- 564
- 360 266
RECORD MADAGASCAR
เข้าร่วมเมื่อ 29 มิ.ย. 2015
วีดีโอ
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA Vendredi 29 Novambre 2024
มุมมอง 6107 ชั่วโมงที่ผ่านมา
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA Vendredi 29 Novambre 2024
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA SAMEDI 16 NOVEMBRE 2024
มุมมอง 12114 วันที่ผ่านมา
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA SAMEDI 16 NOVEMBRE 2024
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA 09 novambra 2024
มุมมอง 1.1K21 วันที่ผ่านมา
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA 09 novambra 2024
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA - 02 NOVAMBRA 2024-
มุมมอง 1.3Kหลายเดือนก่อน
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA - 02 NOVAMBRA 2024-
Aleo resahana Anao ny sehatra 26 Octobre 2024
มุมมอง 495หลายเดือนก่อน
Aleo resahana Anao ny sehatra 26 Octobre 2024
Noro Domoina Rakotomalala no ho vahinintsika @ Zoma 25-10-2024 ao anaty Aleo resahana
มุมมอง 41หลายเดือนก่อน
Noro Domoina Rakotomalala no ho vahinintsika @ Zoma 25-10-2024 ao anaty Aleo resahana
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA 19 OCTOBRE 2024
มุมมอง 231หลายเดือนก่อน
ALEO RESAHANA ANAO NY SEHATRA 19 OCTOBRE 2024
DESTINATION MALAGASY NIARAHANA TAMINY MPANAKANTO ARNAAH
มุมมอง 4.3Kหลายเดือนก่อน
DESTINATION MALAGASY NIARAHANA TAMINY MPANAKANTO ARNAAH
Zany ny olona VOKY
Mankasitraka député Todisoa miezaka hatrany mampianatra sy manazava ny toe draharaha @ vahoaka malagasy😊
Antoko maleeemy ny tim ankehitriny..tsy mi matahotra hifanandrina am zanak i dadanareo fa samy mahay daholo na zanak i dadanareo sy zanak i rajoelina.olona tsary niasa tam segatea politika ko hanarina hanarina.zanaka mpi bizina io fa aza manao vahoaka ho adala eto rangah ty da tsy zanaka mahay manorina toy naraon deajoelihd nanorina isaka district..
Jereo tsara fa saika tsy tafiditra tao anaty seza
Ny vahoaka mahia leaka matavy be
Honorable ahona eh be kolikoly be io
Voky volambahoka leaka ty
Matavy be leaka
Tsy nihaino izay lazainy Aho aloha Fa i Ramose ve tsy efa minisitry ny fika be e ?? Toa nanjavona fotsiny tamin ireny resaka ireny, Dia toa lasa député ndray. De mahazo plateau mihitsy hanazava ny mety sy tsy mety. Mangarahara 😢 De madagasikara tsy maintsy mandroso. Tsy azonay tsony ....
F'angaha tsy ASCO music no invité tao fa ataovy ASCO MUSIC ny invité ao ry Mimi an!
Tsara be ity hainteny sy olombanona ity a 🙂Mba invitéo ao anaty La Matinale sy Destination ao koa ASCO MUSIC e! Dia atao live acoustique rehefa atao ao anaty la matinale e! Merci Record TV.
Tsara be ity hainteny sy olombanona ity a 🙂Mba invitéo ao anaty La Matinale sy Destination ao koa ASCO MUSIC e! Dia atao live acoustique rehefa atao ao anaty la matinale e!
Record Madagascar an ! Mba invitéo ao koa ASCO MUSIC fa izaho mba te hijery e!
Fanitsiana Courage aù lieu de Coutahe
Revolution no mety hataon'ny Malagasy ' nefa indrisy hisy SACRIFICE fa manjary hiady sy hifamono amintsika samy Malagasy ary izay 'no Tanjon'i rajoel sy ’ny forongony indrindra ireto Force manantena tsy ho tratrin'ny Aloka Coutahe
Tena marina ny anao. Lalampanorenana malagasy no tokony hatsangana. Nefa@ io saribakoly n mpanjanaka eo @ fitondrana @ zao io dia ...resaka ambolatabatra fotsiny
Â2á Ekeko voalazanao 'nefa ireo' nangalatra ’ny haren'ny Malagasy Tsy maintsy Mamoaka EO anattehan'ny vahoaka
Tena marina ifandromban'firenena kafa ny nahavita fianarana ny malagasy. Any ivelany
N’a dia hoe tsy nanana ny malagasy hatramin’izay, fa tsy mbola Nosy nampidina an’i Madagascar ho any @ maharaja farany l’osa angamba hart eto. Sao dia efa ma ao clin d’oeil @ Irma ianao izany ka manampi-maso ?
Tonono ny anarany ry zoky fa mpambotry volam bahoaka izany indrandray.
