RAMONJIMALALA Herinjatomanana
RAMONJIMALALA Herinjatomanana
  • 11
  • 85 299
Gabriellah - cover "Ireo andro lasa" LALAO RABESON
Fisarahana, fifandaozana tampoka...
Anefa mbola te hitoetra eo foana,
mbola te hijanona fa tsy afa-manoatra.
rehefa mitodika mijery ny lasa anefa isika dia mahatsapa fa mila manaiky amin'izay, mila mihavana amin'ny lasantsika mba hahafahana mandroso...♡
- Etoana dia maneho fankasitrahana feno ny Zoky be, Ray aman-dreny : Lalao RABESON.
- son/arr : Herimaminiaina Fanou
- Vidéo : ARIFILMS.MG ( RAFANOMEZANTSOA Zo Herihasina )
- Manitra RABARISOA
- MiA beauty
- Custom Café
มุมมอง: 4 050

วีดีโอ

Sitrako - OnjanDrafitra Antoko Mpihira
มุมมอง 3.8K2 ปีที่แล้ว
Sitrako ny hihira lalandava ho anao ry Ray o Raha mbola ato amiko ny aina Noraisiko avy Aminao ODAM
Izaho no fahazavana - OnjanDrafitra Antoko Mpihira
มุมมอง 2.4K2 ปีที่แล้ว
IZAHO NO FAHAZAVAN’IZAO TONTOLO IZAO Izay manaraka ahy tsy mandeha mamaky haizina Fa hanana ilay hany fahazavan'ny fiainana Inoy ny hazavana raha mbola aminareo Hahatonga anareo ho zanaky ny hazavana Izay mandeha atoandro tsy mba mety ho tafintohina Satria ny hazavan'izao tontolo izao no hitany F'izay mandeha alina tsy maintsy ho tafintohina Satria tsy mba manana an'ilay fahazavana
Ty firenena ity - OnjanDrafitra Antoko Mpihira
มุมมอง 7K2 ปีที่แล้ว
Tompo Ray be fitia Mba tantano ny dia Fa ny sandry maherinao No hifikiranay.... ODAM
Nahita hazavana tomarataratra (Ankalazao) - OnjanDrafitra Antoko Mpihira
มุมมอง 3.4K3 ปีที่แล้ว
Nahita hazavana tomarataratra Ny vahoaka namaky ny haizim-pito Namirapiratan'ilay mazava Ireo nogejain'ny fahoriana Izaia 9, 1 -3, 5 - 6
Gabriellah - cover "Ity tanako" NÔNÔ
มุมมอง 29K3 ปีที่แล้ว
- Vocal: Gabriellah profile.php?id=100063701980800 - Arr/Son: HERIMAMINIAINA Fanou - Vidéo: Arifilms Mada - Mise en Beauté: Mia Beauty
Mahaiza misaotra
มุมมอง 9K3 ปีที่แล้ว
OnjanDrafitra Antoko Mpihira Mahaiza Misaotra sy mankasitraka Ny Tompo Nahary nifidy Anao Tanatin'ny maro, tanatin'ny tsara Misaora
Tsara ny mankalaza - OnjanDrafitra Antoko Mpihira
มุมมอง 17K3 ปีที่แล้ว
Tsara ny mankalaza anao ry Iaveh, ry Avo indrindra sy midera ny anaranao sy mitory ny hatsaram-ponao. Ary ny tsy fivadihanao nony alina, nony maraina Amin'ny lokanga, ny harpa sy ny valiha. ODAM
Taona vao - OnjanDrafitra Antoko Mpihira
มุมมอง 1.5K3 ปีที่แล้ว
Ry Ray ô, mba tsofy rano re ny andronay ety.... ODAM
Ry Josefa - OnjanDrafitra Antoko Mpihira
มุมมอง 1.9K3 ปีที่แล้ว
Ry josefa olo-marina ilay mpandrafitra tao nazareta dia zanak'i Jakoba taranak'i Davida. Izy ilay sahiran-tsaina mafy, hanambady an'i Maria, sy ho Ray mpitaiza an'i Jesoa. ODAM
Ny iriko fatratra - OnjanDrafitra Antoko Mpihira
มุมมอง 7K3 ปีที่แล้ว
Zavatra iray loha no angatahiko amin'Iaveh sady iriko fatratra te honina ao an-tranony aho ny andro rehetra hiainako Salamo 26

ความคิดเห็น

  • @gabrieldasilva1465
    @gabrieldasilva1465 หลายเดือนก่อน

    Fantastique ! Top class ! Salutations de Suéde

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n หลายเดือนก่อน

    Makasitraka tompoko ! Deraina ny tompo 💒💌💌💌🙏🙋

  • @andoniainaRANDRIANARSION
    @andoniainaRANDRIANARSION 3 หลายเดือนก่อน

    tena tiako ranga a, tohizo foana ny fiderana ny Tompo

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 3 หลายเดือนก่อน

    Tsara sy mahay ny chorale Onjandrafitra. Fiangonana nitaiza h@ fahazaza.❤

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison 3 หลายเดือนก่อน

    19/07/2024 HALELOIA AMEN

  • @HeryDario
    @HeryDario 5 หลายเดือนก่อน

    Tena fatratara, mankasitraka

  • @RadoANDRIAMANARINTSOA
    @RadoANDRIAMANARINTSOA 9 หลายเดือนก่อน

  • @josephrandriamanampisoa4522
    @josephrandriamanampisoa4522 10 หลายเดือนก่อน

    Mahaiza Misaotra sy Mankasitraka ny Tompo nahary nifidy anao,tao anatin’ny maro tao anatin’ny tsara misaora❤❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 11 หลายเดือนก่อน

    Mila anao tokoa ny firenenay Andriamanitra o!

