madaisland
madaisland
  • 10
  • 1 180 567
Ranavalona 2.Histoires des rois et reines.wmv
Mpanjaka vavy voalohany izay nanaiky any Jesoa Christy ho Andriamaniny i Ranavalona faha Roa teto Madagasikara.Voa taiza tamin'ny finoana christianina mantsy izy ka rehefa tonga teo amin'ny fitondrana izy dia nataon'i laharapamenany ny ampandroso ny finoana christianina indrindra fa ny finoana protestanta.
Koa be dia be ny fiangonana izy niorina nandrintry ny 15 toana nanjakany.
Niova ihany koa i Antananarivo satria afaka manorina trano amin'ny biriky sy vato amin'izay ny mponiny raha tsy azo atao izany taloha.
Nisy fifandirana teo amin'ny la Frantsa sy Madagasikara ka naha tonga ny fanafihana ny serana-tsambo ny toamasina.
Maty tao aorina kely ny mpanjaka vavy.
Ranavalona II was born Princess Ramoma in 1829 at Ambatomanoina, near Antananarivo in the central highlands.Ranavalona II succeeded to the throne upon the death of Queen Rasoherina on April 1, 1868.She became increasingly favorable toward the beliefs of the Christian religion.Declaring Madagascar a Christian nation, Ranavalona had the traditional royal talismans (sampy) burned in a bonfire and replaced their authority with that of the Bible;The queen authorized construction using brick and other durable materials within the walls of Antananarivo
มุมมอง: 4 016

วีดีโอ

Rasoherina. Histoire des Rois et Reines de Madagascar
มุมมอง 47K14 ปีที่แล้ว
Azo lazaina fa tao aorina nahafatesan'i Radama II, dia niova ny fomba fitatanan'i fanjakana. Ny mpanjaka vavy Rasoherina mantsy, izay nandimy an-dRadama II, dia tsy nanana ny fahefan'ireo mpanjaka teo aloha. Voatery nanambady ny praiministra izy, tsy nahazo nanapaka irery ny raharaha sy asa atao eo amin'ny firenena izy. Rasoherina dia tsy nanaiky ny Chates Lambert velively, ka izany no nanekeny...
Radama II. Histoire des Rois et Reines de Madagascar
มุมมอง 6K14 ปีที่แล้ว
Rehefa niamboha Ranavalomanjaka dia Rakotond'Radama Printsy no nahazo ny fahefahana, ka tonga dia nitondra fiovana goavana lehibe teto Madagasikara. Foana ny fanamelohana ho faty, foana ny fampinomina tangena, malalaka ny safidy ara-pivavahana , malalaka ny fivezivezen'ny vahiny, afaka manan-tany ny vahiny.Nanao sonia ny "Chartre Lambert" i Radama II izay manome alalana an'i Andriamatoa Lambert...
Ranavalona 1ère.Histoire des rois et reines de Madagascar.wmv
มุมมอง 50K14 ปีที่แล้ว
Nanjaka nandritry ny 33 toana i Ranavalomanjaka.Tao anatin'izany fotoana izany dia niharo foana izy mba itazoman'i Madagasikara ny fahaleovantenany. Nitondra fihovana be ihany koa teo amin'ny fiainan'i malagasy i Ranavalona.Nandritry ny nanjakany dia maro indusrie noforonina.Izy ihany koa no nanambotra ny lapan' ny manjakamiadana. Grande figure de la royauté malgache, la Reine Ranavalona était,...
Radama 1er.Histoire des rois et reines de Madagascar.wmv
มุมมอง 33K14 ปีที่แล้ว
Raha ny tantara no jerena dia mpanjaka lehibe indrindra i Radama I.Satria nahatanteraka ny didin'i Andrianampoinimerina rainy,dia ny hoe "Ny Ranomasina no valamparihako".Izy ihany koa no nanao ny teny malagasy,izy no nitondra ny fampiananarana maro samy hafa,ny tranom-printy,sns. Si nous regardons l'histoire de Madagascar, on peut qualifier le règne de Radama 1er comme une révolution.La société...
Andrianampoinimerina.Histoire des Rois et Reines de Madagascar
มุมมอง 88K14 ปีที่แล้ว
Mpanjaka lehibe sady endry teo amin'ny tantaran' ny Madagasikara Andrianampoinimerina.Nandritria ny najakany dia nitady foana izy ny ampiray ny foko rehetra. Telon-zato toana aty aoriana aza dia mbola ampiasaina ny lalàna nataony. Andrianampoinimerina, le grand roi de l'Imerina.Un roi que l'histoire n'oubliera pas pour sa grandeur d'esprit, son intelligence, sa grande sagesse et sa vision d'uni...
Izaho tsy maintsy mihira.Erick Manana
มุมมอง 709K14 ปีที่แล้ว
Handao isika hiala avy eto Antananarivo hahazo iny lalana faha 7 iny andeha any Antsirabe sy Fianarantsoa "Je dois absolument chanter" une chanson du célèbre chanteur Erick Manana qui va nous faire voyager le long de la RN7.Point de départ ,la Capitale Antananarivo en passant par Antsirabe pour arriver à Fianrantsoa. I invite you to visit Antananarivo, Antsirabe and Fianarantsoa through this be...
aody ry analamanga.wmv
มุมมอง 188K14 ปีที่แล้ว
Aody ry analamanga Une belle chanson des années 50 qui chante la beauté d'Analamanga, la région des hauts plateaux,de la capitale de Madagascar. A beautfiul song from the 50's that sings the beauty of Analamanga where the capital city Antananarivo stands.
Any ho any.wmv
มุมมอง 24K14 ปีที่แล้ว
Any ho any,malahelo,lavitra ny olon-tiako,miova loko izay jereko raha lavitra anao. Quelque part loin de l'être aimé,là où je pose mon regard tout est différent,les choses n'ont plus la même couleur. Somewhere,far from my love everything is different.
ho tsarovantsika.wmv
มุมมอง 33K14 ปีที่แล้ว
Hira malagasy izay mampatsiaro ny fahasambarana sy ny tsy fiadin-tsaina satria mbola teo anatrehan'i Dada sy Neny. Une vieille chanson malgache qui décrit le bonheur d'avoir nos parents à nos côtés. An old malagasy song which describes the happiness to be young and to have our relatives alive..

