100% Gospel
100% Gospel
  • 5
  • 12 462
"Zanako" Live Session 100%Gospel Part I
A/C : Kanto Diavolana
Rem :
- Chazah studio
- Kap'tiora
- Son: Hery Rakotozanany
- Valahara Café Antsirabe
Tiako ianao, eny hoy aho
Omeko anao ny ilainao rehetra
Sy izay tokony ho anao
Tiako ianao, eny hoy aho
Omeko anao ny ilainao rehetra
Satria zanako ianao
Fa mihoatra noho ny eritreritrao
Fa mihoatra noho izany no omeko anao
Tsy adidy fa ny fitiavako anao
No anaovako mihoatra noho izany
Izay tsy takatry ny saina
Tsy izay tokony ho anao ihany
Fa fiainana sy fiadanana no efa nekeko omena mandrakizay
ho anao
มุมมอง: 474

วีดีโอ

JIREH 100%GospelJIREH 100%Gospel
JIREH 100%Gospel
มุมมอง 2.6K10 หลายเดือนก่อน
Jireh Malagasy Version by 100%Gospel Chazah studio Directed by Tojo Ravolala Colored by Miandritiana Miykael Camera operators : Elyot Dzannickeld, Joe Gee, Miandritiana Sound engineer : Hery Rakotozanany Set design : 100% Gospel Contacts : 261 34 03 653 48 - 261 33 29 999 51
Antom pisiana 100%Gospel Official Lyric VideoAntom pisiana 100%Gospel Official Lyric Video
Antom pisiana 100%Gospel Official Lyric Video
มุมมอง 1.2K3 ปีที่แล้ว
Ravo ny fo fa notahianao tokoa Fahasoavanao no mbola nahatoy izao Porofoinay fa ianao no momba sy miahy Mampahery fanahy Anaty hafaliana Ianao mameno hafanana Anatin'ny aizina Ianao mitondra hazavana Fotoana rehetra na mangidy na mamy Ianao teo foana hatrany Lazainay fa Ianao no antom-pisianay Hijoroanay ary mbola hitokianay Fahombiazanay, Voninahitrao Tianay Ianao, antom-pisianay Najoronao iza...
100%GOSPEL - AVO IANAO (Official Video)100%GOSPEL - AVO IANAO (Official Video)
100%GOSPEL - AVO IANAO (Official Video)
มุมมอง 4.4K4 ปีที่แล้ว
Directed by Boly Ratsimbahalimisa A/C: Koloina Sandrinah, Sams Arrang: Jacquis Ralph Mix: Hery Rojo Contacts: 261 34 03 653 48 / 261 33 07 213 01 Madagascar
Ianao no Ray by 100% GospelIanao no Ray by 100% Gospel
Ianao no Ray by 100% Gospel
มุมมอง 3.8K5 ปีที่แล้ว
A/C : Koloina Sandrinah Arrangement: 100% Gospel

ความคิดเห็น