- 31
- 449 113
aro rakotomamonjy
เข้าร่วมเมื่อ 3 พ.ย. 2019
AZA MISABAKA - TARIKA MIALY RAKOTOMAMONJY (HIRA VAOVAO 2024)
Mitarika antsika tsy hisababaka fa ho any amin'Andriamanitra irery ihany
มุมมอง: 681
วีดีโอ
ANIO - MIALY RAKOTOMAMONJY © LIVE 2024
มุมมอง 3717 หลายเดือนก่อน
ANIO - MIALY RAKOTOMAMONJY © LIVE 2024
FITIAVANA - MIALY RAKOTOMAMONJY SY TSIARO LA VOIX D'OR (NEW SONG 2024)
มุมมอง 3.5K10 หลายเดือนก่อน
A/C : Mialy Rakotomamonjy Arrangement : Tahiana R. Directed by : MCD - Lahatra McDani RANAIVOZANDRY
TIAKO LOATRA - MIALY RAKOTOMAMONJY & NJAKATIANA
มุมมอง 9K10 หลายเดือนก่อน
Hira Fiderana atolotray am-pitiavana be ho anareo tao amin'ny FJKM ANDAVAMAMBA KRISTY VELONA
NY TANIKO - MIALY RAKOTOMAMONJY (Official Lyrics 2023) by Mc Zookliana.com
มุมมอง 243ปีที่แล้ว
Hira atolotra ho an'ny Malagasy rehetra Arrangement : Lova & Espace Multimédia Lyrics : MCZookLiana.com NY TANIKO 🇲🇬 🌺Ianao no Taniko hatrizay Izay tena mamiko tokoa Ny foko ho anao mandrakizay Ry Gasikara Nosy soa Tsarovy fa ny fahantrana Mitambesatra aminao Mahakivy mahàna Amin'izao andro izao Ireo tolona tsy omby tratra Izay nahatsiravina tokoa Toa mbola feno ireo ratra Tsy nahitàna voka-tso...
AHY JESOA - MIALY RAKOTOMAMONJY & ROJO NY AVO (OFFICIAL LYRICS 2023)
มุมมอง 7Kปีที่แล้ว
Hira nahafantarana an'i Mialy Rakotomamonjy sy Rojo Ny Avo no natambatra ao an'ity hira iray ity. A/C : Mialy Rakotomamonjy Lyrics : MC Zookliana.com
RAHA HINO IANAO - Mialy Rakotomamonjy (Hira Fiderana 2023)
มุมมอง 6Kปีที่แล้ว
Am-pifaliana indray no hanoloranay anareo ity hira vaovao ity
NIOVA FO - Mialy Rakotomamonjy & Marcelio (Hira vaovao 2023)
มุมมอง 2.4Kปีที่แล้ว
NIOVA FO - Mialy Rakotomamonjy & Marcelio (Hira vaovao 2023)
Arahabaina e ! - Mialy rakotomamonjy (HIRA VAOVAO 2023)
มุมมอง 990ปีที่แล้ว
Hatolotra manokana ho antsika izay hanorin-tokantrano ity raki-tsary vaovao ity. Mihainoa finaritra ary oh !
JESOA KRISTY - TARIKA MIALY RAKOTOMAMONJY
มุมมอง 1Kปีที่แล้ว
A/C : Mialy Rakotomamonjy Arrangement : Yvon Vidéo réalisée par : Steve Meyer
HIRA HO AN'NY MALAGASY - MIALY RAKOTOMAMONJY (LIVE 25ème)
มุมมอง 1.1K2 ปีที่แล้ว
Hira iray natolotra ho an'ny Malagasy rehetra izy ity, mihainoa finaritra ary !
JESOA NO TSY MIVADIKA - MIALY RAKOTOMAMONJY
มุมมอง 40K2 ปีที่แล้ว
JESOA NO TSY MIVADIKA - MIALY RAKOTOMAMONJY
VONINAHITRA - MIALY RAKOTOMAMONJY (LIVE 25ème)
มุมมอง 1.3K2 ปีที่แล้ว
Maso maro sesehena, no maniry hahita izao Lasa indrisy mahonena, mandry anaty fasana Ianao izay notahiana, velon'aina ankejitriny Tsiky feno fifaliana, Jesoa no hobio
HIRA HO AN'I KRISTY - MIALY RAKOTOMAMONJY
มุมมอง 9K2 ปีที่แล้ว
HIRA HO AN'I KRISTY - MIALY RAKOTOMAMONJY
NY FANANTENAKO TSY HO FOANA - MIALY RAKOTOMAMONJY & ROJO NY AVO (LIVE)
มุมมอง 14K2 ปีที่แล้ว
NY FANANTENAKO TSY HO FOANA - MIALY RAKOTOMAMONJY & ROJO NY AVO (LIVE)
TIAKO LOATRA - MIALY RAKOTOMAMONJY (Live 25ème Anniversaire)
มุมมอง 20K3 ปีที่แล้ว
TIAKO LOATRA - MIALY RAKOTOMAMONJY (Live 25ème Anniversaire)
Tiako loatra accoustique (Mialy Rakotomamonjy)
มุมมอง 3.3K3 ปีที่แล้ว
Tiako loatra accoustique (Mialy Rakotomamonjy)
HIRA HO AN'I KRISTY - MIALY RAKOTOMAMONJY (Lyrics)
มุมมอง 1.9K3 ปีที่แล้ว
HIRA HO AN'I KRISTY - MIALY RAKOTOMAMONJY (Lyrics)
SOA FA TEO IANAO - Mialy Rakotomamonjy (LIVE 25ème anniversaire)
มุมมอง 179K3 ปีที่แล้ว
SOA FA TEO IANAO - Mialy Rakotomamonjy (LIVE 25ème anniversaire)
"Antso - Mialy Rakotomamonjy Feat Joseph D'af"
มุมมอง 4.6K3 ปีที่แล้ว
"Antso - Mialy Rakotomamonjy Feat Joseph D'af"