ความคิดเห็น

  • @juliaraharomanana3522
    @juliaraharomanana3522 4 วันที่ผ่านมา

    Ilay Antsirabe 🥰

  • @Claudio-k8d
    @Claudio-k8d หลายเดือนก่อน

    J'ai bien aimée Madagascar pour longtemps et m'as dis beaucoup de chose. Mada Tiako ianao

  • @danielmarques-xp2pw
    @danielmarques-xp2pw 2 หลายเดือนก่อน

    Xxxxxxxxxxxxxxxxxx😢fdddddrrr🎉😙😁😓😶🧝🧝🏂🌼🌼🦄🦠⚽🪅🎊🛼

  • @AndryRakotomalala-ux7wn
    @AndryRakotomalala-ux7wn 3 หลายเดือนก่อน

    Iza tson no hahaforona toa izany e ?

  • @AndryRakotomalala-ux7wn
    @AndryRakotomalala-ux7wn 3 หลายเดือนก่อน

    Izany ny tena hira:renao mikorina any anaty ra ka manenika ny fo sy ny saina

  • @Tonton-hl9vo
    @Tonton-hl9vo 3 หลายเดือนก่อน

    Vous pouvez traduire svp car jaime trop cette chanson

  • @kaelmcrypto
    @kaelmcrypto 4 หลายเดือนก่อน

    Mardi 23 Avril 2024 16:32 à Farafangana Madagascar

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 11 หลายเดือนก่อน

    rahovina ndray ary vao hitondra ny olona tahak'azy

  • @user-qx9jc3wt5e
    @user-qx9jc3wt5e ปีที่แล้ว

    Madaislade Ahona koe ! Madagascar Afriques Asiatiques io fa Tsy misy Islande nareo Izany Tompoko o ! Ireny Panjaka ny Merina ireny dia Zanaky Taranak'ireo Panjaka Fahagolan-Tany Tany Cambodian Cambodge !

