- 38
- 500 403
RANDRIANARISOA FANIRY LAZA
เข้าร่วมเมื่อ 24 ต.ค. 2014
วีดีโอ
Resadresaka fohy niarahana tamin'i CKYCKY
มุมมอง 308 หลายเดือนก่อน
Resadresaka fohy niarahana tamin'i CKYCKY
HAFATRA FOHY AVY AMIN'NY MIALY RAKOTOMAMONJY
มุมมอง 408 หลายเดือนก่อน
HAFATRA FOHY AVY AMIN'NY MIALY RAKOTOMAMONJY
Fandaharana SUCCESSFUL Coach Jean Adriano
มุมมอง 6ปีที่แล้ว
Fandaharana SUCCESSFUL Coach Jean Adriano
VAZON'NY LANITRA - Ray o! (NEW CLIP EVENGELIQUE 2023)
มุมมอง 84ปีที่แล้ว
VAZON'NY LANITRA - Ray o! (NEW CLIP EVENGELIQUE 2023)
Fihaonana sy filaharana niarahana t@ SVM/SPAA 10Anio Alatsinainy 01 May 2023 teny Ivato
มุมมอง 17ปีที่แล้ว
Fihaonana sy filaharana niarahana t@ SVM/SPAA 10 Anio Alatsinainy 01 May 2023 teny Ivato
Ny hafalina tao aorihan'ny fandresen'ny Barea CHAN
มุมมอง 133ปีที่แล้ว
Toy izao kosa ny teny Anosivavaka Ambohimanarina teny t@ fandresen'ny Barea CHAN
Un des élèves qui étudie dans le Temple Xizu à Madagascar
มุมมอง 212ปีที่แล้ว
Un des élèves qui étudie dans le Temple Xizu à Madagascar
Bonne Année 2023
มุมมอง 28ปีที่แล้ว
"Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2023 ny tenako dia mirary soa sy fahombiazana hatrany samy hotahin'Andriamanitra"
VAZON'NY LANITRA -Manambara Fiderana - Clip Malagasy Evangélique Nouveauté 2018
มุมมอง 1.2K5 ปีที่แล้ว
VAZON'NY LANITRA -Manambara Fiderana - Clip Malagasy Evangélique Nouveauté 2018
VAZON'NY LANITRA -Zanaka Adala- Clip Malagasy Evangélique Nouveauté 2018
มุมมอง 2.3K5 ปีที่แล้ว
VAZON'NY LANITRA -Zanaka Adala- Clip Malagasy Evangélique Nouveauté 2018
SOA JESOA FA TEO IANAO AMPIFITIA FJKM ISOTRY FITIAVANA FIDERANA FANOHANANA ALAHADY 8 JOLAY 2018
มุมมอง 1666 ปีที่แล้ว
SOA JESOA FA TEO IANAO AMPIFITIA FJKM ISOTRY FITIAVANA FIDERANA FANOHANANA ALAHADY 8 JOLAY 2018
Ny Koraita He Matoky FIDERANA FANOHANANA ALAHADY 8 JOLAY 2018
มุมมอง 2436 ปีที่แล้ว
Ny Koraita He Matoky FIDERANA FANOHANANA ALAHADY 8 JOLAY 2018
Ny Koraita Manarintsoa Finoana Jesoa Fitiavana FIDERANA FANOHANANA ALAHADY 8 JOLAY 2018
มุมมอง 16K6 ปีที่แล้ว
Ny Koraita Manarintsoa Finoana Jesoa Fitiavana FIDERANA FANOHANANA ALAHADY 8 JOLAY 2018
LEHIBE NY FINOAKO Rojo(Ny Avo)& Barrys (KARAOKE)
มุมมอง 6K7 ปีที่แล้ว
LEHIBE NY FINOAKO Rojo(Ny Avo)& Barrys (KARAOKE)
AMPELATANANAO Rojo(Ny Avo)& Rija Kely (KARAOKE)
มุมมอง 16K7 ปีที่แล้ว
AMPELATANANAO Rojo(Ny Avo)& Rija Kely (KARAOKE)
SPOT CONCERT DE PROMOTION "NY AVO" ny 14 MAI 2017
มุมมอง 527 ปีที่แล้ว
SPOT CONCERT DE PROMOTION "NY AVO" ny 14 MAI 2017
🧓🤩😘💐🎆 ARAHABA no voalohanteny Rahavana
Tamin'ny M'Vetso Kristy nahenoko anzany voalohany 👍 Tsara e
Aleloia! Tena tsara be le hira! Misaotra betsaka an i Rojo sy Rija fa tena mampahery be le hira fiderana. Mba faniriako any aoriana any raha sitrapon ny Tompo raha tonga aty Geneve (Suisse) Rojo Ny Avo dia mba hiaraka hihira sy hidera an Andriamanitra. Mankasitraka amin ny fizarana ny video fa tsara be.
