao6012 14 วันที่ผ่านมา

    Afabaraka lay lafatra fa vovidim bola de tsy maintsy manopo fa sendra ny olona mahay azy

  • @roselinebrunner426
    @roselinebrunner426 14 วันที่ผ่านมา

    Teleferique teneninareo hanadoso ambouteage , est ce que teleferique hitondra tomobile hanadoso ny ambouteage?

  • @roselinebrunner426
    @roselinebrunner426 14 วันที่ผ่านมา

    Misaotra mme matontrabe ny fehezanteny

  • @guillomeernestrajarizafiar2341
    @guillomeernestrajarizafiar2341 12 วันที่ผ่านมา

    IRETO OLONA RETO DE MAVENTY NY VATANA FA NY SAINA KELY, MBOLO HOAVY AMINAO NY RATSY RAMOSE

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +1

    Manotohatra fahatany Madama fa tena marina , hita izao fa tsy nanao ny mety teo @ Fitondrana ka nahongana , ka rehefa Tonga saina dia MANOMÉ lesona indray izao ,
    Teo tsy nahomby , ka izao , domy aho
    ranaôtro
    Ohay efa tara loatra nefa ity tsy miverindalana , razafintsiandrôfa io malahelo sady te ahazo TOERANA mafy satria efa NAHAZO TSIRONY …

  • @naterivers1151
    @naterivers1151 15 วันที่ผ่านมา +1

    Kapokapoky koa ampela ty

  • @zalomrsgfa4310
    @zalomrsgfa4310 15 วันที่ผ่านมา +3

    Izao débat izao no tena ahitana ny fatahoran'ireto voasary ireto an'izany democratie sy tany tan-dalana izany. Ny azy tonga dia ny manongana foana. Lazainy fa vao manomboka izy, après 5 ans + tetezamitatra izay nahitana fampahantrana sans précédent an'i madagasikara. Tsy misy doute na kely aza anie fa ho resy ireo e fa ny ala-bato no atahorana: olona voavidy asaina maka sary ny bulletin any mba ho porofo hoan'izay nividy azy, ny stylo avec encre maina ho azy ka tsy mampisy hery ny voten' ireo olona izay fantatra fa tsy momba azy, ireo mpanisa vato ka manao sonia no resahana @ izany, sns...

  • @guillaumerakotondravahy6108
    @guillaumerakotondravahy6108 15 วันที่ผ่านมา +5

    Tena miala tsiny fa averiko eto indray ilay voambolana efa faheno matetika fa tsisy mpiteny : tena BOBOTANGENA mintsy ity Lafatra ity

  • @jocelynerasoalantonirainy1454
    @jocelynerasoalantonirainy1454 14 วันที่ผ่านมา

    Anterimera ahoana ary 😮

  • @4devmada355
    @4devmada355 14 วันที่ผ่านมา +1

    Le vendrana ty. lelafo tsara rakotovololona a kkk diso nandra lotra ka tsy mahay ninoninona

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +1

    Marin ny anao ranamana fa IREO miteniteny foana io madaman’izy io

  • @sendratsikimaminjatovo7094
    @sendratsikimaminjatovo7094 13 วันที่ผ่านมา

    hummm!! ombako i Koto !! raha ty ranga ty daol n vahoaka de firenena farakze hahantra mada, pro max le abadona

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +2

    Mbola misy foana ihany ilay YOURTS satria efa Mizara yourts koa izao nefa mitsikera koa izao , nefa mitsikera , mitsikera

  • @cinepaxmadagascar1905
    @cinepaxmadagascar1905 10 วันที่ผ่านมา

    Bravô Mme du groupement politique APM

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +2

    Nahongana satria nivadika nohon’ny vola t@ MPANOHITRA , izy tsisy saina , Mora manadino , tsy MITSINJO LAVITRA izy

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +2

    Tsy mihova IZANY IREO mpanao POLITIKA maloto saina , very seza tsy nampoizina ka taitra te hiverna , ouway VELONA fa lozaaaaaaaaa

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +3

    Fanozongozonana foana Madama no hita ETO mba AHAZOANA TOERANA satria sa MASO be tsy mahita Ve ry madama tsssssssss

    • @zalomrsgfa4310
      @zalomrsgfa4310 14 วันที่ผ่านมา +1

      Sao kosa enao no tena tsy mahita? Délestage, rano tsy misy, lalana tsy misy, greves maro karazany, sns... Sa foronona izany ? Mbola ampiana ny volamena, ny espèces protégées hita an' Thaïlande, ny rang gidany sns... Mbola ampiana ve? Nul n'est plus aveugle que celui qui ne veut pas voir