  • @user-pt8wc3jj4v
    @user-pt8wc3jj4v ปีที่แล้ว

    Titre de music

  • @andreadanielrazanamparany
    @andreadanielrazanamparany ปีที่แล้ว

    Faut jamais oublié d'ou l'on vient 🇲🇬❤️

  • @hariferaratsara8735
    @hariferaratsara8735 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka e!

  • @akonlook-alike4572
    @akonlook-alike4572 2 ปีที่แล้ว

    Mdrr je suis le pajaka de Madagascar enleve cette archive aven je vou tue decouverte sa non ok jvai vous coupe les main ok :)

  • @excursionsphuketthailande
    @excursionsphuketthailande 2 ปีที่แล้ว

    Miss you Mada 🌴❣️❣️❣️❣️❣️❣️ Merci Mr Éric pour cette belle chanson et belles Photos 😘

  • @ginahgino8579
    @ginahgino8579 2 ปีที่แล้ว

    Eeeh, souvenirs sisa, embona tsy hiverina intsony fa tany tena nahafinaritra, potika tanteraka androany à cause de leur politique de merde empoisonnée. Un pays si riche si beau si unique, qu'une minorité de riches politiciens égoïste, sans empathie pour ses semblables, a rendu aujourd'hui le plus pauvre du monde. "Mbola ho avy ny andro" hoy Eric Manana e, PERSONNE n'échappe à l'effet boomerang...

  • @faniriantsoarakoto1585
    @faniriantsoarakoto1585 2 ปีที่แล้ว

    0:04 Collège Saint Michel Amparibe, miss my former school, where I had spent my whole childhood

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 2 ปีที่แล้ว

    💃🌸 tsara foana.

  • @nab6991
    @nab6991 3 ปีที่แล้ว

    Ils y avait des gens AVANT SES ROIS ET REINES comme par hasard personnes ne trouve leurs traces..

  • @rasoafifie2374
    @rasoafifie2374 3 ปีที่แล้ว

    Papa je me sens tellement mal...quand est ce qu'on peut se revoir, comment tu es là-haut.est ce que tu as rencontré maman biologique..tu nous as quitté trop tôt....nous t'aimons fort jusqu'à ce que nos coeur cesse de se battre.17jours d'aujourd'hui....notre famille te manque carrement surtout la petite maman,elle a vraiment brisé le coeur.Nous prions beaucoup pour toi et que ton a^me se repose bien en paix à côté du Jesus Christ.

  • @aliceravoahangy8008
    @aliceravoahangy8008 3 ปีที่แล้ว

    Izaho tsy maintsy mihira

  • @hugorakotondramanana1678
    @hugorakotondramanana1678 4 ปีที่แล้ว

    C'est bien

  • @elisahelinah7256
    @elisahelinah7256 4 ปีที่แล้ว

    Hafa ihany ny hira taloha tiako be

  • @gabrielleamd3966
    @gabrielleamd3966 4 ปีที่แล้ว

    Erick Manana fait parti des Monstres chanteurs Malgaches!!! ❤️🇲🇬👏🏻🙏🍀👍

  • @redacom6031
    @redacom6031 4 ปีที่แล้ว

    Aza ovaina le tantara fa ny zavatra toy izao no mahatonga ny olona hanaonao foana hanangana ny kianja masoandro @izao fotoana

  • @mamiharisondomoina3657
    @mamiharisondomoina3657 4 ปีที่แล้ว

    Haody ry Analamangako Ry Iarivoko, ry Imerina Ndreto zahay sy ny lokangako Fa samy mbola tafaverina Ny lokanga namborahiko Ny toloko sy fisaonana No mbola raisiko angatahiko Iarahabana ity fihaonana Fantatrao izay nifandaozana Sanatria tsy fifandirana Fa nitady fanavaozana No niniako nandosirana Taminao no nitarainako Ny toloko sy ny ngidiny Resy tosika ny fiainako Ka nandao anao tsy fidiny Haody, haody re hidirako Ry akany niantombohana Raisonao (3) ny tononkirako Mba ho solom-panorohana

  • @MadaraUchiha-gf1ym
    @MadaraUchiha-gf1ym 4 ปีที่แล้ว

    🇲🇬❤️

  • @paulrakotomalala3833
    @paulrakotomalala3833 4 ปีที่แล้ว

    Lomorina !

