- 11
- 3 260
OLV Maike TZ
เข้าร่วมเมื่อ 7 ธ.ค. 2021
Tia antsika JESOSY
MISY MARINA NY HELO
MISY MARINA NY HELO . Nitory teny Sr Daoud indray andro, « Misymarina ny Helo » no lohateny. Nitantara izy fanisy fikambanana ingénieur minier rosianatarihin'ingahy Azzacov, nandavaka tanyambanin'ny tany. Rehefa nahalavaka tanyamin'ny 14,4km izy ireo dia nisy fitrangan-javatra mahatsiravina. Nihanafana nyfanambanin'ny tany, ary nanomboka naheno feosy hiaka mahatsiravina izy ireo. Rehefa tsyzakan'izy ireo ny fihainoana izany dia nanapa-kevitra fa hametraka microphone sy fitaovanahafa mba hahafahana manaraka izay zava-miseho tany ambany tany. Rehefa izany diavoaray tamin'ny fitaovana electronika faniakatra 1000° ny hafanana, ary nisy feo syhiakiakam-pijaliana tsy zaka renesinanoraisin'izy ireo tamin'ny vata fandraisam-peo.Indro zaraina amintsika ny feo avy any amin'nyhelo voaray taminizany andro izany. Ity feo itydia tsy misy truquage, tsy namboarina, fa feoavy amin'ny archive-ndry zareo tao amin'nytélévision TBN, ary ananan'ny BBC dika mitovy.
มุมมอง: 27
วีดีโอ
"Fitia ifanolorana" Hira fiangonana Jesosy Mamonjy
มุมมอง 296ปีที่แล้ว
"Fitia ifanolorana" Hira fiangonana Jesosy Mamonjy
TANO MAFY IZAY HANANANAO (HIRA FIANGONANA JESOSY MAMONJY)
มุมมอง 534ปีที่แล้ว
TANO MAFY IZAY HANANANAO (HIRA FIANGONANA JESOSY MAMONJY)
ILAY NANAO NY RANOMASINA_Hira noël 2023_JESOSY MAMONJY
มุมมอง 891ปีที่แล้ว
ILAY NANAO NY RANOMASINA_Hira noël 2023_JESOSY MAMONJY
AFAK'OTA AHO_Hira Noel 2023 JESOSY MAMONJY
มุมมอง 99ปีที่แล้ว
AFAK'OTA AHO_Hira Noel 2023 JESOSY MAMONJY
Famindram-po lalina ( Fihirana Jesosy Mamonjy 296)
มุมมอง 79ปีที่แล้ว
Famindram-po lalina ( Fihirana Jesosy Mamonjy 296)
MITSANGANA MIHAZAVA_FANEVA 60ème Anniversaires 2023( HIRA FIANGONANA JESOSY MAMONJY)
มุมมอง 1.2Kปีที่แล้ว
MITSANGANA MIHAZAVA_FANEVA 60ème Anniversaires 2023( HIRA FIANGONANA JESOSY MAMONJY)
Midera an'i Tompo e !