- 5
- 61 269
Chorale Fahazavana
France
เข้าร่วมเมื่อ 26 ธ.ค. 2016
Teny Faneva : "Aoka hazava eo imason’ ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra." Marke 5:16
Ny Chorale Fahazavana dia antokompihira amin'ny sampana Tanora ny Fiangonana Loterana FLM Val-De-Marne ao Villeneuve Saint Georges.
Raha toa ka maniry ny hiara-hiasa aminay dia aza misalasala manantona na ao amin'ny Facebook izany na amin'ny mailaka.
Si vous souhaitez une collaboration, n'hésitez pas à nous contacter via la page Facebook ou bien par email.

Chorale FAHAZAVANA FLM Val-de-Marne - "Noho Ianao Jesosy"
"Koa aza mitady izay hohaninareo na izay hosotroinareo hianareo, ary aza miahanahana. Fa ny jentilisa amin’ izao tontolo izao dia fatra-pitady izany rehetra izany; fa ny Rainareo mahalala fa tokony ho anareo izany zavatra izany." Lioka 12:29-30
Indro atolotra ho antsika ny hira "Noho Ianao Jesosy", notsongaina tamin'ny Album Vol. 1. Apetraho amin'ny Tompo ny fiainanao fa Izy efa mahalala ny lalana izay tokony hizoranao.
Mihainoa finaritra ary Dera sy Laza ho an'Andriamanitra Tompo Lehibe.

มุมมอง: 3 472
วีดีโอ
Chorale Fahazavana FLM Val-de-Marne - "Partage" (Lyric Video)
มุมมอง 3.4K5 ปีที่แล้ว
"Apetraho amin’ i Jehovah ny entanao, ary Izy no hanohana anao; tsy havelany hangozohozo mandrakizay ny marina." Salamo 55:22 Ampifaliana no anoloranay Chorale Fahazavana anareo ny santionany fahatelo amin'ny album vol. 1 "Tiàko Anô Jesosy", raki-kira efa afaka jifaina ihany koa. Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra. "23 Remets ton sort à l’Éternel, et il te soutiendra, Il ne laissera jamai...
Chorale Fahazavana FLM Val-de-Marne - Jereo ny Tompo (lyric video)
มุมมอง 9K5 ปีที่แล้ว
Isaorana Andriamanitra noho ny fiasàny. Indro atolotra ho antsika amin’ny anaran’i Jesosy ny vokatra vaovao "Jereo ny Tompo". Maro ny zavatra mahavariana sy manintona ety amin'ity tany ity, mampitsiriritra ny fiainan'izao tontolo izao, fa aoka tsy ho adinontsika fa Andriamanitra Lehibe no efa nanoritra lalana ho anao ary efa manomana toerana eo anilany koa mitodiha Aminy dieny izao. © Chorale F...
Chorale Fahazavana FLM Val-de-Marne - Tiàko Anô Jesosy [Clip Vidéo]
มุมมอง 25K6 ปีที่แล้ว
"Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra." Matio 22:37 Indro atolotra ho antsika ilay hira "Tiàko Anô Jesosy" tompoko. Tsara ny mihaino, fa tsara kokoa ny mijery azy. #DaTiàko Ho an'Andriamnitra irery ny voninahitra.
Chorale Fahazavana - Tiàko Anô Jesosy (Lyrics video)
มุมมอง 19K6 ปีที่แล้ว
Indro atolotra ho antsika ny tononkira an'ilay hira "Tiàko Anô Jesosy" tompoko. Ary mampanantena ny fivoahan'ny clip vidéo tsy ho ela. Mihainoa finaritra #DaTiàko © Chorale Fahazavana - FLM Val-de-Marne A/C : SDN