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +3

    Ianao IZANY Madamo , fa IREO MPANOHITRA IREO TE AHAZO NY MARO AN’ ISA SATRIA TSY MATY VOALAVO ANKIBO SATRIA TSY LANY HO FILOHA
    KAY ILAY VAZAHA LAZAINAREO VE NY LANY IZAY NIFIDIN’ NY VAHOAKA MALAGASY MARO AN’ISA
    Tsy ADALA IREO Vahoaka MALAGASY IREO ho aho !!! N’inon’inona ny
    fankaratsianareo
    MPANOHITRA an’ io FILOHA @ izao , ny VAHOAKA , tsy ADALA ry Madamo ny MALAGASY te HANDROSO @ izao , fa ianareo be vava @ izao
    Lesona kely fotsiny ry MPANOHITRA :
    MBA hovay ny fialonanareo io Psdt
    RAJOELINA io , IZY io dia TENA TIAN’NY VAHOAKA MARO AN’ISA , KA ho reraka fotsiny @ izao
    Vazaha vazaha , tspan’ny vahoaka MARO an’Isa ny TENA FITIAVANY
    tsara fanahy - tsotra- misy fo mitepo FITIAVANA @ MALAGASY - tsy voakapan’areo mihitsy
    satria MAFY BE IZY , sady TAVINY koa no sady VOLONY -
    MBA miangavy ry solombavambahoa ho avy mba mamorona LALÀNA :
    Rehefa FÔTSY NY VOLOMPÔRIN ´IREO DIA TSY MAHAZO
    MILATSAKA RAHA MBOLA PLACE POLITIKA

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 15 วันที่ผ่านมา +1

    Raha ny fomba fanoherana araka ny hita eto à madagascar Kalo dia tsy afaka hiara hiasa na ovina na ovina mihitsy ny eo @fitondrana sy ny mpanohitra zvt Tena hiara mahita izany ary iainana Tena marina be ny voalazany Mr Lahatra, ny mpanohitra tsi tia ahalala na inona na inona afa tsy ny handrava sy hanakorotana ahazoany fahefana point barre

  • @user-sl9mk4mt4x
    @user-sl9mk4mt4x 15 วันที่ผ่านมา +2

    Tsy misaina mihitsy ianareo MPANOHITRA
    IRETO Madamo an !!!
    Tsy voatery ny SARANGAN’OLONA REHETRA NO MITAINGINA @ teleferika , fa mampihena ny EMBOUTAILLAGES , fa ianareo MIKAPOKAPOKA @ FANKAHALANA , fotsiny , efa Mazavà be
    MATAHOTRA ny ho voahongana satria ny FAMPANDROANA TSY MAINTSY MITOHY , fa ianareo Madamo mihitsy manonganongana mba TE HAKA TOERANA FA AZA MODY FANINA EO VIAVY BE ITY , BE vava. Tsssss mpandainga VELONA , efa hita izao haka MARO an’isa mba hanongana ny FILOHA satria na C11 tsy nahatohitra AZY t@ FIFIDIANANA na 10000 ny teny fankaratsiana AZY , dia io izy io !!!!
    Hamboary sagninao Madamo fa tsy AHAZO NY MARO AN’ISA IZANY IANAREO , mbola tsy MAHAY tsara IZANY atao hoe : ZANDRY KELY IZANY
    5 taona iny Ve Madamo ianao JAMBA ? Tsy hitanao ny Zavatra niseho REHETRA teo iny ? Nefa mbola tafaboaka foana raha oharina t@ FIRENENA hafa ? Fa ity FIRENENA
    Efa ianareo MPANOHITRA @ izao io no NAHALATSAKA ANKITSO sy NAMPAHANTRA VELONA NY MALAGASYMARO AN’ISA nohon’ny kolikoly , fitiavantena tafahoatra , fangaran’ny fianakavianareo REHETRA , ka efa MAHANTRA io MALAGASY io nohon’ny NATAONAREO TEO ( ra8 TIM , sy rajao HVM ), ka izao be vava MANOMÉ lesona nefa ny NATAONAREO TEO NY NAMPAHANTRA VELONA NY MALAGASY , fa io PSDT @ izao io , dia MAMPIAKATRA ANATY LAVAKA IZAY EFA NALATSAKA IREO , fa AZA BE vava MANTSIGNY eo madama MPANOHITRA ity : place foana no tanjonareo tsssssssss