  • @nainarakotondrasanjy4816
    @nainarakotondrasanjy4816 ปีที่แล้ว

    Tena tsara be! Misaotra e!

  • @nainarakotondrasanjy4816
    @nainarakotondrasanjy4816 ปีที่แล้ว

    Ilay hira efa tsara, dia nasianao facon hafa nihirana azy koa izay tena mampita hafatra tokoa Tafavoaka tsara e Misaotra 🙏

  • @pierrerandriamanantena5260
    @pierrerandriamanantena5260 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo mamelona n'y Hira noforonin Mompere Baigny Dezy ary nampita iny ho vetesiny Chorale Antsa Faravohitra fony Vao navoakany ary avy eo dia nataony ho anisany Antsa ho fihinana any Ampiangona a.

  • @CludeGeorges
    @CludeGeorges ปีที่แล้ว

    Aucune personnalité...💩

    • @ramonjimalala
      @ramonjimalala ปีที่แล้ว

      D'après vous, c'est quoi une personnalité ? 😁😁

  • @linasamuel09
    @linasamuel09 ปีที่แล้ว

  • @raharisoaanais4
    @raharisoaanais4 ปีที่แล้ว

    Parmis mes souvenir d'enfance à Sambava quand j'avais 5 ans avec ma sœur Rasoa Julienne qui était Institutrice Notre-Dame où Sacré cœur à Sambava don elle était Chorale aussi,.J'ai que ça comme souvenirs de cette époque

  • @jeanpaulrandriambeloma4230
    @jeanpaulrandriambeloma4230 ปีที่แล้ว

    Où se trouve Gabriellah actuellement, je ne me souviens plus où je l'ai rencontré la dernière fois ! Sacrée Gabriellah 🥰

  • @sooniegasy4411
    @sooniegasy4411 ปีที่แล้ว

    Découverte mahafinaritra mihintsy le cover an'i Gabriellah. Mankasitraka anareo ny mpankafy o!

  • @anjaharijaona5340
    @anjaharijaona5340 2 ปีที่แล้ว

    🥰🥰🥰

  • @mamitube247
    @mamitube247 2 ปีที่แล้ว

    Tsara ny midera ny Anarany ❤❤❤ Tohizo ODAM! Tohizo St Joseph Mahamasina! Zay ko manohy avy ati lavidavitra ati @APV Canada ❤❤❤. On est toujours unis par notre paroisse 🙏🙏🙏

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy5133 2 ปีที่แล้ว

    Belle diction.

  • @lilianelala4156
    @lilianelala4156 2 ปีที่แล้ว

    Mihaino an'i Nono dia mihaino anao samy kanto dia kanto ery, bravo! Fanaperana!

  • @RMJos
    @RMJos 2 ปีที่แล้ว

    Merci Gabriella 😍🎧🎼

  • @lovalova3798
    @lovalova3798 2 ปีที่แล้ว

    Tiako loatra ,mankasitraka indrindra ❤❤❤

  • @sederafanantenantsoa7286
    @sederafanantenantsoa7286 2 ปีที่แล้ว

    Tiko lôtra🥰😍😍🥰

  • @dagorama4079
    @dagorama4079 2 ปีที่แล้ว

    Milay b

  • @stephanoherilala8532
    @stephanoherilala8532 2 ปีที่แล้ว

    💚❤️🙏

  • @stephanoherilala8532
    @stephanoherilala8532 2 ปีที่แล้ว

    💖💚👏🙏

  • @marcrakotondratsoavina9537
    @marcrakotondratsoavina9537 2 ปีที่แล้ว

    ODAM 🙏🙏🙏

  • @miharimanantsoadomoina8551
    @miharimanantsoadomoina8551 2 ปีที่แล้ว

    tena tsara be

  • @dinarazafindrakoto4983
    @dinarazafindrakoto4983 2 ปีที่แล้ว

    Woaw!!!! arrangement tsara loatra

  • @brunoherveandrianaivo400
    @brunoherveandrianaivo400 2 ปีที่แล้ว

    Tena kanto e! na ny clip na ny hira sady hira fiderana. Mankahery anareo hahvita be hatrany e!

  • @tokihasinaantoine3929
    @tokihasinaantoine3929 2 ปีที่แล้ว

    tiako zani cover zany, misaotra

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 2 ปีที่แล้ว

    Je me souviens de ma jeunesse en chorale avec ce chant 🙂🙂🙂🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @marieclarisseaugereau7629
    @marieclarisseaugereau7629 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra eeeee👍👍👍👍 tsara bé iiay fisaorana eeeee 🙏🙏🙏🙏

  • @marieclarisseaugereau7629
    @marieclarisseaugereau7629 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra eeee 🙏🙏🙏🙏

  • @passionmusique2058
    @passionmusique2058 2 ปีที่แล้ว

    Mérite d'être écoutée, tout est sublime: une très belle voix,l'arrangement,la prise de son ,le clip. Bravo!

  • @consuellarabe6114
    @consuellarabe6114 3 ปีที่แล้ว

    Tiako be ity hira iray ity, ilay video misy ny sary eo aminy Hotely vao manomboka koa mety be! 👍🏻

  • @lembagnol5882
    @lembagnol5882 3 ปีที่แล้ว

    50 taona aty aoriana, fa mbola tsara foana. Maharitra mandrakizay ny fankalazana sy fiderana an'i YAWEH Izay Avo Indrindra

  • @joelrazakariasy8235
    @joelrazakariasy8235 3 ปีที่แล้ว

    KKKKK mahafinaritra e!