Tam fitondran dtavalo no tena nisy izany hoe FIPOAHANA ARA tSOSIALY.teto am ty madagascar ity. ...mbOLA TS NIS FIPOAHANA ARA TSOSZALY IZANY TETO RAHA TSY TAM FITONDRAN DRAVALO izay tohanan ireo mpikapokapoka ao am mpanohitra toy pastora edouard olona tsary hitanao aiza mba zava bitany teto am firenena fa fanoherana bontolo fa tsy mba tanisainy jalim bahoaka tam fitondran dtavalo izay nampitroatra. Ny vahoaka...
Tsara bé le hira fiainako sy ialao moramora ❤❤❤❤❤
Ataovy teny Malagasy fa mba manana ny maha Malagasy antsika eh
Fomba fanaon'i rajoely sy ny miaraka aminy ny manome fampanantenana tsy tanteraka. Nanombpka 2009 no nikorosy ny toe-karena ny malagasy. Niakatra kely nandritry ny fitondran"i Rajao. Vzo nandray ny fitondrana indray i rajoely nanomboka t@ 2019 dia io Madagadcar firenena farany mahantra. Minia tsy mahita ireto mpanohana tsy ampy saina ireto.
I gasy lro...i i be krizy ..i rivo rakotovao ..i elias itri j afo....ireo 4 lahy ireo no hifandimby hanaoi fandaharana eto hatram 2028...tsy mis lany depute na 1 am n iz mpanohitra ireo....
Vao maika mandrendrika @ ialahy isany ange ny fitenenana hoe ny vahoaka Malagasy eh 😂😂😂
Io fanaovan'ialahy politika ao Madagascar ao io mihintsy no toherinay fa aleo manova eh, kopprendre ela 😂
Aza matahotra fa izahay tanora tsy ho an'ialahy isany izany mihintsy fa minoa ahy ialahy fa ho avy matanjaka izahay, minamana isika na dia aty ivelany aza izahay
Tsy voavidy vola Tokoa ve sa milelaka andra 8 ialahy isany, hevitra ny antsika ah kkk
Ny taona 2002 sy ny 2024 tsy mitovy ah, hafa mihintsy ny ankehitriny sy ny tamizany fa mpanohitra bontolo hatrany eh 😂😂
Ary aza matahotra fa izahay ketrika avy aty ivelany, tena miatrika ny raharaham-pirenena, fa ho henatra izany Ra 8 izany, tsy misy magie izany fa aoka izay, izay fotsiny 😂😂
Ny olana dia raha tsy ho lany eo i Ra8 ary izany no hiseho dia haninona indray, kanefa raha ho lany dia haninona koa ?? Aza mampihomehy letsy fa tsss, aza vendrana ihany oah, tsy te hiteny firy aloha ankehitriny 😂😂
Ho anay tsy tia Ra8 aloha dia tena ialana tsiny, famitahana vahoaka indray io, satria tsy misy zavatra azon'i zany ben'ny Tanàna izany ange ho fampandrosoana eh ! Ka aoka tsy ho diso isika ah 😂😂
Mampalahelo ilay Toliara.
Velona am.fanarayqiana isaka.mis mpitondtabmitondravity otrik afon tayvsy aratsiany ity...aiza jo lany dpute.!!programa n afon tay.otrk afon tay. Hartsiana????
Na ialahy tsy lany depute akory...sady tsy his fotoana ilan ny fanjakana an ialahy ry elias...lba fereo ny tavan ialahy aloha...Iiiiiiii elias otrik afon tay tsy mis kabarony tsy mis ilana az eto am firenena...na dolom bavam bahoaka akory rsy voabatany...zay filoha mandalo eo ratsy aminy daholo..manarka ny aratsiany...gidro..
Politique maloto no hitanay e
zah efa nanome teny fa 90% IREO indépendants no lany d avy @ IRD fitondrana politika hamitahana ny mpifidy zay ireo( haute trahison izany
NY POROFO IHANY NO FANTATRA FA MANAO HOSOKA SY HALABATO NY IRMAR , NY VAHOAKA NO TOMPON NY TENY FARARANY FIFIDIANANA NULLE FENO HOSOKA NO NISY TETO FA AZA MAMONO AFO , NY MPANOHITA TSY AFAKA ANGALABATO IZANY
Zany hoe anie ny 26 jona dia fahaleovantenan izay filoha mitondra.zay.i rajao nitondra teo??? Nis ancien prezident tonga...nis tsy tonga....zany hoe nitolona joan ni rajao irery ihany ireo olo bekotro tam 1947 ...nitondra i tajoelina ..nis ancien prezadant tonga dia nis tsy tonga...am 2028??? Lasa filoha i takoto...de his filoha hobtonga. Ary his filoha tsy hobtonga ...decfahaleovan tena hoan ny takoto irery izany ilay tolona 47...ka 26 juin.rehetra hoavy mandtabpihavian nyv2028 ka tsy hanatrika inareo ancien prezident satria hoe ja vazaha i rajoelina???? Mieritrereta kely aryvavadibadiho im 7 ny sain izay mieritreritra kabhoe te hitondra firenena handimby andrajoelina nefa diabmitavandta vola am vazaha eropenina refa mitondra eo ka alefaso lavidavitra kely ny sana fa hanenenanareo mpanohitra gevitr areo mankahala frantsay am 2028.....ataovinareo lesona tsara alohan ny 2028 tsara izany manomboka androany...deja tam fifidianana filoha teo tsyvnahoan.ny cominaute international tabatabanareo teto...resy resy izy reo. Eo ny fery mbola tsy sitrana???mbola hamohafoha tsy fitiavana vazaha nefa mbola mitavandtavfamatsiam bola avy am vazaha???? Mitandrema ihany amb2028.