tiko be le feo miaraka samy mangafeo❤❤❤
mankasitraka e
Samy mafy reto amn feo
❤
MISAOTRA NAMA A 💖💖💖
tsara e, merci
mahafinaritra e
Merci🙏❤
Merci🙏❤
Fitiavana mandrakizay no nitiavany antsika ka dia nampaharetany famindram-po ho antsika,Tsara ny Tompo,mankasitraka anareo tsara b le hira
Tiako loatra🙏🙏🙏🙏
Amen mankasitraka tompoko fa tena tsara
Kanto loatra
Ampelatanao tompo ny fianako sy izao rehetra izao🙏❤️
Mifaly fa tena mendrika ho anareo ny tompo.😊😇❤🙏
TSARA e, samy tsara feo be nareo, isaorana ny Tompo nanome talenta toy zao. Mendrika ho hiraina Izy e
Amen
Tsara de tsara le hira, Voninahitra ho Azy Ray Mahefa ny zava drehetra
Tsara tena tsara!
Mbola fahasoavany tokoa no mbola mahavelonaina antsika e...mendrika ho Azy ny dera sy voninahitra!!!!
Misaotra fa tena tsarabe le hira
Tsara e! Tahiany tompo ianareo hanome ny tsara ho azy foana!!!!..............
Mahafinaritra be le fampiarahampeo nareo 2 lahy fa mba ataovy matetitetika e! Tsara ny midera ny Tompo !
Izaho koa ihira ny anaranao sy iantso ny anaranao Jehovah o! MLAY LE HIRA RY RIJA KELY SY ROJO NY AVO a!!!!!!!!
Tsr lotr isaoran mandrakariv tomp ar midera s manome voninahitr hoaz irer iany
Mankasitraka.tahin tompo daholo isika rehetra
Cucu zoky, tsara be
fiadanana tsara ny Jesosy
Tena tsara, mampahery.
MISAOTRA INDRINDRA Jesosy Kristy a raha tsy ianao zahay tena very tiko be le hira fiderana
ampelatananao tompo o ny fianako izao
TIAKO BE NAREO ROA LAHY TOHIZO AZA MIJANONA NA MIEMOTRA AMEN
Apetrako eo ampelatananao jesosy ny fiainako, misaotra betsaka indrindra tamin' ity hira ity
hira aho ary tsy hitsahatrany hiantsoa ny anaranao Tompo ooo!
Tsara ny midera ny Tompo e Aleloiaz
mafinaritr eh
Tsara loatra ny hiranareo . 👍 Deraina ny Tompo
Tsara ny midera ny Tompo,ampelatananao TOMPO ny fiainako sy izay momba ahy ,tsara be le hira fa mampahery
Ampelatananao Jesosy ny fiainako.
Tsara be ilay hiranareo sady misy hafatra be fonosiny
Azalah eeee efa karah an danitra mitandregny andre 2lahy ai !milamigny ai sady mamy loatra zalah ai mankasitraka eeee
Miteny be ny scénario ry zareo an
Tena mahafinaritra e, mirary soa
Tsara lotra , tiko be mankasitraka reto a!
Amen <3 Tsara ny Tompo! Tena tsara ihany koa ilay few
Voninahitra hoan'A/tra irery hiany💝💝💝
tsara be le hira feo tena tiako