  • @nenetymaillot9325
    @nenetymaillot9325 5 ปีที่แล้ว

    papa j ai connu cette chanson grace a toi , toi qui etais devenue malgache de coeur par amour pour maman , tu m as quitté voila quelques mois deja ; tu me manque terriblement

  • @ludovicorlando1802
    @ludovicorlando1802 5 ปีที่แล้ว

    21 septembre 2019 tsara tiko be

  • @soahiangy9320
    @soahiangy9320 5 ปีที่แล้ว

    Bcq de correction, cher président Andry, manaja anao tompoko, miala tsigny indrindra mba ho reharehany firenenatsika tena tsara soloina 🗽 statue PRÉSIDENT PHILIBERT TSIRANANA IO statue etsy @ canal io, tsy fantanay aby olo vazaha anabo ry tompoko. Misaotra.

  • @hasinaniainarajaonarivelo4112
    @hasinaniainarajaonarivelo4112 5 ปีที่แล้ว

    Tsara izy nampandroso sy nandray an'Andriamanitra teto amin'ny tanindrazantsika, saingy adinony fa nila fiarovana mafy manoloana ireo vahiny Eoropeanina naniry ny hanjanaka antsika ny firenena..izay kosa no lafy ratsiny raha mitaha amin-dranavalona I, ity farany izay niaro mafy ny tanindrazantsika.

  • @nenetymaillot9325
    @nenetymaillot9325 5 ปีที่แล้ว

    Une chanson que je connaissais pas mais que mon père malagasy de coeur chantait depuis le decès de ma mère et que j ai mis à son decès depuis cette chanson me torture mais j ecoute tout les dimanches en pensant à lui

  • @olivierallas4186
    @olivierallas4186 5 ปีที่แล้ว

    My step mom is Andrianampoinimerina’s great great great great granddaughter

    • @redcommierad2447
      @redcommierad2447 5 ปีที่แล้ว

      Lil Oli welcome to the family, same for my mom

    • @victoriar4828
      @victoriar4828 4 หลายเดือนก่อน

      Han? What's your nationality?

  • @hajarasamoelina3566
    @hajarasamoelina3566 5 ปีที่แล้ว

    2019❤

  • @lovaandrianasolo214
    @lovaandrianasolo214 5 ปีที่แล้ว

    Radama I, anisan ireo mpanjaka nalaza teto MAdagasikara. Nahavita nanambatra ity Nosy tity ho fanjakana tokana. Marik izany no naneken ny anglisy ny maha mpanjakan i Madagasikara azy. Izy no nampiroborobo ny fampianarana ary t@ androny no nisiana sekoly voalohany tao Toamasina. Maro fahavalo izy ary maro ireo hova no tsy nankasitraka ny politika ny dia ny fampiraisana ny fanjakana Sakalava sy ny fanjakana Hova. Raha ny testament ny dia ny zanak izy sy Rasalimo no handova ny fanjakana. Raha tsy nihamboho tanora ity mpanjaka ity dia tena efa llasa lavitra tokoa isika.

  • @hahohehiho
    @hahohehiho 5 ปีที่แล้ว

    Ce sont des analphabètes qui ont créé cette vidéo ! Disoy ohatrań'ny razambe andevo kelyn lisany zao zavatra rehetra zao !!!! Honte sur vos descendants !

