merci paps. vous etes toujours le meilleur . je kif. ho anireo izay milaza hoe tsy naturel et c etc, tara be nareo zany satria ry zareo dia miezaka ary hita fa mety sy mivoka tsara ny feony, manakaiky ny feon ireo tompona hira; rah izao aloha no ao anaty fety miaraka amindry zareodia tsy ho leo mihintsy aho satria miova fona ny feo henoko fa tsy le voix plat foana. merci paps. je vous adore
Le lehilahy rehetra tsy misy mihira naturellement na dia ray aza, dia lasa simba be le izy. Surtout le volohany. Exagéré be le izy dia tsy mety. Par contre ny vehivavy mety tsara !... Avant qu'on ne m'incendie ny critique dia natao hampandroso ! 😃
Izay no mahavoa antsika gasy, tonga dia mi critique foana na dia milay zao aza. Tsara foana Ndriana a! ary aiza Neny sy ry Pately am zao toa tsy hita ao?
Tu t'en vaaaaaiiiiiii (otran we rah nikipi ah d pelaka no enoko) What a wonderfull world (otran we te igobs zani zoki) XD tpt Fau lui dire a mamaaaaaaan c un con pr toi krkrkrk
Interpretation. Anie no hatao fa tsy hira gasy e !!!! Tsara feo b lay vevavy fa lay ragah 1 somary otran exagere kel Sinon belle interpratation... Hita oe orchestre pr fete !!
Otran oe ganagana zany oa ve ny feon'ilay lehilahy fa manin no atao an'zany ary ty izy..ra manao daffy lery io poinsa be ny doublage gasy....(le téléphone pleure)
Kkkkkkkkl !!! Purée le Mr
tsara fa ilay rangahy iray io no tokony soloina hafa! Angaha dia tsisy lehilahy mahay mihira mihitsy ao?
mafnaritra lotra
C'est dommage que le monsieur chante bizarrement.
tres belle voix bravo
Kopy Kolé mihitsy izy zany (y)
tsy misy azo lazaina afa tsy ny hoe lafatra e. merci nampirevy fa tsy mena mitahy @ any ivelany ny talentanareo
Misaotra betsaka é! Imitation izany izy ity raha ny fahitako azy fa tsy interprétation.
J'aime bien le chanson When i Look at You "Miley Cyrus" mlay daholo e
tena miaiky aho fa mahay ny gasy,bravo nareo rehetra ,continue!
inona kay titre anle hira farany fa tiko be
merci paps. vous etes toujours le meilleur . je kif. ho anireo izay milaza hoe tsy naturel et c etc, tara be nareo zany satria ry zareo dia miezaka ary hita fa mety sy mivoka tsara ny feony, manakaiky ny feon ireo tompona hira; rah izao aloha no ao anaty fety miaraka amindry zareodia tsy ho leo mihintsy aho satria miova fona ny feo henoko fa tsy le voix plat foana. merci paps. je vous adore
Mba mahay mihira gasy ve ny Paps kosa ee?
mlayb lec lay tany @ cemess fiadanana e
😀😀 j'espère qu'ils ont chacun un autre métier !!!!
Instablaster.
mlay e!! à bientôt au Palm Beach
Amboarina lotra le feo d ratsy ee
Interprètes émérites pour animés des soirées jusqu'au petit matin ! Bravo !
Le lehilahy rehetra tsy misy mihira naturellement na dia ray aza, dia lasa simba be le izy. Surtout le volohany. Exagéré be le izy dia tsy mety. Par contre ny vehivavy mety tsara !... Avant qu'on ne m'incendie ny critique dia natao hampandroso ! 😃
tena ao tsara an
Je vous kiffe à fond....I like you serious ....
le panakina no betsaka
Manja daholo izany rehefa entana am-pandihizana sy fifaliana e! Misaotra ny tarika PAP's! Mazana anie vao mba tafavoaka ny toa izao, ry zalahy e!!
Izay no mahavoa antsika gasy, tonga dia mi critique foana na dia milay zao aza. Tsara foana Ndriana a! ary aiza Neny sy ry Pately am zao toa tsy hita ao?
Tu t'en vaaaaaiiiiiii (otran we rah nikipi ah d pelaka no enoko) What a wonderfull world (otran we te igobs zani zoki) XD tpt Fau lui dire a mamaaaaaaan c un con pr toi krkrkrk
bravo tres beaux bonne 5 sur 5
Interpretation. Anie no hatao fa tsy hira gasy e !!!! Tsara feo b lay vevavy fa lay ragah 1 somary otran exagere kel Sinon belle interpratation... Hita oe orchestre pr fete !!
+1
lean on me with glasses !!!Hahahahahahah!!!!!!
Otran oe ganagana zany oa ve ny feon'ilay lehilahy fa manin no atao an'zany ary ty izy..ra manao daffy lery io poinsa be ny doublage gasy....(le téléphone pleure)
😂😂😂 Tena marna mitsy.
tu t'en vaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa, hahahaha :D :D
Tapaka koa ny tsinaiko taminao !!!!!!Hahahahahahahah !!!!!!!
za tonga d najanoko le hira voa naheno an le tu t en vaaaaaaaaaa!!!)))
🤣🤣🤣
F'inona daholo no mahazo an'ireto mpihira malagasy manao hira vazaha reto e?
Orchestre mpampandihy ireo e.
- tsy mihira gasy mihitsy ianareo, - en dépit an'zay, maro ny espace nalehanay no tsy mety mandray anareo,
0:10 il m'a tué çe mec MDR