Ialahy isany ihany ange no andevoizin'ny Malagasy toa ialahy isany, hany ka ny Malagasy no rarana tsy hanao fety, tena ifonana kosa eh
Korontana fona no vohizina, izany ve no tena hoe fanoherana, sa fitiavana olona tokana izay efa tsy ho eken'ny vahoaka intsony, satria sioka miainga any daholo izao, izahay leo tanteraka an'i Ra8 sy ny heviny ry Ilo mada ah, fa mihalova ao ihany sy ny choux fleurs lolohavina fa tsss
Ny mahagaga ange dia mivohy hatrany ny korontana ny fanoherana, kanefa tsy hisy mihintsy izany satria ho tompon'andraikitra izy ireo fa Fomba fanao ny manentana ny vahoaka mba haha crédible ny kasain'izy ireo, hany ka any sisa no mba hevitra azo afafy, fa tsy misy ho azonareo mpanohitra amizany intsony eh
Tsy mis ahavita hanao korontana eto..vavan i guy maxime miteny latsa dra latsa draa dradradrainy eto isak iz miteny??? Aleo i guy maxime hitarika fandatsahan draa dradradradrainy eto raha mbola hitanyvfa tsy ampy raa nalatsak i ravalo tam 7 fevrier fa ahita ny pire i guy laxile raha minia andatsa dra mbahoaka eto fa aoka iz ts avela hivoaka an i madagascar ity fa ho lasa sola ny anyvanaty patalohany fa ny lohany haniry volon doha...areheto ry guy maxime ahitanao ny maripanan ny haganan ny afo arehitrao .
Aza atao hoe vahoaka malagasy vahoaka malagasy ny hcc fa ny mpanao politika samy mpanao politika io manao la guerre am n io hcc io fa tsy ny vahoaka...androany mitabataba ny ankilany hoe ravao ny ceni....ravao ny hcc??? Rahampitso anefa hiltsaka ho fidina depute ihany anefa...hay tsy hiravana indray ny ceni sy ny hcc??? Tsy olona mankadala vahoaka ve izany???? Ny vahoaka tsy miraharaha hcc sy ceni izany fa ny mpanao politika ihany anie mitondta vahoaka hanesy aorian ny vodin iz ireo hoany am hcc fa tsy ny vahoaka mihitsy no directe hoany am hcc ka...aleo samy mijery zay asa ataon ny ceni sy hcc.
Aza bé resaka loatra fa ny Mpitondra tsy Manara-dalàna no mahatonga ny Firenena tsy androso !!! Am-po Mieritreritra 🫣
Aona le mi rouler rrrrrrrr
Avelaaao seza député ry lalatiana fa be toy izay io zavatra nisongadina boahorinao tam.maga ministry ny kolotsaina anao..tsy nis minisitrin y kolotsaina nahavita toy izay vitan ny minisitrin ny kolotsainan.ny rajoelina fa zaaay lay ankahalan olona be indrindra fa i tim..tsy mahatanty mahita olona mahavita zavatra satria efa zatra namita bahoka ny sasany..vitaina ny rova eeee..vitaina ny rova eeee..hay ny sasany nitetika hividy lay rova ka saika hanao mpanjakan ny mpandatsa draa m bahoaka eto antananarivo hipetraka ao.anaty rova..mety saika hanorina piste da terissage ny air force one koa angamba raha mbola teo am.ditondrana ny sasany..hay malemy !!!voadaka.ka avelaaao hoan.ny sasany io toeran ny sepute io ry lalatiana fa efa ampy dera azonarro tam fanorenanareo ny rova.
Milay enao madama ni tsara no enjehina
Raha hendry anao avoay vadinao mavesatra be alahelombadinao ao andamosina nao ao, mbola omafimafin'io alahelonao aminy manaraka, fa miteny a zay
Tony mpametraka fanontanina tony ko tsy misy ilaivana azy matahotra mametraka fanontaniana