- 103
- 252 712
Agriculture Madagascar
เข้าร่วมเมื่อ 4 เม.ย. 2012
วีดีโอ
Pourquoi la Réforme Foncière à Madagascar
มุมมอง 7947 ปีที่แล้ว
Pourquoi la Réforme Foncière à Madagascar
Concours FCA Innovation 2016 - Présentation des 10 finalistes
มุมมอง 637 ปีที่แล้ว
Concours FCA Innovation 2016 - Présentation des 10 finalistes
Présentation du Forum du Conseil Agricole à Madagascar
มุมมอง 2047 ปีที่แล้ว
Présentation du Forum du Conseil Agricole à Madagascar
Processus de migration à Amoron'i Mania - Démarche innovante
มุมมอง 1198 ปีที่แล้ว
Processus de migration à Amoron'i Mania - Démarche innovante
Misaotra indrindra
Le mozika e
Fa maninona no tsy atao anaty lavaka?
Mankasitraka nizara
Matsiro ery izy zany
Mankasitraka tompoko
Misaotra betsaka , tena tsara hio hoany insika malagasy .
Fanaony malagasy rango hela fa taty aoriana niovana .Nangala pesticide.
azafady tompoko,ito mba misy fanontaniko kely: aviaminy inona moa no nahatonga ilay fiteny oe "ny bezaly tsy mamo sakay"?Za mantsy mahery minana sakay be efa lova aviaminy razambenay io fitiavana sakay io ka lasa nanjary no lazaina oe bezaly tsy mamo sakay.. misaotra tompoko
Merci beaucoup pour les explications très claires sur la fabrication des zezika biolojika 🙂🙂🙂
Misaotra topokoo
Misaotra betsaka tompoko fa tena betsaka no tsara azo raisina . Mba misy fanontaniana kely tompoko , inona avy ny légumes azo ampiarahina atao mifanakaiky ny ambolena azy ? Misaotra betsaka tompoko
tsara be migitsy fa tohizo🎄🎄🎄🎄🎄
Mirary soa ! Feno tanteraka ilay video !
Dairy Farm in Madagascar. 🏀🐄🇲🇬🥛👨🏾🌾
Mankasitraka tokoa @ fanentanana
mankasitraka indrindra amin'ny fifampizarana e! tena tsara be! mahafinaritre!
Bonjour
Thanks for Awareness
iny tsinjona 10 cm iny retompoko mavita akoho firy ?
Tena mahafinaritra zan tanàna zan an😍😍 tsara i Gasikara. Aiza moa zao toerana zao zafady tompoko ?
manomboka firy andro mo zany le akohokely azafady no mihinana le sakafo 80g azafady?
MANKASITRAKA E!
Mankasitraka amin'ny fizarana tompoko
Cc mba tiako omenareo conseil za ra mety fa Mikasa anao hotranio 🙏🙏merci
Mankasitraka tompoko mirary soa hatrany
azo tsidihina ve ity toerana ity ?
En français
Mba afaka mahazo ny contact e zoeranoeli@yahoo.fr
Bravo hoan'i panao vidéo, nareo efa-mianaka. Tena taratra ho an'ny rehetra. Bonne continuation. #lebourdonbleu ✌🇲🇬
Aiza ilay toerana azafady dia azo tsidihana ve Misaotra Tompoko
tena soa mihitsy ty
Aiza no misy mivarotra grelinette?
Zany hoe mampiasa akora simika izany hamonoana ny bibikely mpanimba voly, tsy misy fanafody natoraly ve tompoko?
aty amin'ny 2020 vao tena liana tsika lesy bain a, hanomana ny retirety e Merci Naina zah maka an lah
misaotr e
mahafinaritra be
Un de buulot prenez moi s'il vous plait mn 783065635 sénégalais
Sui sénégalais mé jaime trop l'agriculture oui très même c mn job au Sénégal
M isaotra tompoko
Ale tsy hinambary e
afaka mampiofana pianatra ve ianareo ? @ resaka fiompiana carpe misaotra ! apetrako eto ihany ny mail ko beautifullrandria@gmail.com
Tena mahafinaritra fa dia mirary soa indrindra. Tsy hiverina foana izao famafazana izao raha ysy mamoa
très bien beaucoup de travail
Miarahaba tompoko. Aiza no mety ahitana anareo azafady?
Misaotra, fa tena marina izany, Ary mba tazomina tsara hatranihatrany ny fambolena naturel. Mba hotahin'Andriamanitra anie Ty tanindrazantsika ty
merci beaucoup.. nivadiko efa nanao de nanadrana tenako fa tsara sady mahavoky ny lasopy mangahazo
Mahafinaritra tokoa. Mahay sy mahavita zavatra ny teknisiana malagasy. Ahoana kay ny atao raha te hifandray aminareo mahakasika ny fanamboarana fumoir iray?
tsar le fandaharana f tokony nahena le mozika fa mafy lotra d lasa makarary ny sofina
il faut ajouter les variete à stocker
Mankasitraka an'ilay fizarana ! Fa mba saika anontany azafady : moa ve tena tsy maintsy mila rano le fiompina ?