Nofiko - Mialy Rakotomamonjy (Nouveauté 2021)
มุมมอง 1.2K3 ปีที่แล้ว
Nofiko - Mialy Rakotomamonjy (Nouveauté 2021)
Fitahiana Mahatretrika - Mialy Rakotomamonjy (Version Karaoké)
มุมมอง 9043 ปีที่แล้ว
Fitahiana Mahatretrika - Mialy Rakotomamonjy (Version Karaoké)
Hidera Azy aho - Mialy Rakotomamonjy (Live)
มุมมอง 10K3 ปีที่แล้ว
Hidera Azy aho - Mialy Rakotomamonjy (Live)
Anio Mialy Rakotomamonjy official Lyrics
มุมมอง 7K3 ปีที่แล้ว
Anio Mialy Rakotomamonjy official Lyrics
Hatrakako ny lohako - Mialy Rakotomamonjy (Lyrics Official)
มุมมอง 3.5K3 ปีที่แล้ว
Hatrakako ny lohako - Mialy Rakotomamonjy (Lyrics Official)
FITAHIANA MAHATRETRIKA - Mialy RAKOTOMAMONJY
มุมมอง 86K3 ปีที่แล้ว
FITAHIANA MAHATRETRIKA - Mialy RAKOTOMAMONJY
Hira ho an'ny Malagasy - Mialy Rakotomamonjy
มุมมอง 8K3 ปีที่แล้ว
Hira ho an'ny Malagasy - Mialy Rakotomamonjy
Tiko lotra enao Jeso
Tena mampahery. mankasitraka e!
Ilay feon'ny Njaka manaingo ilay hira ❤
Tiako loatra e!
Sotra Zokibe Njakatiana e
Bjr.merci.tsara.be.le.hira
Tena tiko loatra le hira e tiko loatra ianao jeso ary ho tompoiko mandrakizay doria mandrampilako eto antany mankasitra zoky mialy sy ny mpandefa e
Tena mora miova tokoa ny olombelona fa jesosy no tsy mivdika e
Tena mpankafy anio e belle voix
Eto am- pienoana ity hira ity aho, dia mifantoka tanteraka @ fankasitrahiko ny Tompo, fa kosa re dia voasembasemban' ilay teniteny fanentanana. Mety foana anefa fa misaotra betsaka indrindra é♥️
❤
tsy miam ato @ fotoana rehetra
J'aime ee!!!
❤❤ Que tu es talentueuse 🎉❤
Mankasitraka fa tena tsara
Vao tam Alahady Teo no nahenoko izany hira Zany mivantana teto Roma .fa Tena OE 😢tsaraa loatra.maha-tonga saina be.tiako tiako tiako❤.
❤ Tahian'Tompo
Mankasitraka Mialy sy Rojo Ny Avo. Tafita hatrany ny hafatra ary tena mampahery. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
efa miakatra ny relève, mahfinaritra
misaotra. Mpianaka ve ianareo?
Eny ! mankasitraka indrindra
Tiako lostr anao jesosy
Tena marina zany fa ianao tsy mba mivadika Jesosy a
tsara ny Tompo. Amen
Tiako Jeso Kristy :-)
Tiko lotra 😍🙏
Tsara eeeee
mIsaotra Tompoko! tiako daholo ny hiranareo satria tena manentana ny fonay mihaino azy ireo! Lava andro iainana ianareo hitsabo anay efa betsaka aretina mamely ny vahoaka!!!! merci!!!!!
Tiko loatra Ianao Jesoa Malala, Misaotra indrindra Tompo Malala
....ho tany sambatra tokoa Madagasikara....mifankatiava...mifanohona
Oooh io lo llll lol ll'l ´
Mamy anie zany hira zany leretsy e.Miantraika hatrany anaty rehetra any.Fiadanana
🙏🙏🙏🙏🙏🙏💯💯💯💯❤️❤️❤️❤️❤️
Merci TOMPO OO
Tiako ❤️ ianao Jeso. Tiako koa ny namako. Ianao Tsy mba mivadika. Mankasitraka 😘
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️💯💯💯💯💯💯💯💯
mankasitra mialy ah, dera ho an'andriamnitra irery iany... Soa fe eo jesoa
FALY MIARAHABA ANAREO NY TENAKO, TENA SAMBATRA BE AHO NIHAINO ANAREO NIHIRA AMIN' IZAO ORA IZAO, MISAOTRA BETSAKA ANAREO DIMY MIANAKA 🙏🙏🙏
marna zany inao jesosy tsy mba mivadika
Misaotra betsaka fa tena tikonlay hira
Que Jésus vous soutienne...
C'est bien maman
Soyez bénis
Misaotra ny tompo foana n'inona2 mitranga n'a mafy n'a mora 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Amen! Misaotra anao
Amen! Misaotra ny tompo
Ndriii, Misaotra eeee KANTO loatra Dia Misaotra an'i Mialy Rakotomamonjy ihany koa e Mitomboa amin'ny fahasoavana daholo
🙏🙏🙏
Tsara be oh 🙂💕
Tsara ny tompo e 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
HALELOIA,AMENA Tiko loatra ❤️❤️❤️❤️