- 35
- 117 299
T Ravel
เข้าร่วมเมื่อ 5 เม.ย. 2013
Ambohimasina Fivavahana - Mba fantatrao ma tsé
Ambohimasina Fivavahana - Mba fantatrao ma tsé
มุมมอง: 32
วีดีโอ
STK Ambohimasina Fivavahana - Ry Tomponay O! Avia
มุมมอง 5894 ปีที่แล้ว
STK Ambohimasina Fivavahana - Ry Tomponay O! Avia
SLK FJKM Ambohimasina Fivavahana - GOLOGOTA
มุมมอง 335 ปีที่แล้ว
SLK FJKM Ambohimasina Fivavahana - GOLOGOTA
SLK FJKM Ambohimasina Fivavahana - JESOA MAHERY
มุมมอง 775 ปีที่แล้ว
SLK FJKM Ambohimasina Fivavahana - JESOA MAHERY
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Ianao no heriko sy fanantenako
มุมมอง 1355 ปีที่แล้ว
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Ianao no heriko sy fanantenako
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Nankaiza ny marina
มุมมอง 1355 ปีที่แล้ว
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Nankaiza ny marina
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Ry tanora ô !
มุมมอง 1115 ปีที่แล้ว
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Ry tanora ô !
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Fantaro ny zavatra rehetra
มุมมอง 1585 ปีที่แล้ว
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Fantaro ny zavatra rehetra
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Mandehàna ! Mihazavà !
มุมมอง 1405 ปีที่แล้ว
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Mandehàna ! Mihazavà !
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Ampaherezonao
มุมมอง 7665 ปีที่แล้ว
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA Ampaherezonao
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA - Mifanompoa amin'ny fitiavana
มุมมอง 2895 ปีที่แล้ว
STK AMBOHIMASINA FIVAVAHANA - Mifanompoa amin'ny fitiavana
SLK FJKM Ambohimasina Fivavahana Ambatondrazaka Gologota
มุมมอง 1105 ปีที่แล้ว
SLK FJKM Ambohimasina Fivavahana Ambatondrazaka Gologota
Tena mbola "romantika" kosa ny olona tamin'izany fotoana izany
La chanson préf de ma soeur à une époque, j'espère qu'elle trouvera son âme-soeur. Qui aurait pu croire que son "Solo" était destiné à une autre personne ?
Souvenirs Antsonjombe fahiny izany, na ny sary aza!!!!!
Nandalo teto nitady hono ianao Nidobodoboka ny foko injao Ho to ihany ve ilay faniriko Ka ho tia ahy ilay olona tiako Izany izaho toa tsy mandia tany Ka sady faly no toa te hitomany Mihovitrovitra ny anaty rehetra Ssao nofy ihany izany ka misy fetra Inona anefa no ’ndeha ho antenaiko Mifendrofeendro toa miha- kely ny aiko Sao sanatria tsy fitiavana akory Ty antsonao efa tsy mampatory Nihazaakazaka aho hitady anao Sao tsy hiverina in-droa ny toa izao Nisalasala toa manadala Ahoana raha tsy tia ahy ianao? Inona ary no nitadiavanao Tsy fombafombanao ny toy izao Sao zavatra hafa ilainao tafa Tsy ho any indray aho sao marina izany Hahamenatra ahy ny ho hitanao hitomany Ny tsara angamba dia aleo aho mody Ka manadino anao no fanafody. Inona no itadiavanao ahy.
Tsara❤
Manja be ny tsikin ilay choeuriste .. asa iza ny anarany am fb
Narindra
Mankasitraka raoia
Mankasitraka tompoko! mahafinaritra Midera Tompo!!
Manaona aki Bao
Mampatsiahy n'y fahazazana
😅🤣😂😀😃
mampahatsiaro ny tany Ampahateza tany (1976) miampy ańilay hoe ANJARANTSIKA 2 😘
Coucou Nandrianina
Ianao Andriamanitra, no hisaoranay etoana Nanome anay Mpitandrina Hitondra ny fiangonana Asa tena sarotra, hitaiza ny finoana Hampiorina haharitra ,f izay no niantsoana Ref:Ianao Jesoa ao no hangatahinay (beso) Hanampy ny Mpitandrina Ny ankohonany koa Hampaherezonao ireo,ho irakao tokoa Fanahy masina o mpitari dalana (beso) Toroy lala marina ny lalam pamonjena Finoana anao jeso kristy Tompo ekena. 2)ny fiangonanao jeso,handroso tena sahy Ho fatra paniry Koa ny zava panahy fanirinay rehetra, apetraka aminao Fiombonana hitoetra eo anatrehanao. 3)tompo o mananjara ny Mpitondra ny hafatrao Tahio ny asa tsara Ambany fahasoavana o.
Za boaka Merimandroso!
Akaiza tsara ma 'nao io mpetraka? Mba hianarako misiotsioka.
♥️♥️♥️
Tononkira Tanalahy ny foko - Mahaleo Izay mena valala Izay tiana malala Nefa ianao raha te-hiala Dia aza misalasala Hatrizay ianao No tompon' ny safidy Izay tianao no natao Satria ianao no didy Nefa tanalahy ny foko hahay hiova loko (2) Raha ny tany malemy Azo hanorenam-pangady Feno eny rehetra eny F'izaho no tsy te-hitady Nefa raha tianao izany Dia sahiko ny milaza F'izao dia izao ihany aho Hahita ny sahaza Satria tanalahy ny foko mahay hiova loko (2) Tsy ny masoandro matory No hahafoana ny taratra Ny volana koa anie boribory Mirehitra fatratra Ianao no te-handeha Soava dia, mahereza Ny tia ahy be dia be Be ny mitady seza Satria tanalahy ny foko mahay hiova loko (2) Nefa aza manantena F'izaho no hitomany Na hiantso hoe miverena Nofinofy izany Fa fanajana anao No nampipetraka ahy Ianao indray no te-handao Oadray! Soa ihany lahy Tretrika, tretrika ny foko hahazo hiova loko (2)
mlay le tantara e
merci SLK anay