- 9
- 100 308
Ramanantsoa Miantsa
เข้าร่วมเมื่อ 25 มิ.ย. 2012
วีดีโอ
Haingo RABESON Mitakoko amorom-patana (Rahona)
มุมมอง 4.9K4 ปีที่แล้ว
Haingo RABESON Mitakoko amorom-patana (Rahona)
TARIKA BAOBAB NAMAKO SARIAKA ( ORIGINAL CLIP )
มุมมอง 20K5 ปีที่แล้ว
Created by VideoShow:play.google.com/store/apps/details?id=com.iosclip.movieapple.moviemaker.videostar.imovie
Tarika Baobab Iae Lala o ( Ny Valolahy )
มุมมอง 15K5 ปีที่แล้ว
Tarika Baobab Iae Lala o ( Ny Valolahy )
TARIKA BAOBAB SY LILIE MAHITA KILAZALAZA ( ABEL ANDRIARIMALALA)
มุมมอง 4.1K5 ปีที่แล้ว
TARIKA BAOBAB SY LILIE MAHITA KILAZALAZA ( ABEL ANDRIARIMALALA)
❤ bonne ry leiry e. Toto
Merci raprom Yves Kely basiste. Reveko be lesy le vazo
Tsara e
misaotra tompoko fa tena tsara loatra sady emona be oh
❤👏🏽👏🏽👍🏽🙏🏽
Ndriii, mahatsiaro ny taloha mihitsy r'ireto an!
Manga feo tokoa👍 ara-bakiteny. Ny arrangements koa tena 💪👌
Aoka fotsiny oa 👌
Gasy ka manja e
Ndryyyyy Tena hira ataonle zonaviko foana ty. Efa lasa izy ,efa mandry am piadanana izy zay
Matsiaro radiom-pirenena malagasy hihi!
Tsara e
Azafady saika hanontany hoe iza ny anaran'ilay feo faharoa fa tsy Ravaka io raha tsy diso ny fijeriko e?
Oui i Mirana io. Mbola tsy teo Ravaka.
Misaotra indrindra tompoko.
❤️
❤️
tena miverina ny fahiny e
Mahafinaritra ry reto a!misaotra e!
Mankasitraka!!! ten mampanembonembona mits izy zany....!
Tena mampahatsiaro ny fahazazana :)
Hay v misy an'izany? Tsara kosa ilay jazz gasy. Misaotra nizara. :-)
Aoka Tsy hifoha n'y fiainana taloha. Rivo-baovao indray no hiainana. Tsara e. :-)
Sarobidy n'y namana Sariaka. :-)
MIlay be ilay izy e Tena mahafinaritra fa saika tsy afaka ilay lead guitar raha miohatra amin'ilay version Rambao
Mampanembona ny taloha ! Mahay koa ny mpihira
J'❤
Soa fa nisy anareo a..!La vie est belle!
ten mampatsiahy ny fahazazàna izy zany a!! Mankasitraka manokana "ny tarika BAOBAB"...!Milay b!
Misaotra e! ten mbola mampanembonembona foana hatramizao zany hira zany!! tsara b!...ten mankasitraka anareo mpitendry koa a!
Mahafinaritra e! mankasitraka!
Tsara n'y rythme s'y n'y tonon-kira. Mankasitraka 😘🎤🤣 Hafa ihany n'y mitia. :-)
Rivo-baovao mamela adiady. Sahia hiaina am-panajana.
tsara fotsiny mahazo aina be daholo na ny pitendry na ny pihira
Efa ela no nitadiavako ity hira ity. Misaotra eee😍😍😍
Tsy manadino akory e
J'ai toujours aimé cette musique surtout son allure "jazzy"...elle est super. Souvenir de jeunesse. Misaotra.
Mankasitraka , tena vitanareo ny mamoaka ilay hira !!!
Misaotra indrindra fa tena mampanembona no tsara feo be ny mpihira👍👍❤️
Misaotra e. Fahatsiarovana daholo izany. Mankasitra.
velona indray ilay hira fony fahazaza Misaotra e Milayu
Mankasitraka e
Mahafinaritra e !
Misaotra @ ilay sioka e ! Tsara, tiako loatra mantsy ity hira ity.
Tiako satria tsara. Misaotra e !
tena tsara tokoa fa ohatran'ny adinonareo ilay feon'ny gitaran'i Freddy Ranarison an. Mankasitraka e avohay daholo ireo hira tsy tontan'ny ela e
Toa tsy ampy lay mpihira manao basse izy zany an!
mankasitraka e! tena tsara e!
Merci ry zareo sady tsy mba modifié ilay maha original azy
Ao tsara e!
Milay e !