- 206
- 439 371
Hira Malagasy 100%
France
เข้าร่วมเมื่อ 9 เม.ย. 2021
Hira kanto malagasy
วีดีโอ
Rossy - Hafatra
มุมมอง 209หลายเดือนก่อน
Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra, Aza misy adino ataovy tonga lafatra; Ny rediredin’ny fo kely adalako, Ampombaiko anao omeo ilay malalako. Tsy manadino hono hoe, Raha tsy mahasoratra ho anao; Fa ny alahelo anao no be, Ka mahalasa saina lava izao; Fa mbola be ny zava-tiana hambara, Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara. Ialako tsiny raha toa miambakavaka, Fa efa feno ny alahelo ka tsy...
Rakotozanany Stanislas - Vetso sara-dray (A/C:Razafindralambo Zacharie)
มุมมอง 161หลายเดือนก่อน
(A/C:Razafindralambo Zacharie)
Ravelo Jean Baptiste ( Ex Rakotozanany. S) - Ny wagon moramanga
มุมมอง 147หลายเดือนก่อน
Ravelo Jean Baptiste ( Ex Rakotozanany. S) - Ny wagon moramanga
Ravelo Jean Baptiste ( Ex Rakotozanany. S) - Ireo sombin'aina
มุมมอง 138หลายเดือนก่อน
Ravelo Jean Baptiste ( Ex Rakotozanany. S) - Ireo sombin'aina
Ravelo Jean Baptiste ( Ex Rakotozanany. S) - Sedran'ny tany
มุมมอง 173หลายเดือนก่อน
Ravelo Jean Baptiste ( Ex Rakotozanany. S) - Sedran'ny tany
Ravelo Jean Baptiste (Ex Rakotozanany. S) - Vao maneno Akoho
มุมมอง 233หลายเดือนก่อน
Ravelo Jean Baptiste (Ex Rakotozanany. S) - Vao maneno Akoho
Ravelo Jean Baptiste (Ex Rakotozanany. S) - Ditra
มุมมอง 161หลายเดือนก่อน
Ravelo Jean Baptiste (Ex Rakotozanany. S) - Ditra
Ravelo Jean Baptiste (Ex Rakotozanany. S) - Andeha hanambady
มุมมอง 102หลายเดือนก่อน
Ravelo Jean Baptiste (Ex Rakotozanany. S) - Andeha hanambady
Rakotozanany Stanislas - Taratasin-dRazandry
มุมมอง 114หลายเดือนก่อน
Rakotozanany Stanislas - Taratasin-dRazandry
Ravelo Jean Baptiste - Tanindrazako (1996)
มุมมอง 75หลายเดือนก่อน
Ravelo Jean Baptiste - Tanindrazako (1996)
Trio "Ny Antsaly" - Totoy Tsara ny varinareo
มุมมอง 51หลายเดือนก่อน
Trio "Ny Antsaly" - Totoy Tsara ny varinareo
Rakotozanany Stanislas - Ry vorona irony
มุมมอง 138หลายเดือนก่อน
Rakotozanany Stanislas - Ry vorona irony
❤❤❤
Misaotra Betsaka ❤! Raha mba misy album 💿 complet an ity ? Mitapolaka en 1986
I Lolo no mihira azy amty version ity
😢eny tokoa moa e.Saingy Tiana tokoa 💔 natosika sy nariana 💔
Raha mba hitany mantsy ity 😥😥😥
Merci fa tena efa nitadiaviko efa ela be
Ankafizo finaritra tompoko☺️
Tiako fotsiny❤
Raha ny Artist taty aoriana outran tam 2000 sy ny talo any zay ty Johane ty iany no mba mafinaritra mankasitraka fa le Artist @ misy Tena tssss
Mlay foana foana !
Sao mba manana ilay "Ny fahendrena" - Sakeli-dalana ?
Salama ee!! Ahoana ny tonony sy feon'izany hira izany azafady?
Tsara loatra, mampanembona ny fahiny,❤
Matsiro e
Hafa ihany ny hira taloha, soa fa misy ny kapila tahiry❤
Tsara sy lafatra e
Great song
🙏🙏🙏🙏🙏
hiran'ny fahazazana. Anisan'ny hiran'ny rebika tena tiako ny melodien'ilay hira.
Mahatsiaro anao zandry Tendry.😢 Malahelo anareo sy LeTia ary i neny.😢😢😢
anisany hira tena tiko
❤❤❤
Dada be Dedesse
Merci ❤❤
Tena ilay version tamin'ny 1995 mihitsy izany a! Kanto e!
Ny fahiny
Djarinako zey Zagnahary Natokisako eky e e e Zazavavy nalemy fagnahy e No niavaka e e e e Herin-taogno sy tsota fanjava e Bangiridagna e e e e ‘Fampivoady ho rano sy vary e Ka tsy hifagnary e ‘Fagnaraka tsara zalahy e Disadisa tsisy e e e Fiaignanay roa nandritrign’izegny e Hafaliagna foagna e e e Fikasagna antsika olombelo ô Zagnahary mandahatra e Tampoko regny amin’olo avy tagny e Nanambady i Djary e Ieeee ia ! (Ô ieee !) Ieeee ia ! (Namako ô !) Ramalala e e e ia ô ! Tampok’ô ô ô ia ! Tsao nô mihevitra tsiahy K’ianao k’hivarilavo ô Tsy mampagnin’ô ô ô Tantikô ô ô ia Ranomaso nameno "mouchoir" e Valin-kasambarako ô Angomagna tsy roa aman-tagny e No niatra tamikô Tsy ho hadinako koa izay lahy aby e Enti-maty an-tany e e e Timantima ny anao mariazy e Na veloma tsy azo ô
Mankasitra ❤! Ny sangan Asa mipetra ho ankafizinay foana 😢
Milay e, tsara be
§😊 1:38
Tsara bé, mankasitraka tompoko!
❤
❤❤❤🎉🎉🎉🎉
J'adore cette chanson ❤
❤❤❤ mahatsiaro ny fahatanorana tamzany. J'adore ❤
❤
Ndriii😢😢mampahatsiaro ny années collège tao Nanisana t@ 1985. Dédié ko anao ty Narindra
💗
❤❤
Mifanafatra foana, mifanome fotoana Indrindra tato ho ato Mifanao andraso andraso Kanefa anie impiry impiry no hita mifampitsikera Rehefa injay mikiry ny mba ho merisenera Efa mba nitia ihany Saingy indrisy Tsy nahay nitia ka zary Tsy nisy Fo mangoraka mandefitra Isam-baravaran'efitra Mifampikasokasoka ,mifanakalokalo sary Tsy mahalala vasoka, Fa aseho miharihary Kanefa anie sahy miamboho Manaloka, manakom-barotra Dia hoe marary fo Ka tsy hananosarotra Efa mba nitia ihany Saingy indrisy Tsy nahay nitia ka zary Tsy nisy Pitik'afo kely farany Namelona ny anarany Indrindra tato ho ato.... Mifanao andraso andraso
Mankasitraka eh
Zan ka vazo.❤❤❤
💯❤️
Mampahatsiro rah ela eky hira ty ai🤗🤗🤗
Héhh, hirako t@ zaho mbola kely ito ☺️😊
❤❤❤❤
❤❤
Tiko Enao zoky
Tantano hono izy e.
tiako loatra
Clo Mahajanga baoejy zay mba manana alefaso ato azafady