  • @michaeljonathanrandrianari6289
    @michaeljonathanrandrianari6289 6 ปีที่แล้ว

    anisany hira notendreko voalohan tam vao nianatr nitendry tam izany ity hira ity

  • @rafarasoafrancoise2833
    @rafarasoafrancoise2833 6 ปีที่แล้ว

    🙏🇲🇬👏

  • @jahmatickofficiel91
    @jahmatickofficiel91 6 ปีที่แล้ว

    Mon pauvres pays Madagascar ou bien précisément :"Manankasina-tsara" tu a été totallement ruiner et corrompu ... On a cacher ta vrai histoire en plus ... On raconte ceux de ceux qui n'ont aucune valeur traditionnelle ... 9N a tout saboter ,inventer ... Et cacher quel royaume a vraiment été le détendeur ... Que dieu pardonne et qu un jour la vérité éclatera

  • @baholynirinarandriamilanto4429
    @baholynirinarandriamilanto4429 6 ปีที่แล้ว

    Izaho tsy maitsy mihira gasy ka manja ❤👍👍

  • @elliotrandria8786
    @elliotrandria8786 6 ปีที่แล้ว

    Sang

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 6 ปีที่แล้ว

    M'y beautiful country! A quiet and smiling people! Malagasy is soft and slow! My unappreciated Island! God bless MADAGASCAR!

    • @andri5169
      @andri5169 6 ปีที่แล้ว

      Are you malagasy ? Have you been in Madagascar before ?

  • @ousseni4856
    @ousseni4856 6 ปีที่แล้ว

    Any i anao ry tanindrazako

  • @game_play_coc4835
    @game_play_coc4835 6 ปีที่แล้ว

    vous m avez aidée moi enfant de 10 ans pour mon expose merci infiniment pour tout grâce a vous j'aurais une meilleur note mille merci franchement je suis d'origine malgache et j'apprends beaucoup

  • @alanandrianavalson4888
    @alanandrianavalson4888 6 ปีที่แล้ว

    Très intéressant merci beaucoup !

  • @alanandrianavalson4888
    @alanandrianavalson4888 6 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup, j'ai vraiment apprécié de connaître l'histoire de nôtre chère Roi Andrianampoinimerina !

  • @alanandrianavalson4888
    @alanandrianavalson4888 6 ปีที่แล้ว

    Waoo ! Tena tsara tiako be !

    • @Rina-hg4zv
      @Rina-hg4zv 3 ปีที่แล้ว

      C'est mon Papa, Noelson qui chante. "Any ho any, any ho any izay ilay DADAKO...Manina azy any aho..."😘😘😘

    • @Rina-hg4zv
      @Rina-hg4zv 3 ปีที่แล้ว

      RIP dada!😪😭😭

  • @alanandrianavalson4888
    @alanandrianavalson4888 6 ปีที่แล้ว

    Tiako be ! Tena tsara !

  • @mauryreva7261
    @mauryreva7261 6 ปีที่แล้ว

    Efafiry moa zay filoha nitondra teto izay jereo de alalino vintsy aminizy ireo no MBA nahaleo tena (mbola ambany zioga n'y frantsay mampanaelo) rahovina vao isy filoha ijery n'y vahoakany fa tsy jamba n'y vola faona) anisany niady taminy fitoviatsaranga i lahidama ( radama1) nanafoana n'y fanondranana olona atao asa anterovozina ary mbola izy Koa ilay nanontany basy taminy angilisy satria nilainy izany niharovany n'y tanindrazany tiany i madasikara s'y n'y vahoaka malagasy tsivakivolo ho ela velona anie n'y mpanjaka s'y n'y hasiny satria nampitambatra atsika malagasy tsihakanavaka ary tsy ho any merina rery ihany satria tantara niraisana aoka hazava fa radama dia nanambady any rasalimo izay zanaka mpanjakany menabe ary niteraka any rabobalahy s'y n'y tsia voatanisako eto ka aza atao tsinontsinona n'y zavabitany fa tsy Nisy nihoatra azy aloha atreto

  • @cualquiercosadebueno
    @cualquiercosadebueno 6 ปีที่แล้ว

    Les Rois et les ancêtres sont les détenteurs légitimes du pouvoir occulte de la société Malgache...un véritable culte leur est dédié. ...offrandes. .sacrifices . incantations.....font parti du rituel..............